Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i hira72, milahatra araka ny daty
hira72
(
20/02/2007 17:01)
music tahitienne mba henoy ange e
mba henoy ange ireto zik tahitienne ireto e:
tena tsy nampoiziko ho tsara
Tena mahafinaritra ,milamina nefa tena tsara
[url=http://livedigital.com/content/album/32017]tsindrio ito[/url]...
tohiny
novalian'i xylo ny 21/02/2007 13:51
hira72
(
23/01/2007 22:01)
tia zouk ve ianao...indreto hira zouk maro dia maro henoinao
tsikaritro nony aho nanisy hira zouk gasy tamin'ny site dailymotion voalohany fa tena tsara ny zouk gasy
Ho faankasitrahana ireo nankafy izany dia ity misy lien nataoko misy ireo zouk ato an-tran...
tohiny
novalian'i hira72 ny 25/01/2007 14:47
hira72
(
21/09/2006 20:08)
Ireo hiran'i Ejema rehetra, kaiamba rehetra,raha te hihaino.
Ny tanjoma moa tsy hoe ho-concurence an'ny radiovazo gasy(radio en ligne izay ankafiziko tokoa sady henoiko tsy tapaka )fa ny mba hampita ny kely hananana e!
gratos moa mazava ho azy.
Tsy manome ...
tohiny
novalian'i xxx ny 04/02/2007 13:02
