Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i newyork2007, milahatra araka ny daty
newyork2007 ( 02/07/2012 12:05)
Tsy zanakan'ny Merina ny fitondrana firenena fa avereno amin'ny Cotier
I Ravalomanana no mpitondra merina voalohany hatramin'izay ary mbola mampisalasala ny hoe voafidy ve izy sa tsia mba tsy hilazako avy hatrany hoe tsy lany izy: Ny olana nandritra ny fitondran-dravalo ... tohiny
newyork2007 ( 07/02/2011 14:02)
Tsy nahomby ny tetiky ny mpanaratsy ny FPVM
Raha ny fanaratsiana no nentin'ireo tsy mataho-tody mikasika ny raharaha FPVM , izay nataon'ireo mpanenjika ny Pasitera Randrianatoandro dia fantatry ny Malagasy fa fanaratsiana no tao ambadik'iny ... tohiny
novalian'i vale ny 14/03/2011 14:49
newyork2007 ( 07/02/2011 13:50)
Nodimandry vao izao i Ravalo....
Nodimandry teo amin'ny fahavalopolo taonany i Ravalo na iRavalohery Ernest Mpiasan'ny kaominina misotro ronono, Mpanadio tsena teny analakely no nahafantaran'ny maro azy ary noho izy lava ranjanan... tohiny
novalian'i cyril ny 10/02/2011 12:46
newyork2007 ( 27/02/2007 08:03)
Mpanohitra ve ny katolika sa tsia ?
Taorian'ny fanazavan'ny arsevekan'Antananarivo, Odon Razanakolona, ny faran'ny herinandro teo, ny fomba fahitany ny fiainam-pirenena, dia hita fa nahazo vahana indray ny mpanohitra eto amintsika rehef... tohiny
novalian'i potsikely ny 30/11/2007 11:44
newyork2007 ( 28/12/2006 10:17)
Porofoy fa mamim-bahoaka ny filoha
Raha ny fifidianana teo no jerena dia toa matahotra ihany ny tenako ny hilaza fa mamim-bahoaka ny filoha Ravalo satria tsy manerana ny nosy izy no nibata ny fandresena,ohatra fotsiny hoe ny fahares... tohiny
novalian'i bonazy ny 30/12/2006 21:17
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0075