Momba ny Faritany mizaka tena

1. rabaradaka ( 27/02/2007 13:31)
Manomboka eo amin'ny article 130 dia ny structures des provinces autonomes no resahina. Ny loza dia ity kay tsy tena fantatry Ravalo tsara izy ity
novalian'i fijo ny 27/02/2007 23:40
2. xxx ( 27/02/2007 13:59)
anga ra8 tsy nianatra ny mombanio?
3. Fiffi ( 27/02/2007 16:10)
rabaradaka:
Manomboka eo amin'ny article 130 dia ny structures des provinces autonomes no resahina. Ny loza dia ity kay tsy tena fantatry Ravalo tsara izy ity
nefa ve fantatr'i rabaradaka :roll: nga hono de tena olona tsy nandiha fianarana mihintsy izy io ary tsy olona mpanao politika sady mpitondra ny fanjakana no tsy hahay an'io ? :roll::roll:


4. fijo ( 27/02/2007 23:40)
fa ahoana no ahafahan amilaza fa tsy fantrat'i ravalo le resaka?????sa dia toa ny finoan aihnay io.tsy fantany dia izay fotsiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0954