Ampidiro aloha ny tenimiafina
music tahitienne mba henoy ange e
1. hira72
(
20/02/2007 17:01)
mba henoy ange ireto zik tahitienne ireto e:
tena tsy nampoiziko ho tsara
Tena mahafinaritra ,milamina nefa tena tsara
tsindrio ito
2. Fiffi
(
20/02/2007 18:04)
hummm.......manja an ! misaotra nizara !:) mankasitraka foana eh ! :)
3. Fiffi
(
20/02/2007 18:04)
ary tena noheveriko miteny gasy ry zareo indraindray ao @ le hira an ! hihihihhi
4. xylo
(
21/02/2007 13:51)
tsara le hira ka! misaotra e