vadimbazaha
1. 08051972
(
25/02/2007 13:04)
rehefa manambady vazà ve dia par interé fôna ka zay tia @ (l)tsotra dia azo lazaina fa:oops:
novalian'i bobone ny 19/04/2007 07:37
2. fasaly
(
25/02/2007 13:54)
fa iza aloha izany zay tia am fo tsotra zany e!????
enao ihany defa mamaly ny fantanina kou!:roll::roll:
enao ihany defa mamaly ny fantanina kou!:roll::roll:
3. fasaly
(
25/02/2007 13:59)
de na misy intérêt anefa na tsy misy dia in no olan'ny hafa amzany ????de in kou no hahamenatra amzany????:roll: sady ny olona rehetra matoa miaraka am ranona na i ranona samy manana ny intérêt kely ho azy dool anie e! fa samy manana ny interêt ilainy fotsiny io.....
5. fasaly
(
25/02/2007 14:27)
tywa: aiza kosa e! mahia lotra raha izao defa vita hihihih...hevitro io fa samy manana zay heviny klou de endrasana:wink::°):-w:-D
6. chakkakkely
(
25/02/2007 15:20)
marina mintsy alo eh matoa ianao manambady an iny olona iny misy interet kelinao foan ao fa io arakaraka an le interet misy ny interet materiel , ao ny interet sentimental asa fiteny ve zany hiihhi fa matoa ianao manaiky ny hivady am iny olona iny misy ilavanao azy foana ao (misy interet anao ao ) , donc na gasy io na vazaha dia mitovy ,
fa saingy angamba mety hoe interet materiel angamba no tianao lazaina eto ve ?
fa io koa ange fomba fijery ivelany fotsiny iany eh indrindra moa fa ny any dago hoe rehefa vazaha dia manana foana , fa rhefa tongaa ty mbola misy aza ny vazaha mahantra pire noho ny gasy ka donc ............. :^):^):^):^)

7. xxx
(
25/02/2007 15:21)
za tia olona ary tena tiko am foko manontolo izy , izy koa tena tia ahy am fony manontolo fa tsy misy par intere zany na kely aza.zany hoe izy alouh gasy eh! mifankatia zahay d zay d zao samy mihezaka mafy ho an zanakay refa miteraka.
8. chakkakkely
(
25/02/2007 16:21)
ka yn interet anao aminy ange zany dia le hoe tianao izy eh , ilay fitiavana , satria tianao izy , ra tsy miaraka aminy ianao dia very zavatra nefa ra miaraka aminy ianao dia mahazo fitiavana bedabe sady hafaka manome fitiavana bedabe :^):^):^):^)
io oa tsy voatery materiel , ilay interet io an
io oa tsy voatery materiel , ilay interet io an
9. Samoana
(
25/02/2007 16:33)
Ilay tsy afaka mibitsibitsika am-pototsofina @ teny malagasy no mahasamihafa azy. Ankoatr'izay mitovy.Tsy misy hanambady olona tsy mi-"interessé" azy kosa angamba e:P
10. fasaly
(
25/02/2007 17:21)
xxx: alalino ny dikan'ny hoe intérêt:roll::wink:
misy antony matoa nitia azy enao! de io antony nitiavanao azy io no anotsina hoe interet nitiavanao azy:-P:-P:-P:-P tsy ho veotery matériel na zvtra hafa foana no atsoina hoe interet:-P
misy antony matoa nitia azy enao! de io antony nitiavanao azy io no anotsina hoe interet nitiavanao azy:-P:-P:-P:-P tsy ho veotery matériel na zvtra hafa foana no atsoina hoe interet:-P
14. Fiffi
(
25/02/2007 18:42)
ny intérêt voalohany indrindra raha hanambady vazaha de NY FITIAVANA ...ny hafa manaraka eny hiany....indrindra moa raha samy tia....
16. baw
(
25/02/2007 18:51)
sady tsy mahavelona ange zany fitiavana sy ranomangatsika zany fotsiny e! donc ilaina ny interet reciprok (mety v zany teniko zany? :-D)
17. Fiffi
(
25/02/2007 19:12)
zao ange ry zareo eh ! ny zavatra tena tsy azon'ny saiko de misy foana ny olona zay milaza hoe raha manambady vazaha de par intérêt foana io ! heu.....ary ny mahagaga de tsy milaza an'io ry zareo raha vahiny hafa an ! fa vazaha hiany ! bdb ange ny vahiny manakarena noho ny vazaha eh !
Ny saina mihintsy no tokony hamboarina satria.....firifiry ireo vazaha zay mandeha any @ île ireny mitady vady ? donky......tsy ny gasy foana no mitady fa ry zareo koh !
Ny saina mihintsy no tokony hamboarina satria.....firifiry ireo vazaha zay mandeha any @ île ireny mitady vady ? donky......tsy ny gasy foana no mitady fa ry zareo koh !
18. xxx
(
25/02/2007 19:26)
Izay lazainy eo ry Fiffi dia lazainy fa ny ahy ny vadiko dia mahita interêt nivady tamiko ary izaho nahita ny olon-tiako, samy nahita ny notadiaviny ka inona ny olana fa samy daholo ny pokona .Izay tsy faly hoe mibotsina fa tsy hitady hafa handany andro ery akory .:-D:-D:-D
19. fasaly
(
25/02/2007 19:42)
marina zany fiffi, sady ny vandy ngah misy frontiera e! zay tandrify anao de zay zany.....:-P
20. kelly13
(
25/02/2007 20:39)
tsy efa nande v ny dinika sahala @ ty e? atsangano ny tanan'izay vadimbazaha!! hihihi