vadimbazaha
42. kelly13
(
26/02/2007 13:59)
sinon tenenina ny zaza oe "si ton papa ne ramene pas de sous,ce sera lui ton nouveau papa" hahahahahahahahahaha
(azafady fa lasa teny hafa²)
(azafady fa lasa teny hafa²)
43. fasaly
(
26/02/2007 17:52)
tywa68:
hay tsy maintsy manambady vazaha vao afaka maka ???:-D:-D
:-D:-D:-D:-D:-D:-D ka try mety kou! aleo mba ho samy hafa ny gout nlay izy e!:-P
44. fasaly
(
26/02/2007 17:55)
kelly: ary tsy maintsy hoe haka doublure ihany zany! raha izaho kosa no manambady vazà tsy maka doublure vazà tolny klé:? aleo gasy ihany:-D:-D:-D:-D fa chuttttt hay tsy azo tenintenina zanyn ! aza mbola mihanahana otran'ny gana kou be revy revy eo!:?
47. fasaly
(
26/02/2007 19:35)
kelly!: efa haiko njya mande fa iraika ihany no mahaliana ahy ao de i kix izany de tsy tadidiko tsony ny sisa, i mamz aky mahalala tsara an'izy ireny an! iza tkou mou re e!:roll::roll::roll: lery koa tsy ratsy fa somary fohy de.....:-P
xxx::-D:-D:-D:-D
xxx::-D:-D:-D:-D
48. kelly13
(
26/02/2007 19:49)
mande aiza klou e, tsy arako tsony kle hihihi! mince iza ary mou, enfin bref lolllllllll
49. fasaly
(
26/02/2007 19:56)
tena otran'ny firesaky mamz amiko mahitsy ny firesaky injy ry kelly de mahatsiaro azy fatratra aho io:?:(:(:(
50. xxx
(
26/02/2007 20:47)
zah manambady vazaha fa tsy holazaiko hoe iza aho na dia hanontany any an-kafa aza ianareo ary tiako ny vadiko sady tia ahy, tsy tia gasy aho na dia hatao cadeau aza fa be taim-bava daholo ireo nefa nôfa be!
52. sakaizakely
(
26/02/2007 21:05)
fasaly:
kelly: ary tsy maintsy hoe haka doublure ihany zany! raha izaho kosa no manambady vazà tsy maka doublure vazà tolny klé:? aleo gasy ihany:-D:-D:-D:-D fa chuttttt hay tsy azo tenintenina zanyn ! aza mbola mihanahana otran'ny gana kou be revy revy eo!:?
marina mintsy zany ry fasaly
raha ravintonto sy henakisoa lava no laoka manjary monaina, dia mba ovaina akoho sy pitipoa na mortagueule, caviar na spesialté hafa kou :-D :-D:-D
54. fasaly
(
26/02/2007 21:24)
oujy tena nivadika contraire am zé tiko lazaina mitsy lay vosoratro
zà klou ky tsy tia kebab e!:roll::? kopy njy an!:-D
zà klou ky tsy tia kebab e!:roll::? kopy njy an!:-D
55. sakaizakely
(
26/02/2007 21:41)
arakaraka io ry fasaly
jerevo ange Roshdy Zem na Gad sy Ari Elmaleh kebab be manadala nefa =(( =((
jerevo ange Roshdy Zem na Gad sy Ari Elmaleh kebab be manadala nefa =(( =((
57. kelly13
(
27/02/2007 10:33)
fasaly:
tena otran'ny firesaky mamz amiko mahitsy ny firesaky injy ry kelly de mahatsiaro azy fatratra aho io:?:(:(:(
ahan! nga tsy mbola fantatrindry foana mou hatramin'izao fa clone-ko nge mamz e! hihihi
58. xxx
(
27/02/2007 14:22)
xxx:
iza no nantany????:roll::-D
tsy mila mpanontany fa te hilaza dia izay!!!! rehefa tsy faly mibotsina!!!:lol:
59. tywa68
(
27/02/2007 14:45)
kelly13 : toa i Njaka no anaran'ilay mpitendry clavier n'i ambondrona.
Tena misy mahavoa marina ilay dieux du stade aloha e :lol::lol:
Tena misy mahavoa marina ilay dieux du stade aloha e :lol::lol:
60. salmo1
(
27/02/2007 15:46)
sipambazaha sy sipa-malagasy alou zay vao vadimbazaha na vadingasy.
Ary misaina alou vao mipataloha sao ny ao ariana no lasa aloha.:D
Ary misaina alou vao mipataloha sao ny ao ariana no lasa aloha.:D
