chirurgie esthétique

1. tambawaks ( 26/02/2007 05:59)
aiza r'reto a.Iza nareo no mahita ny misy le manao chirurgie esthétique eto Tana.:^)
répondu par tambawaks le 28/02/2007 11:50
2. fasaly ( 26/02/2007 07:19)
fa in no amboarina eny am tambawaks:roll::roll::roll::-D raha ny maha tambawax zany no tiana hovaina dia tsy mila chirurgie fa ny fomba fihetsika sy fekanjo fotsiny no amboarina:-D:-D:-D:-D:-D:-D
3. tywa68 ( 26/02/2007 07:28)
poy ! tratra foana na dia efa miova endrika aza :-D:-D:-D
4. Fiffi ( 26/02/2007 07:54)
hanontanio eny @ hopitaly ! tsy hainareo ve fa efa lasa gratuit io ho an'olona heu....(sima) moa ?
5. nathie86 ( 26/02/2007 14:29)
miarahaba anao lou e. Fa inona r'se lay amboarina an sô de mba haiko:)
6. tisera ( 26/02/2007 16:21)
efa henoko hoe ilay clinique any tanjombato no manao liposuccion ka mety ilay any izany io ! misy olona fantatro metisy sinoa nanao izany tany dago fa dia omany aloha ny ariary be dia be ry tambawaks an ! toa t@ 2003 tany no efa 15millions "hono" no nalohan'ilay olona fantatro é! fa dia tena mitovy hevitra @ fasaly aho fa manao re-looking akia dia mamaky boky savoir vivre sns raha hahay ny fombafomba fandraisana isan-karazany ; fa tsy misy ohatry ny natoraly ange é!
fa raha ilay sima araka ny nolazain'i ffi dia misy association manao an'io tokoa gratuitement!
7. fasaly ( 26/02/2007 18:07)
tywa68: hihihih! hita foana ve amlay fiteny...asaina mi rouler rrrrrr! njay izy rah izany:-D
any brazil ry reto no mora be ny manao chirurgie a! fa ny ny fréquent indrindra dia ny fametrahana solonono sy solo-ravimpitombenana:-P;-)
8. chakkakkely ( 26/02/2007 18:36)
mahagaga ny olona eh , tsy mety faly am zay ananany , ny tsy ampy mametraka solony , ny be loatra manala , asa iany anga ity fiainan dra zanakolombelona ity ka ,
9. fasaly ( 26/02/2007 19:39)
ny ahy zao raha mba azoko hatao de mihena ny nono fa tsy voako mihintsy ny mahita azy lavitra!:x
10. tambawaks ( 28/02/2007 10:47)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D aleo alou himeh key
11. Tahiry ( 28/02/2007 11:24)
:-D:-D:-D
fa zao: nandeha t@ maTV io de tô resaka fanangezana no2 sy 7mbenana de mba eoeo oe ny prix;-)
12. Fiffi ( 28/02/2007 11:38)
chakkakkely:

mahagaga ny olona eh , tsy mety faly am zay ananany , ny tsy ampy mametraka solony , ny be loatra manala , asa iany anga ity fiainan dra zanakolombelona ity ka ,
zah mba gaga.....


13. tambawaks ( 28/02/2007 11:50)
fa mino ah ry Tahiry fa tslasa 8mbenana le fandehany refa hangezaina a
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1132