Ampidiro aloha ny tenimiafina
Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
niryna
(
23/02/2007 02:24)
Mangana
Inona ry ireto ny fanalana haingana ireny mangana ireny? Voadona ny vodim-pandriana ny fe-ko dia mangana be kanefa efa kely sisa dia hanao short:roll:...
tohiny
novalian'i xxx ny 24/03/2007 19:08
sambatra
(
22/02/2007 23:01)
Alika mivory, mahatsikaiky!!!
Dia mbola nandinika hatrany ny Ntaolo, hoy izy ireo:
"Manao fivorian'alika ka orokoro-body no betsaka."
(Tandremo izany ry mpanao pôlitika malagasy "fayot")....
tohiny
novalian'i wooda ny 04/03/2007 00:52
karinah
(
22/02/2007 22:45)
NJILA
Manahoana daholo o,..:P
Misy ho any @ le fampisehoana Njila @ Sabotsy izao ve nareo? ny tenanay manko anisan'ny mpankafy NJILA(l), ka mba te hanontany raha misy mandeha any, hafa ihany manko ny man...
tohiny
novalian'i sahia ny 21/03/2016 13:55
aifijo
(
22/02/2007 20:06)
ankoalabe
S/t ! Saika mba hangataka ny hiran`ny tarika ny ainga "ankoalabe". Misaotra indrindra ny namana....
tohiny
novalian'i Fiffi ny 22/02/2007 21:06
kally
(
22/02/2007 18:55)
Fampianarana ao Madagasikara ahoana marina?
Gaga aho raha nahita ny fomba vaovao enti-mampianatra ny ankizy any @ fanabeazana fototra amin'izao.Asa na ny hahadonendrina ny ankizy no tanjona na ahoana fa dia tsy rariny loatra!...
tohiny
novalian'i lila ny 02/04/2007 10:47
nikopol
(
22/02/2007 18:54)
Aiza no diso ?
[u]Tsy marina ny lazain'ity frazy ty. [/u]
...
tohiny
novalian'i Stretch ny 24/02/2007 08:40
sambatra
(
22/02/2007 18:41)
Ohabolana mahatsikaiky nefa mahakasika antsika rehetra
Nandinika ny Ntaolo malagasy :
"""Tsara vitana toy lehilahy be filahiana latsaka an-drano ka natsingafon'ny voany."""...
tohiny
novalian'i Stretch ny 02/03/2007 18:17
Fiffi
(
22/02/2007 18:20)
Natokana ho antsika vehivahy hiany ity an !
[IMG]http://membres.lycos.fr/caendras/02/Glits_029c9e88b4cd7b591fa090c8891960b3.gif[/IMG]
anadao isika hiaraka hanala azy ato ry zavavy rehetra an ! de hataontsika tambabe zay lhl mamaly ato an ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 24/02/2007 19:09
hery
(
22/02/2007 16:54)
MAP - Madagasikara Am-Perinasa
Ho an'ireo izay mbola tsy nahita tany ho any dia misy an'io tahirinkevitry ny MAP io ihany koa azonao alaina ato. http://malagasy.it/?rub=pages/page&page_id=p45d7aa4a8ed5c
...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/02/2007 05:47
miorafitia
(
22/02/2007 16:47)
lehilahy tsy vanona
manadala ny namako be ny sipako taloha. mbola te hisarika ny saiko hiverina aminy ve no dikan'izany sa tena olona tsy vanona izy?...
tohiny
novalian'i vale ny 23/02/2007 22:10
Oceaneblue
(
22/02/2007 15:07)
Rolf sy Faniah
Mba mangataka an'le hiran'i Rolf sy Faniah Tsy izaho sy ianao iny ry reto za a! Hirain'i Onja pazzapa sy Firmin angamba le izy ao @radio vazogasy rà tsy diso za! Misaotra e!...
tohiny
novalian'i sitlo ny 23/02/2007 22:34
nikopol
(
22/02/2007 14:41)
Mitombina ve sa ?
Mahatsapa tena ho tena ratsy tarehy be loatra aho. Hany ka ny fianako rehetra dia tsy mandeha amin’ny laoniny mihintsy. Ny ara-pitiavana dia tsy zarizary fa tsy misy tovovavy mety hiaraka amiko mihi...
tohiny
novalian'i tywa68 ny 25/02/2007 18:35
saho
(
22/02/2007 14:39)
Filazantsara aty ivelan'ny Gasikara sy any Gasikara
Mandalina ary aza mitsahatra mivavaka ianao
Vakio Epistily voalohany ho an 'ny Tesaloniana...
Tesaloniana voalohany
antoko 1 sy antoko 2 antoko 3:Fiarahabana ny Tesaloniana, sy ny fisaorana an...
tohiny
novalian'i Fanambinana ny 24/02/2007 18:53
Stretch
(
22/02/2007 12:56)
takariva i Pod !
Sao de mba misy manana ny clip n'io soirée an'ny Apple io reto nareo .
henoko ny fisiny fa mba mahalina ahy hoe aôna ny feeling niainga tam zany samy mandihy am zikany,
misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i cutie ny 23/02/2007 23:32
tokymashi
(
22/02/2007 12:52)
angataka hira
Saika mba angataka ilay hiran'ny Bodo misy hoe: "Rehefa lalim-paka sy tsara joro tsara ilay hazo novoleko"
Misaotra tompoko...
tohiny
novalian'i vao2vao2 ny 14/02/2015 00:40
joliza
(
22/02/2007 09:42)
aona ra
aona ny fijena srin'ny namana tsy izy rehetra fa fifina oatra oe maina zao zany oe tsy votery hijery ny rehetr fa mba fomba tsotra eh. misaotra mialoha mamly eh...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/03/2007 20:07
niryna
(
22/02/2007 08:01)
Hafatra farany ho an'i Tovo !
Narary voan'ny cancer i Lalao ka na dia natao ny rehetra dia nihomby tsy ankijanona ny aretiny.Nanafatra ny dokotera fa fohy sisa ny andro hiainany.Tovo zanany anefa dia mbola zazabodo tsy mahalala n...
tohiny
novalian'i niryna ny 23/02/2007 02:21
niryna
(
22/02/2007 07:22)
Pomme d'Adam?
Inona no nahatonga ny anaran'ilay taolana mibotsina eo amin'ny tendan'ny lehilahy hoe pomme d'Adam?:P:P...
tohiny
novalian'i niryna ny 24/02/2007 04:50
niryna
(
22/02/2007 07:19)
Mbola afaka mankany an-danitra ihany ve Satana?
Efa noresahintsika teo fa noho ny fahotana dia nazeran'Atra ety an-tany niaraka ny anjely maro dia maro izay nanara-dia azy Satana.Ary dia nampiasa ny miaramilany izy nandripaka sy nanimba ny fianan'n...
tohiny
novalian'i niryna ny 12/03/2007 03:33
