mitady hira

1. rawazina ( 20/02/2007 15:54)

nadabande: ilay we "naona re zato ianao no milofika tahaka zao..."

ary lay we:" ka mandrapiaona a!ka mandrapiaona é!any vola any ny taona mbola ho tafaona
novalian'i pissoa ny 21/02/2007 15:06
2. Fiffi ( 20/02/2007 15:59)
nadabande ? hay misy zany mpihira zany koh ? tena ohatran'ny zay zah vao nahita an'io.....fa tadiaviko hiany sao de....
3. pissoa ( 20/02/2007 17:44)
Ito aloha ilay voalohany ... dia io ihany no tadidiko fa tsy haiko raha io daholo. :oops:

Nahoana re izato ianao
No milofika tahaka izao ?
Hita misoritra eo an-kandrinao
Fa ory ianao.
Inona ary no tsy zakanao
Ka mandreraka anao toy izao
Ny fiainana ve no tsy tantinao.

Mitraka ka aza kivy
Raha sendra izay mangidy
Mijoro ka mahereza
Atanjaho ny saina.
4. ari.malala ( 21/02/2007 13:50)
io daolo le izy ka! miverina fts le anidniny io refa vita le refrain de zay
5. pissoa ( 21/02/2007 15:06)
OK ! misaotra ari. a !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0851