serie malagasy :Jiaby jiaby !Tohizo fa tena tsara

1. ronaldo09 ( 27/02/2007 09:09)
Nisy gasy nakaty Dago dia nitondra an'ilay serie mitondra ny lohateny hoe Jiaby jiaby nosoratan'i rikomsa Randria !Za aloha dia faly ary tena fier satria mahavita zavatra isika gasy!Mahafinaritra mihitsy ry Baovola sy ry Ali,Ralay ao amin'ilay film !ny fizarana faha7 sy fahavalo no hitako fa mbola miodikodina any amin'ny tranona gasy namana sasany ny ambiny !Hoy aho hoe raha zao no mithy dia resin-tsika ny Latino-Americains!
novalian'i Fiffi ny 02/03/2007 10:42
2. Fiffi ( 27/02/2007 09:15)
efa bdb ange ny film gasy eh ! hummm.....sady milay an ! mahavita azy ny gasy kah ! =D=D=D=D
3. baw ( 27/02/2007 11:23)
zà zao sure fa i fiffi efa nahita ny solafaka2! :)
4. Bariry ( 27/02/2007 22:08)
Lefaso eo le solafa 2 eeeeeee
fifi tena mahita sopapa zany an!
5. Fiffi ( 02/03/2007 10:42)
baw: ié ! hihihihih hananako akia io an !

Bariry: indrisy fa tena tsy aiko ny mamoaka le film eto klé ! mi-coince foana ...:(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2773