Hoy ny Baiboly ary Henoy ny ray amand-Reny.

1. salmo1 ( 27/02/2007 13:05)
Ary hoy izy taminy: Hisy firenena hintsangana hamely firenena, ary hisy fanjakana hintsangana hamely fanjakana.

(Misy hiraisany ve ny lohahevitra sy hevitra?)



novalian'i fijo ny 28/02/2007 23:31
2. Fiffi ( 27/02/2007 16:14)
salmo1:

(Misy hiraisany ve ny lohahevitra sy hevitra?)
ato @ politika ve ? :roll:


3. salmo1 ( 27/02/2007 16:18)
ie! fa misaina alou vao mamaly!
4. fijo ( 27/02/2007 23:36)
ary ny mpanontany ve mba hafaka hisain akoa vao manontany sa mahazo mirediredy.
5. rush ( 28/02/2007 15:15)
sady zao ve ny resaka politika?
6. salmo1 ( 28/02/2007 15:53)
fijo:
ary ny mpanontany ve mba hafaka hisain akoa vao manontany sa mahazo mirediredy


ie! manana zo tsy isaina aho sady afaka mirediredy @ zavatra tsy misy dikany.

rush:
sady zao ve ny resaka politika?


amiko aloha mety ENY fa aminareo kosa angamba mety TSIA.
7. xxx ( 28/02/2007 20:56)
salmo1:

ie! fa misaina alou vao mamaly!



mandehana misaina aloha fa mahamenatra!
8. Robert ( 28/02/2007 21:01)
Ny baiboly ry zareo de miteny zavatra ankampobeny..

Eto an-tany de tsy maintsy hisy ady, ary ny olombelona de hisy foana ny tsy hifankatia.
9. salmo1 ( 28/02/2007 21:06)
:oops::oops: aiza ary zah zany? mahametroull fotsiny :-w
10. fijo ( 28/02/2007 23:31)
afaka tsy hisain atokoa ka valio irery ao ary ny resakao e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0525