Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
poopie ( 27/02/2007 13:21)
vavaka
Manahoana nareo, Raha mba misy aminareo re mba manana ny tonon'ylai hira hoe" Ray o apetrako aminao ny fiainako tontolo izao Tsy mendrika aho ny atao hoe zanakao Amin'izao fianako izao t... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/02/2007 16:12
papala ( 27/02/2007 13:20)
mitady tononkira "hiran'ny lanitra''
sao de mba misy mahay nlay tononkira hirain'ny tarika VHF ; hiran'ny lanitra e? de misaotra mialoha=((=((=((... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/02/2007 16:12
rabaradaka ( 27/02/2007 13:18)
Hita mibaribary ny bontolon-Ravalomanana
Mibaribary rey olona ny bontolon-dRavalomanana : ambaraky ny efa difotry ny rano sady miakatra ny vidim-bary dia ny 4 avril havaovana referandôma ihany. Manahy aho fa tsy hisy hifidy ny vahoaka, fa n... tohiny
xxx ( 27/02/2007 13:11)
inona no tena dikan'ny peratra omena
vao niaraka 3volana am olona 1 aho, mifankatia izahay, fa ny nahagaga ahy dia nomeny peratra lafo vidy aho tam st valentin, tsy nilaza inona izy fa nomeny ohatry ny k-do tsotra le izy, k-do tsotra ve ... tohiny
novalian'i kally ny 06/03/2007 21:28
salmo1 ( 27/02/2007 13:05)
Hoy ny Baiboly ary Henoy ny ray amand-Reny.
Ary hoy izy taminy: Hisy firenena hintsangana hamely firenena, ary hisy fanjakana hintsangana hamely fanjakana. (Misy hiraisany ve ny lohahevitra sy hevitra?) ... tohiny
novalian'i fijo ny 28/02/2007 23:31
DONGAKA ( 27/02/2007 12:34)
Vehivavy manisy rojovolamena @ tongotra BORDEL!
Mananjina hono ireny volamena ireny ary mino aho fa marina izany.Nefa dia misy ireo vehivavy sasantsasany manao an'izy ireny @ cheville ary hitako fa tsy mendrika ilay izy..misy aza moa dia manao pier... tohiny
novalian'i jaloko ny 28/03/2007 17:19
salmo1 ( 27/02/2007 11:36)
indro aho fa efa niverina raha nahita an'ity fehezan-tenyity
[quote=xxx] expulsion de salmo Ravalomanana responsable hita izao fa ny fototry ny fialan'i salmo teto amin'ny serasera dia ny fitondrana ankehitriny. Depuis quand les policiens no afaka manao izan... tohiny
novalian'i fijo ny 28/02/2007 23:32
xxx ( 27/02/2007 10:12)
Izany tokoa ve ny atao hoe Democratie?
Tena mila tsy ho zakan'ny Malagasy intsony ity fiakaran'ny vidim-piainana ity,ny vary miakatra ,ny charbon miakatra ,sns rehefa ilaina ao an-tokatrano,miha-enjana ny vidim-piainana.Izny tokoa ve no ... tohiny
ronaldo09 ( 27/02/2007 09:09)
serie malagasy :Jiaby jiaby !Tohizo fa tena tsara
Nisy gasy nakaty Dago dia nitondra an'ilay serie mitondra ny lohateny hoe Jiaby jiaby nosoratan'i rikomsa Randria !Za aloha dia faly ary tena fier satria mahavita zavatra isika gasy!Mahafinaritra mi... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/03/2007 10:42
ronaldo09 ( 27/02/2007 08:40)
misy marina ve ny olona toka-po?
O ry zareo a!Tena marina ve fa misy tokoa ny vehivavy toka-po?Zany hoe ohatra lasa nianatra any ampita ny fofombadiny mandritra ny 7 taona dia afaka mijoro vavolombelona ve nareo fa tena mandra-piver... tohiny
novalian'i xxx ny 16/03/2007 14:52
newyork2007 ( 27/02/2007 08:03)
Mpanohitra ve ny katolika sa tsia ?
