Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xl
(
28/02/2007 12:29)
Ohatran'ny tany tsy misy olona aty e!...
izaho irery no aty o!...
tohiny
novalian'i pimaso ny 02/05/2007 07:03
voromailala
(
28/02/2007 12:25)
Tsidika fohifohy Annecy - Evian
Noraiketiko antsary mihetsika izany ny sary Annecy sy Evian indrindra fa ny Lac.
Ny tanjona moa izany dia hoe ireo toerana mahaliana any antanindrazana no hatao [url=http://asasary.blogspot.com/]oha...
tohiny
novalian'i niryna ny 03/03/2007 06:45
tslem
(
28/02/2007 12:20)
special stretch sy sitlo
:-D:-D:-D
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m45e4a1b8eb484
naningana mbaliana fa tsy manin :-D:-D:-D...
tohiny
novalian'i sitlo ny 05/03/2007 20:20
debonn
(
28/02/2007 12:00)
manampy anao
Ho antsika rehetra, raha mikasa hividy fiarakodia eto Allemagne ianao,izaho afaka manampy anao raha manano-sarotra ho anao ny fitenenana Allemand sy ny fitadiavana ny toera misy ny fiara tianao ho vid...
tohiny
novalian'i azzaro ny 25/04/2007 11:29
hery
(
28/02/2007 11:56)
VCD Vaovao Mima : 100% avec toi
Ho anareo izay te hividy an'ilay VCD VAovaon'i Mima (Avec toi 100%) dia ireto no toerana ahafahana mividy azy.
VCD BAZAR BE
10, rue du 14-Juillet
94 270 Kremlin-Bicêtre
Tél: 01 46 58 15 64 ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/03/2007 15:30
Rafotsy
(
28/02/2007 11:30)
SMS @ portable hoe rappeler o fa nahazo loka ianao
Salut daholo !
Tsy fantako na eto no tokony hamoako ity !
Zah dia naharay Sms nilaza hoe : votre n° a été tiré au sort et vous avez gagné 1 pack vidéo ou 3000€ ! Veuillez appeler le n°....p...
tohiny
novalian'i tolona ny 09/04/2007 23:51
xxx
(
28/02/2007 11:04)
Tsy hitako intsony zay hatao fa mba hampio eh!!!!
Za dia tovovavy ary nisy olona nifanerasera tamiko tao anaty net, izahay tsy mbola nifankahita ary tsy mbola nifankahalala, nafarany zah ho avy aty aminy(france) aty aminy zah zao .Tsy araka ny noheve...
tohiny
novalian'i roy ny 07/03/2007 13:51
hery
(
28/02/2007 10:29)
Ny toa izao no ilana ny vavaka
Tadidiko ny tenin'ilay mpampianatra anay izay P. Gabriele Navone (sady navoakany boky) hoe Ny vavaka dia Tolona fa tsy Sento. Ny finoana dia tsy resabe hoe tena nisy ve Adama sy Eva, na hoe firy ny fa...
tohiny
novalian'i cutie ny 04/03/2007 23:11
rakaroka
(
28/02/2007 10:12)
taolam-balon'i Jesoa!
Noresahina t@ France 2 omaly fa hitan'ny manam-pahaizana ny fasana nilevenan'i Jesoa sy Maria sy Josefa, en faite fasam-pianankaviana dia nisoratra tao ny anaran-drizareo ireo, dia noanalysén-drizare...
tohiny
novalian'i prime ny 19/03/2007 07:27
xxx
(
28/02/2007 09:19)
namana hono
tsy haiko oe aiza no asiako an ty fa mba alefako ato aloha satria mahatsikaiky anah
http://3.upload.dailymotion.com/tag/gasy/video/x1blc1_ny-tena-namana...
tohiny
novalian'i sitlo ny 03/03/2007 20:13
Fiffi
(
28/02/2007 08:53)
Voazara tamin'ny filoha ny alahelo.
Niaka-dapa tetsy Ambohitsirohitra io atoandro io ireo loholon'i Madagasikara, izay namaly ny antson'ny filoham-pirenena Marc Ravalomanana, mba hifampizara izay alahelo na hafaliana momba ny fanitsia...
tohiny
novalian'i xl ny 28/02/2007 13:43
yvrand
(
28/02/2007 08:09)
Max Exception sy Misaotra anao
Mba mangataka ny tononkira aminio aho izay manana, misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/02/2007 08:29
xl
(
28/02/2007 07:57)
Mangataka ny Pdt Ra8 mba tsy hanao esprit-ana businessman B!
Vue la situation actuelle dans le pays,
Une simple requette : "Que demande le peuple?"
- la diminution de prix du riz;
- aide aux sinistrés;
- sensibilisation des régions aux contenus de la con...
tohiny
novalian'i tsimatimanota ny 07/03/2007 13:36
sitlo
(
28/02/2007 03:49)
Arahabaina i KALAMITIA sy rabaradaka
Arahaba tratry ny tsingeritaona nahaterahana.
KALAMITIA (zany ny kofafa)
rabaradaka (zany ny gazetim-panjakana)
tracy (zany ny baoty)
ary soffia (zany ny moknazy)
:-D
nisinisy mihitsy tandro...
tohiny
novalian'i Mmamisoa ny 01/03/2007 10:12
LazaDaddy
(
27/02/2007 23:54)
Renin'andriamanitra?
Matetika dia [iniana] afangaro ny [u]naha-olona[/u] sy [u]maha-Andriamanitra[/u] an'i Jesoa. Anisan'izany ny fitenenana hoe "Renin'Andriamanitra" i Maria.
Ny mety loza aterak'io dia fanompoana sy f...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 05/03/2007 13:39
Stretch
(
27/02/2007 22:01)
miesona mierotra mitrena. .
manao an'reo zavatra telo reo hono aho am alina.
nihizingizina aho fa tsy izaho izany.
toy ilay mamo , hoe iza no lazain la mamo ? :-D
ka raha marina ireo de ahoana no tokony ataoko ?
...
tohiny
novalian'i Stretch ny 07/03/2007 23:04
Stretch
(
27/02/2007 21:25)
Enao io mihintsy !
[img]http://www.gasykamanja.com/ecarte1/images/small 1103105799rosecard.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i sitlo ny 28/02/2007 22:58
salmo1
(
27/02/2007 17:14)
mpisakana - tananarive, antsirabe
Inona hono ireto Policia mangataka vola rehefa misakana hisava taratasim-piarakodia. Teo Ambatolampy voalohany ary vetivety kely vao tonga teo Ambohimandroso, de sady misakana ry zalahy no mangataka. ...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/03/2007 23:15
salmo1
(
27/02/2007 13:58)
mampalahelo ny kibo tsy voky
Mihamahantra sa mihamanakarena ny tanindrazana Malagasy?...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/02/2007 23:27
rabaradaka
(
27/02/2007 13:31)
Momba ny Faritany mizaka tena
Manomboka eo amin'ny article 130 dia ny structures des provinces autonomes no resahina. Ny loza dia ity kay tsy tena fantatry Ravalo tsara izy ity...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/02/2007 23:40
