Ireo hiran'i Ejema rehetra, kaiamba rehetra,raha te hihaino.

1. hira72 ( 21/09/2006 20:08)
Ny tanjoma moa tsy hoe ho-concurence an'ny radiovazo gasy(radio en ligne izay ankafiziko tokoa sady henoiko tsy tapaka )fa ny mba hampita ny kely hananana e!
gratos moa mazava ho azy.

Tsy manome telechargement mba ho fitandrovana ny zon'ny mpamorona




novalian'i xxx ny 04/02/2007 13:02
2. booboo ( 21/09/2006 20:11)
aia raha zao ?
4. booboo ( 21/09/2006 20:16)
misaotra รด
5. Vaika ( 21/09/2006 21:04)
Milay be, dia misaotra indrindra hira a !=D
6. cutie ( 21/09/2006 21:14)
za koa efa mihaino
fa merci :P
7. pitoussy ( 21/09/2006 21:18)
misotra eeeeeeee

=D=D=D=D=D=D
8. hery ( 21/09/2006 21:34)
hira72> afaka manome mp3 ny RVG kah. Manaraka ny zon'ny mpamorona ny RVG ka raha hira efa nivoaka tamin'ny alalan'ny OMDA dia azo alefa ao amin'ny RVG.

RAha misy mp3 mbola tsy ananan'ny RVG dia azo apetraka ao amin'ny

ftp://ftp1.radiovazogasy.com

Misaotra

9. tafita ( 21/09/2006 21:42)
Misaotra anareo eram-po eran-tsaina
Hatana velogna ny aigna

Angamba dia tsy hatory anio alina fa hihaono hira
Merci =D=D=D=D=D=D
10. zandrikely ( 22/09/2006 20:10)
masaka e , misaotra eee , hafa ihany ilay original , mankasitraka
11. hira72 ( 23/09/2006 09:51)
oki hery
omeko daholo ny hira ato rehefa misy fotoana.Efa nieritreritra izany aho fa ilay izy mila ftp ity no manahirana ahy satria mandany andro be raha ireo hira rehetra ireo

Oki fa alefako manaraka e
12. sheki ( 16/10/2006 15:52)
:DSao dia mba misy manana tononkira n'i Lola ilay hira hoe "Hihetsika" iny azafady??
13. sheki ( 16/10/2006 15:57)
Misaotra betsaka mankafy e!!!!!
14. hira72 ( 20/10/2006 11:13)
niampy ireo hira ,efa manomboka mametraka ireo video aho,mazotoa daholo mijery e!

jereo eto

Raha mis fotoana moa dia hampiako ireo zouk bobaka ato an-trano ato;sy ireo zik hafa

Dia mazotoa mijery e!
15. Fiffi ( 20/10/2006 14:56)
hira72: mankasitraka foana eh! de misaotra anao hatrany ! =D=D=D=D
16. belaza ( 20/10/2006 16:40)
tena mankalaza e eram-po, eran-tsaina, misaotra ny namana hira72=D
17. hira72 ( 22/10/2006 10:39)
tsisy fisaorana e!
Hita fa mba efa miha liana amin'ny internet ny gasy ka dia atao izay hanintonana ny olona ihany koa mba hanisy ireny video gasy ireny amin'ny internet satria mbola tara dia tara isika raha ohariko amin'ny aty france.
18. hira72 ( 22/10/2006 10:40)
raha misy manana video any aminy any ka tiana alefa dia mba alefaso dailymotion ,na youtube .
19. tywa68 ( 22/10/2006 18:33)
misaotra anao ry hira72 an !
20. hira72 ( 07/11/2006 16:10)
sao mba misy manana ilay hira rija oelijaonina ,namako ianao?mba alefaso dailymotion fa tena tiako io.mba miangavy e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0506