Taorian'ny fanazavan'ny arsevekan'Antananarivo, Odon Razanakolona, ny faran'ny herinandro teo, ny fomba fahitany ny fiainam-pirenena, dia hita fa nahazo vahana indray ny mpanohitra eto amintsika rehef... tohiny
novalian'i potsikely ny 30/11/2007 11:44
niryna ( 27/02/2007 07:58)
Ny bokin'ny fiainana?
Inona no atao hoe [u]"Bokin'ny Fiainana" na Book of life[/u]? Inona no mety hitranga raha tsy voasoratra ao ny anaranao? Ahoana no mahatonga ny anaranao ho voasoratra ao anatin' ny Bokin'ny ... tohiny
novalian'i niryna ny 12/03/2007 04:14
ronaldo09 ( 27/02/2007 07:42)
Tsy ny fanovana ny constitution velively no hampandroso
Gaga ny mpanara-baovao politika eran-tany amizao toe-javamisy ao Dago izao!Izay rehetra tonga eo dia manova ,raha tsy diso ny fitadidiako dia i-5 na in-6 izay no niova ny lalam-panorenana nefa vao ma... tohiny
novalian'i fijo ny 28/02/2007 23:39
madagasikara ( 27/02/2007 07:32)
Ho an'izay mahalala lalana,
Manahoana daholo e, Ho an'ireo izay mahalala lalàna na mpisolo vava na ireo izay efa nandia lalana toa ahy no ametrahako ny fanontaniana. Fa hafiriana aorian'ny aterahan'ny zaza no azo anaovana ny ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/02/2007 07:16
Bariry ( 27/02/2007 00:55)
Rohy misy ireo film sasany
Sao mba misy mahita ny rohy misy ireo film sasany aloha : Le masira,sns ee. Misaotra an'i Jefra aloha nanome ilay Volomborona eeee Dia miandry sao misy hafa indray... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/03/2007 17:36
xxx ( 26/02/2007 22:10)
Sary noesorina
Manao ahoana daholo, Hono ho'aho ry ireto, f'angaha tsy mety ny mametraka sarin'ny zazakely ato anaty serasera, izany hoe sarin'izy irery???? Nametraka sarin'ilay zanako mantsy aho à deux repris... tohiny
novalian'i sitlo ny 28/02/2007 00:28
xxx ( 26/02/2007 14:17)
Ny sex hono no hitiavana lhl
O ry vhv malagasy a! Manaiky ve ianareo fa ny *good sex* no mahatonga antsika vehivavy ho tia olona iray. Mino aho fa efa nahare angamba ianareo hoe ny africain tena chaud be mihintsy! Nisy fotoana ah... tohiny
novalian'i Vahinala ny 20/03/2007 16:07
melti ( 26/02/2007 13:45)
mila fanampina momba immigration canada
immigration canada mila fanampina avy amin'izay efa manana traikefa ny amizany na izay manana torolalana momba izany... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/03/2007 07:28
Salut ( 26/02/2007 13:32)
TSY MISY ANDRIAMANITRA?
Maro ireo olona tsy mino ny FISIAN'ANDRIAMANITRA intsony ankehitriny. Ka ho azy ireo indrindra no ametrahana ity fanontaniana ity: [center]RAHA TSY MISY ANDRIAMANITRA DIA AVY AIZA IZAO REHETRA IZAO?[... tohiny
novalian'i naej ny 20/03/2007 10:09
Mandefitra ( 26/02/2007 13:25)
La gloire de Vierge Marie
Hitako tao @ net http://www.santorosario.net/francais/gloires5.htm Ka mahalasa saina ahy : Le Père Contenson soutient la même doctrine ; il explique en ce sens les paroles adressées par Jésus du... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 9.4265