Mangidihidy fitombenana
41. Fiffi
(
20/02/2007 15:46)
ka tsy aleo ve akia mankany @ mpitsabo ? mety tsy ho kankana ange zany fa possible ohatra hoe ny tsinay no misy haretina eh !
42. nikopol
(
20/02/2007 15:49)
fiffi sery vitan'ny anamalao ve hamonoana vatotr'akoho. marina fa mievonevona be ao aoriana za fa aleo aloa atao aminy ady gasy ihany. sao mba misy volabe io koa ?
48. kelly13
(
20/02/2007 17:28)
lolll ôtran'ny makany @ radoko rehetra d mila maka rdv ono ianao ry niko kely a
49. fasaly
(
20/02/2007 17:51)
niko kely:-D:-D:-D:-D
mila maka ihany alou sao be ny kil ka! fa torohevitra iray andramo aloha sao afaka ihany alohan'ny hahatongavana aty amiko tondraho ny rano mangotra we rahaafaka zao mangdidy zao:-D:-D:-D
mila maka ihany alou sao be ny kil ka! fa torohevitra iray andramo aloha sao afaka ihany alohan'ny hahatongavana aty amiko tondraho ny rano mangotra we rahaafaka zao mangdidy zao:-D:-D:-D
53. sakaizakely
(
21/02/2007 15:54)
nanao ahoana izy tao ry niko ? tonga ve ny vola ? Aza hadino ny namana sy tapaka e :P
dia aza hadino koa ny manasa tanana...
ahoana moa ilay ohabolana sinoa ?
izay matory mangidihidy fitombenana mifoha ratsantanana masiso ? (qui dort avec le cul qui gratte se réveille avec les doigts qui puent :{ :{)

58. ftma
(
21/02/2007 21:52)
nikopol: mbola tsy afaka ihany ilay mangididy?
fasaly: tsy vao maika ve akia harary?
fasaly: tsy vao maika ve akia harary?
60. fasaly
(
22/02/2007 07:06)
ftma: kou tsy marary nge hono fa mangididy e! hihih ny ahy refa mangididy lotra ny eny am vatana de tsondrotsondromina fa tsy vitan'ny hotroitra ....