Rohy misy ireo film sasany

1. Bariry ( 27/02/2007 00:55)
Sao mba misy mahita ny rohy misy ireo film sasany aloha : Le masira,sns ee. Misaotra an'i Jefra aloha nanome ilay Volomborona eeee
Dia miandry sao misy hafa indray
novalian'i Fiffi ny 18/03/2007 17:36
2. Fiffi ( 27/02/2007 09:13)
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m45db1707ebe1e
3. baw ( 27/02/2007 11:22)
zà koa mba tena mitady fa tsy mba mahita izay fahitan'ny olona :(
4. Bariry ( 27/02/2007 22:08)
Mercii Fiffi, saingy efa nojereko teto io Malokila io sy ny volomborona.
fa raha sendra misy dia ataovy eto ko ny manaraka toy ny :

Saranga tsy mitovy

Ambalavelona

Mila voa..

sns eeeeeee
Merci
5. Fiffi ( 02/03/2007 10:40)
saranga tsy mitovy , ambalavelona mila voa , hananako daholo ireo fa tsy mahay mamoaka an'io eto zah an !
6. Bariry ( 02/03/2007 17:03)
Fiffi,
anontanio an'i Hery aki....
Njy an! mampangetaheta ambony lakana eo a
miandry eeeeeeeee
7. mariah ( 03/03/2007 00:00)
Manahoana daholo isika ato,

Misaotra betsaka tamin'ilay film "takon'ila" fa tena mahafinaritra be! misaotra e!
Raha mbola misy dia mba ataovy ato indray hoe jerena ny sasany ? hihihi, tamana be zà
Bisous bisous daholo
8. dasy ( 03/03/2007 17:10)
heri, mba avoay ho anay ireo film i fiffi ireo é !
misaotra fa mahaliana foana
9. Fiffi ( 03/03/2007 21:25)
efa nandramako aloha fa tena mi-coince foana le izy an ! mila fanampiana zah an !
10. Bariry ( 04/03/2007 02:23)
Fiffi,
fa aôna no mi-coice e?
njy kouh! andraso fa lazaiko Ingahy webestre eeeeeee
zany ra-Hery mba jereo alouh fa tena efa te-hhankafy zany
11. Fiffi ( 04/03/2007 06:54)
Bariry: tena tsy tafa akia an ! matahotra zah sao de sanatria simba eo nihafarany le film .
12. Bariry ( 04/03/2007 13:10)
Fiffi : merci anjy niezaka fôna na izany aza, rehefa tsy tafa v atao aôna moa fa @ manaraka eee. Ao fa ho avy zah amin'ilay invitation hijery any aminjy... hamboatra bagage alouh hoy le anankiray teo...
Merciiiiiiiiiiiiiiiiiii
13. tisera ( 09/03/2007 20:01)
:( merci fiffi an! :-*:-*:-* izaho koa tena mpakafy film gasy : ireo malokila - saranga tsy mitovy - izao no mbola tsy hitako koa!
ary sao di mba misy dessins animés gasy r'ireto ho an-janako mantsy fa leiry koa tia film gasy tahaka ahy : lokilokin'ny hehy ery izy mijery ny rainizavona , sy ralaitavindravao ary vady sanjila. Ilay miadiady be sy policier toy ny ainga sns... aloha tsy mbola sahiko am-pijerena azy é! Fa nisy feuilleton gasy nalefan'ny tvm hoa t@ 2004 tany : tantaram-pitiavana : "sangondim-panina " angamba izy izay no lohateniny fa sao di mba misy manana?
14. Fiffi ( 11/03/2007 16:05)
sao de le misy trano mangamanga be akia ? :roll:
15. tisera ( 12/03/2007 19:24)
tsy tadidiko misy izany trano mangamanga be izany kah! fa toa ohatry ny tany @ hotel de therme antsirabe ny santionany @ ilay izy no-natao.
16. Fiffi ( 18/03/2007 17:36)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m45fd4b8c0adc5 jereo ao fa misy betsaka ao !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0886