vadimbazaha

61. fasaly ( 27/02/2007 17:49)
:-D:-D:-D:-D:-D
tongasoa alou salmo1:-*:-*:-*ary aza teniteny fôna eo fa sao lasa mody tsy mpataloha eo ndray fa atovy:-D:-D:-D:-D
62. fasaly ( 27/02/2007 17:51)
kelly: zany veuh....???kalou ho dinihiko ny amzany fa i mamz anie ka somary botabota e!:wink:
63. kelly13 ( 27/02/2007 21:27)
tywa68> ah miciiiii nanome info, @ les dieux du stade d i david skrela mmmhhhh no tena mmmhhhh hihhihi

fasaly>ié, jereo tsara fa i mamz clone-ko en bota² hihihihi
64. sitlo ( 27/02/2007 21:39)
hahaha

en bota^2 an
65. kelly13 ( 27/02/2007 21:42)
tsy za no bota² fa ny clone-ko k
66. fasaly ( 27/02/2007 21:44)
:-D
67. sitlo ( 27/02/2007 21:51)
za mantsy mba gaga ange eh. mamzelibe ve?
68. kelly13 ( 27/02/2007 21:53)
za madambe ka
69. tywa68 ( 27/02/2007 22:18)
ahoana io ry kelly13 a !

[URL=http://img251.imageshack.us/my.php?image=rabadanac9.jpg][IMG]http://img251.imageshack.us/img251/4678/rabadanac9.th.jpg[/IMG][/URL]

70. sitlo ( 27/02/2007 22:28)
neih
71. Stretch ( 27/02/2007 22:44)
inn ty lazain dry ry sitlo ?
neih . . .
72. sitlo ( 27/02/2007 22:46)
ka za vao saika hiresaka be, kanjo tonga dia ity sary ity no nipoitra teto 8-)
73. Stretch ( 27/02/2007 22:59)
tondé niteny Hitlera v ?
:-D
74. sitlo ( 27/02/2007 23:06)
miteny simpsons kah :lol:
75. Rasiligaoma ( 28/02/2007 05:45)
fa resaka tokoa.. misy maha samihafa azy tokoa ve ny vadim-bazaha akoatra ilay izy fotsy kokoa nohon'ny gasy sy ilay fiteny/fisaina tsy mitovy ary ilay zizi tsy mitapaka?

dia misy mahasamihafa azy ve ilay zizi mitapaka sy tsy mitapaka ry vadim-bazaha?
76. tywa68 ( 28/02/2007 06:43)
Rasiligaoma:

fa resaka tokoa.. misy maha samihafa azy tokoa ve ny vadim-bazaha akoatra ilay izy fotsy kokoa nohon'ny gasy sy ilay fiteny/fisaina tsy mitovy ary ilay zizi tsy mitapaka?

dia misy mahasamihafa azy ve ilay zizi mitapaka sy tsy mitapaka ry vadim-bazaha?


efa ao anatin'ilay fanontaniana ny valiny !:-D:-D

77. xxx ( 28/02/2007 07:21)
ny an'i vazà bota fa ny an'i gasy somary mahia!
78. sakaizakely ( 28/02/2007 09:58)
raha @ fo tsy miangatra aloha (aleo averina serieux kely le resaka miala tsiny) dia marina ilay hoe fomba fisaina samy hafa ary misy fiantraikany eo @ fiarahana.
Ny tontolo iainana angamba no mahatonga izany ve ... :?:
79. kelly13 ( 28/02/2007 10:53)
tywa68>milay an!!! ao tsara mihintsiny hihihihi

80. Fiffi ( 28/02/2007 11:41)
heu...de tsy aiko ry zareo fa samy manana ny tiany io an !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0079