rabaradaka: Manomboka eo amin'ny article 130 dia ny structures des provinces autonomes no resahina. Ny loza dia ity kay tsy tena fantatry Ravalo tsara izy ity
nefa ve fantatr'i rabaradaka :roll: nga hono de tena olona tsy nandiha fianarana mihintsy izy io ary tsy olona mpanao politika sady mpitondra ny fanjakana no tsy hahay an'io ? :roll::roll: