Mangidihidy fitombenana

1. nikopol ( 20/02/2007 11:08)
Tato ho ato dia mangidihidy matetika ny fitombenako. Mety hahazo vola be ve za?
novalian'i Stretch ny 23/02/2007 18:37
2. ratonga ( 20/02/2007 11:42)
ngôdé daka v^dy aza no mananotanina:-D:-D:-Dfa mitandrema sô zay vô loza=))=))=))
3. kelly13 ( 20/02/2007 11:45)
:-D:-D:-D soloy hafa ndray ankia le sôra ry nikopôly kely a, hihihi
4. nikopol ( 20/02/2007 11:48)
kelly inona no soloina ? ny solosaina ve ? :-D
ratonga sady be bôty be le sipa fa rao vodaka amizany mety rovitra pataloha a
5. kelly13 ( 20/02/2007 11:52)
nikôpôly, le sôra oaaaaaa, sy le fitombenana tant que tu y es, :-D:-D:-D
6. nikopol ( 20/02/2007 11:55)
za efa nijanona sôra taminy 14 février ! dia efa misasa fitombenana foana fa mangidihidy be, ohatrany ny hahazo vola zany
7. fasaly ( 20/02/2007 11:55)
dinho am loopy kalou ry nikopol fa sao misy mormpion miafina any an!:-D:-D:-D:-D
8. ftma ( 20/02/2007 12:03)
feno kankana izany nikopol ko :wink: mihinana voanjo
9. nikopol ( 20/02/2007 12:03)
:-D:-D:-D:-D

le morpion kosehina dia mahazo volo ohatran'ny bingo ve ry fasaly?
10. nikopol ( 20/02/2007 12:05)
ftma bon anniv klo !
le kankana fantatro tsy tia voanjo ry ftma !
11. kelly13 ( 20/02/2007 12:09)
nijanona sôra ono izy? odoié! d ra mangididy aza d ôtrôrrrr eeee!!!! hahahaha
12. nikopol ( 20/02/2007 12:10)
kelly bedin'i Maman za dia nijanona sôra ! mitady namana hanôtra e :cry:
13. kelly13 ( 20/02/2007 12:11)
ountsoooo, kay mbola bedin'i maman i nikôpôly, c trop mimi hihihi!!! antso avo ho an'ny namana, mba ôtrôrina hono i niko eeee
14. nikopol ( 20/02/2007 12:14)
ie, Maman masiaka be fa soa ihany fa variana amin'i Bon papa izy !
15. ftma ( 20/02/2007 12:18)
nikopol: ka le voanjo manpadositra ilay kankana ko :roll:
16. kelly13 ( 20/02/2007 12:19)
ftma>sao hampatavy kakana retsy zany voanjo zany d vao maika ry zareo maka toerana ao @ niko ao? hahahaha
17. nikopol ( 20/02/2007 12:27)
ftma sy kelly ! sao mba katsaka rireto no tsara ampiana ?
18. kally ( 20/02/2007 12:50)
ny hoe sipa mangidhidy efa reko ihany fa izay aho vao naheno hoe bandy mangidihidy.lol
Sao dia be kankana marina ary izany ry Niko?
19. nikopol ( 20/02/2007 12:53)
kally mety ho hafahafa be marina raha bandy no mangidihidy fitombenana an ?
Mety ho faly daholo ny tary mpankafy tary :-D:-D:-D:-D
20. fasaly ( 20/02/2007 12:56)
enjana be nge reny morpion reny ry niko fa diniho akaiky ihany e:?:roll::wink::-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1605