vadimbazaha

21. sakaizakely ( 25/02/2007 21:13)
za manangatanana ambony be

tsy misy intsony zany manambady ara pitiavana zany @ zao fotoana fa hatevezan'ny porte monnaie ihany no ady eo e :-D

nena klou de par intérêt mintsy an. Raha tsy mitondra anah miantsena any @ bazar be io @ manaraka dia izy sy ny valiziny mody any @ baina sy baofy
Za zany te hikaly sambosa sy lasary gasy :^) :^)
22. fasaly ( 25/02/2007 21:41)
marina mitsy io! zé manambady amzao toa tena mijery anlay interet be mihitsy fa tsy fitiavana fotsiny tsony:-P alao de lazaina zé marina....
23. pissoa ( 25/02/2007 21:44)
aleo alou zany mba interesanty kely :oops::-D
24. pissoa ( 25/02/2007 21:44)
tapa-tsinay za =))=))=))
25. sakaizakely ( 25/02/2007 21:50)
isika vhv gasy manko raha vao manambady vaza dia lazaina fa par intérêt foana, dia aleo tsorina ny marina :°)
nena kou raha vao tsy mitondra vola mody isaky ny faran'ny volana dia allez, ousta ! ndana mody :twisted:
26. fasaly ( 25/02/2007 21:59)
pissoa: interesanty am inona androky:-D:-D:-D


sakaizakely: atansiô fa misy bandy gasy maro fatako miaraka am vazà an! de aon kou zany izy ireny:roll::roll::roll::roll::roll::roll:
27. sakaizakely ( 25/02/2007 22:03)
tsy reny ve le atao hoe gigolo ry fasaly ? hi hi hi

laingako kambo zany fa reny hono tena zamoureux be ko :-D :-D :-D :-D
28. fasaly ( 25/02/2007 22:31)
ié! zamouré be mitsy alou zé hitako e! fa mila sipa gasy ihany hamenoana azy ny ankamaroany:roll::roll::-D
29. sakaizakely ( 25/02/2007 22:52)
fasaly> :-$ :-$ :-$
tsy azo teniteninn zany =)) =)) =)) =)) =)) =))
nentsika koa ange, fenoina an'i Ricky, Robbie Williams sns e :-D :-D :-D
30. soanja ( 25/02/2007 23:43)
08051972:

rehefa manambady vazà ve dia par interé fôna ka zay tia @ (l)tsotra dia azo lazaina fa:oops:


Ny fahitako azy an dia ny fanambadiana dia matetika ampitivana foana. Misy kosa anefa ny par interet ankoatran'ny fitiavana dia rehefa ao vao manatevina ary lasa fitiavana ihany. Toy izany izao ny fanambadiana tamin'ny andro taloha, le hoe vady amboarina ireny. Betsaka ny manao an'io de refa avy eo anefa mifankatia ihany, fa ao koa anefa ny mifandao. Ao koa anie ny mifankatia de mifankaleo de mifandao ihany koa na dia ara-pitivana aza ny nanombohany e, ny mitovy razana io na tsia. Lalan'ny fiainana izany.
Fa raha mbola ny fanadihadihana kosa no jerena dia mateza kokoa ny fanambadian'ny mitovy razana na firenana aminao satria mitovitovy na mifankafantatra ihany ny kolontsaina niainana ny tsirairay, noho izany misy ny fafinkahazahoana akaiky kokoa. Saingy io koa aza dia miankina amin'ny value apetrakao amin'ny atao hoe fanambadiana sy tokatrano.
Ny fanambadiana hafa razana na firenana dia ilana fisokafan'ny sainan'ny tsirairay be be kokoa, vonona ny handray ny kolontsainan'ny hafa na hi-adapte amzany. F araha toa ianao kosa ilay hoe "ny ahy dia ny ahy ihany." De tsy mandaitra ny atao hoe fanambadiana ny samy hafa razana na firenena angamba fa matetika misaraka foana.
Na mandaitra ihany fa interets tokoa dia miafy eo ny iray. Be dia be tokoa no miafy amin'izany satria tsy zavadehibe aminy ny fijalian'ny fony, fa aleony manaiky ny fiadanan'ny vatany.


31. fasaly ( 26/02/2007 07:12)
sakaizakely: poika tsy ricky nge lay izy fa hoe kiks e!:roll::-D:-D:-D:-D
32. tywa68 ( 26/02/2007 07:20)
fasaly : i kiks dia ampy :-D:-D
33. fasaly ( 26/02/2007 07:24)
:-D:-D:-D:-Dié! i kiks de ampy ka io aza tsy ho lany indray mihinana:-D:-D:-D:-D:-Draha zà no manambady vazà otranan'y sakaizakely de zay mitry no hataoko e!maka iray otran'ny kix:-D:-D:-D:-D
34. tywa68 ( 26/02/2007 07:26)
hay tsy maintsy manambady vazaha vao afaka maka ???:-D:-D
35. xxx ( 26/02/2007 13:30)
par internet sa par interet =))

par internet daholo no namakiako azy hatrery ambony, avy eo aho vao tonga saina
36. sakaizakely ( 26/02/2007 13:41)
azafady ry fasaly, KIKS ary e ! KIKS KIKS KIKS

nena ROBBIE ROBBIE ROBBIIIIIIIIIIIIIIIIIIIE

And through it all
she offers me protection
a lot of love affection
even I'm right or wrong

and down the waterfall
whenever it may takes me
I know that love won't break me
when I come to call
she won't forsake meeeeeeeeeeeeeeee
I'm loving angel instead

yeah !!!!!!!!!!!!!!!!!!
37. kelly13 ( 26/02/2007 13:47)
za kou managatanana avo b hahahahahaha
d nenà ampiana an'i david skrela le mpanao rugby iny, hahahahahahahaha sinon i oayyy tsy haiko kory ny anaran'ilay ao @ ambondrona kou izy fa tsy KIKS (i KIKS efa an'i fasaly tsinn hihihi) fa le mpitendry clavier ry izy, le b volomaso b iny hihihi iza no anaran'iny mba lazao ahy azafady oe! hahahahahaha

sinon za nividy calendrier les dieux du stade fa mmhhh rarakivy hahahahahahahaha
38. booboo ( 26/02/2007 13:47)
xxx > aaaaaaaaaahahahahahahahaha
39. sakaizakely ( 26/02/2007 13:52)
kelly13> za kou mbo te hanana calendrier dieux des stades fa tsy compatible @ ankizy kely :-D :-D
40. kelly13 ( 26/02/2007 13:53)
afenina ao ambany ondana :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.008