Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
tslem
(
26/02/2007 12:39)
baw
tsita ni forum sahady baw fa nankaiza? sao mba misy mahita azy ô? :cry::cry:...
suite
répondu par sitlo le 03/03/2007 18:28
crilou
(
26/02/2007 10:30)
tononkira
Sao dia mba misy manana ny tononkira ny "mainte", hira avy any Toliara, na ilay version voalohany na ilay version an'i Rajery? aiko fa ao anati'nilay pochette de CD an'i Rajery ny tononkira fa tsy ana...
suite
xxx
(
26/02/2007 09:55)
Mihena be ny lanjako isaky ny manao rapport zaho ,
Tsy haiko hoe aona fa dia mihena tokoa nylanjako rehefa manao manao firaisana ara-nofo izaho , izaho dia vehivavy 50 kg no tena lanjako normale satria zaho jeune femme 23 ans , ka isaky ny hoe avy man...
suite
répondu par Aino le 28/02/2007 12:17
xl
(
26/02/2007 07:38)
ny lehilhy tsy mba ratsy...
zava-misy izany...
suite
répondu par apache le 14/04/2007 06:14
tsiafoi1
(
26/02/2007 06:15)
Mtady tononkiran'i Bodo "tsy maninona raha toa ka faniriana
Mitady mafy tononkiran'i Bodo misy ilay hoe :"Tsy maninona raha toa ka fanirian'iray tsy to, tsy isika no mandahatra mialoha..."
Tsy haiko ny lohateny fa hira efa tranainy be izy io fa tena tiako be...
suite
répondu par tsiafoi1 le 02/03/2007 11:23
Tenio
(
26/02/2007 06:13)
sambo
Nisy olona izany nanao entretien fa hiditra ho marin na tatsambo dia nanontaniana:
Mahay milomano ve aloha ianao?
Ann!!Fa ahoana klé!! fa angaha tsy misy sambo intsony???
...
suite
répondu par xxx le 28/02/2007 15:02
tambawaks
(
26/02/2007 05:59)
chirurgie esthétique
aiza r'reto a.Iza nareo no mahita ny misy le manao chirurgie esthétique eto Tana.:^)
...
suite
répondu par tambawaks le 28/02/2007 11:50
tambawaks
(
26/02/2007 05:54)
ody fitia maika ô
:evil:zé mba manana anle ody fitia an Ifanihy ô!^:^:-D...
suite
répondu par Fiffi le 28/02/2007 11:23
zamanoro
(
26/02/2007 05:39)
Mba te hihaona amin'ny gasy any London
SAlama daholo,
Mba handeha any London aho amin'ny faran'ny volana Mars. Ka manontany hoe mba misy Gasy azo antonina ve any? Tsy hiantranoana akory, fa mba ifaneraserana fotisny.
Zamanoro, manorolahy...
suite
répondu par andrianirina.rakotondravao le 20/01/2018 15:11
sakaizakely
(
25/02/2007 21:59)
noana aho izany
mijery Zone interdite za zany dia mikaraikona mitsy ny vavoniko. Kaly bonne be ato izany nendry Bocuse, Fauchon, Ducasse sns...
Noana aho e :-/ :-/ :-/...
suite
répondu par Fiffi le 04/03/2007 17:48
randrialain
(
25/02/2007 19:28)
managataka tononkira
mba managataka tonokira an'i vola sy noro, anjavidy ,sy ilay hoe fantatro ianao fa malahelo mitady hitomany, misaotra indrindra e!!...
suite
répondu par Fiffi le 26/02/2007 07:44
randrialain
(
25/02/2007 18:04)
mangataka tonokira
mangataka ny hiran'i vola sy noro, ny lohateny DINA...
suite
répondu par Fiffi le 25/02/2007 18:24
xxx
(
25/02/2007 17:41)
je t'aime
tena tia (l)(l)(l)be any nikopol nefa tsy posible!!:snif::snif::snif::snif:
dia aleo ihany ho raisiko ho namana ianao!!...
suite
répondu par nikopol le 13/03/2007 08:20
Bita
(
25/02/2007 17:38)
Omeo kely sopapa e! Lamozika
Lamozika
Tsy misy manaratsiratsy lamozikè!
Tsy misy manambanimbany lamozika
Fa lamozika jolie
Ianao mankafy...
suite
répondu par Ccdz le 22/08/2023 21:50
Samoana
(
25/02/2007 16:47)
Hidihidy !
Hatsikana mba nindramiko t@ serasera rahavavy iray ity e ! Mety mba mahaliana an'i niko mangidihidy lava. hihihi :
Nisy mpivady efa ela be nivadiana dia tsy nety niteraka mintsy farany nanampan-kev...
suite
répondu par andry08 le 03/03/2007 12:19
huitcentsix
(
25/02/2007 15:46)
Ny voadiko
Mitady mafy ny tonon'ny ity hira ity aho, ny titre tsy dia sûr loatra aho hoe marina, "ny voadiko"
ny fiantombohany angamba no moramora aminareo kokoa ny hafantatra azy : "Izao no voady, izay hata...
suite
répondu par Fiffi le 25/02/2007 18:59
atyan
(
25/02/2007 15:24)
maika anao
ah enfin... de la fraicheur...
suite
répondu par Fiffi le 25/02/2007 18:27
bazylou
(
25/02/2007 13:11)
potika tsy nisy azo noraisina
sahady ny 40% ,y lalalna vita e!!! :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:lol::lol:...
suite
répondu par Solitikabe le 01/03/2007 03:26
08051972
(
25/02/2007 13:04)
vadimbazaha
rehefa manambady vazà ve dia par interé fôna ka zay tia @ (l)tsotra dia azo lazaina fa:oops:...
suite
répondu par bobone le 19/04/2007 07:37
team
(
25/02/2007 10:11)
hijery anao
Mba mitady ny tononkiran'i tarika Ambondrona "Hijery anao" asafady indrindra.
Misaotra mialoha....
suite
répondu par Fiffi le 25/02/2007 11:02
