Tsy hitako intsony zay hatao fa mba hampio eh!!!!
1. xxx
(
28/02/2007 11:04)
Za dia tovovavy ary nisy olona nifanerasera tamiko tao anaty net, izahay tsy mbola nifankahita ary tsy mbola nifankahalala, nafarany zah ho avy aty aminy(france) aty aminy zah zao .Tsy araka ny noheverako azy anefa fa hay izy efa lehibe sady mananjanaka2 ny 1 no nasehony ahy fa ny iray fantako ary hafeniny ahy mafy,lazainy fa 35 ans izy nefa 45ans hafeniny koa io fa fantatro. zao zah efa lany ny visa ko sady tsy mahita asa nefa zah tsy mbola te hody fa te hiasa kely aty aloha.Hisoratra zahay fa mbola miandry taratasy iray sisa fa efa tany am docteur nanao analyse nefa zah tena tsy tia azy mintsy no tsy te hivady aminy nefa tsy hitako zay hatao ka mba mila ny torohevitrareo SVP.
novalian'i roy ny 07/03/2007 13:51
2. booboo
(
28/02/2007 11:33)
raha azoko tsara dia hataonao tohatra hiakarana fotsiny izany ilay olona : ahazoana ttsy hijanonana hiasa "kely aloha " ? ? ahan....
Marina fa mety ho tsaratsara kokoa angamba ny fiainanao aty ivelany et gni gni gni, fa aleo miezaka manao zay marina hatrany @ fiainana...
Marina fa mety ho tsaratsara kokoa angamba ny fiainanao aty ivelany et gni gni gni, fa aleo miezaka manao zay marina hatrany @ fiainana...
3. Fiffi
(
28/02/2007 11:35)
heu......sady mpandainga zany le bandy..
sady efa lehibe .....
sady tsy tianao.....
nefa hanaiky hisoratra aminy hiany enao ? :roll::roll: de mba inona ny fiainanareo avy eo ? tahaka ny inona ? :roll:
hanao sacrifice @ fahazahoana paps ve le fiainana ? sa atao aloha zay ahazahoana an'le paps de miala avy eo ?
Ny nenina hono tsy aloha hananatra fa aoriana handatsa ka aleo miheritreritra tsara alohan'ny hisoratana aminy zany !
-zao koh no zavatra tokony ho fantatrao ry xxx an ! hisoratra nerao ? OK zany ! ....saingy fantaro tsara fa raha vao vita ny soratrareo de tsy maintsy mody any Dago aloha enao !!!!! de any no miandry ny carte de séjour-nao vao afaka miverina...
de ahoana zany no hatao ? hijanona hisoratra aminy , vita soamantsara io nefa tsy maintsy mody hiany aloha...
hisoratra @ olona tsy tianao ? de toute façon tsy ahazo halalana hiasa zany enao raha tsy en règle ny paps-nao nefa io any dago no ho voarainao fa tsy aty velively .....io ny lalana vao2.

4. Samoana
(
28/02/2007 12:27)
Ampiasao indray ny net de mitadiava tanora kokoa raha "tsy tia azy mintsy" ianao e !Aza forcer-na ny fanambadiana fa hanenenana ! Ny 35/45 mitovy ihany fa efa samy azo sokajiana ho soara @ eritreritrao izany. Ary k'angaha r'itony tsy nifampandefa sary t@ net fa tonga de nanaiky nahondrana t@ rôplanina toy ny entana e !! tss
6. xxx
(
28/02/2007 13:23)
tena nandefa sary tokoa izy fa sariny efa taloha be no nalefany d refa mi tel ahy izy d tena gentil be ,tam izy nitsena ahy aza tena tsy fantatro izy fa ny zokiny no niteny tamiko hoe io izy io. zah aloha tena tsy te hisoratra aminy mintsy eh! sady tsy te hiara hipetraka aminy tsony fa tsy hitako izay aleha no izaho koa tsy miasa.:cry:
7. Fiffi
(
28/02/2007 13:44)
xxx:de tena tsotra ange ny vaha-olana @ zany eh ! mandehana mody any dago aloha.....de mitady vao2 indray......(aza hatao fotsiny ny miklandy fa ahazo olana be ny olona nampiantrano anao sy nandefa certificat d'acceuil ho anao ...indrindra fa enao)
zah aloha tena tsy te hisoratra aminy mintsy eh! sady tsy te hiara hipetraka aminy tsony fa tsy hitako izay aleha no izaho koa tsy miasa.:cry:
8. sitlo
(
28/02/2007 13:50)
Raha izaho koa dia mody aho. Hafa ihany izany madagasikara izany. Klou dia efa mahazo lodsy efatra.
Aty raha manana klou ianao :^)
Aty raha manana klou ianao :^)
11. tynah
(
28/02/2007 17:59)
mivavaha mafy akia fa hanampy andry Andriamanitra ah! matoa ndry tonga aty sy am zao toerana misy an dry zao d misy zavatra tiany ho fantan dry ao. nefa hampio alou ny tenan dry d hanampy an dry Izy.:-*
12. xxx
(
28/02/2007 20:03)
Ny fanambadina ry anona tsy kilalao, ary tsy par intéret, tsy vitan'ny papier sy mijanona aty ivelany ny fanambadiana, sy ny fahasambarana....Tsisy dikany ny paps azonao ra tsy milamina ny fonao sy ny sainao ao antokantrano ao.
tsotra ny teniko aminao. Zay olona tena tinao sy sitrakiny fonao vadiana @ zay ianao tsy manenina ary azo hantoka fa hanaja ilay fanambadinao ianao.ary @ zay koa ianao miadana foana eo anilan'olotinao eo ary afa-po na mihinana sosoa aza. Fa na manakrena toy inona aza refa tsisy fitiavana ao antokantrano ao de zava-poana zany, tsy maahtsapa fahasambarana ianao, de aleo tsy misy. tsy n yvolabe ao antrano sy ny fanana zao rehetra zao akory no mampiadana, non, fa ny fiadanantsaina sy fo ary ny fifaliana ao anatinao ao no mitarika n yfahasambaranao.
ka zao, tsy ny papier ny olana, iny azonao foana na ho ela no ho aingana, fa ny hoavinao jerena, zay olona ho vadinao hiaraka aminao rahatrizay jerena, vitnao ve ny hiaraka mainy io olona io ho mandrakizay ,oui hoy ianao izy no tiko de ataovy ary.
Non hoy ianao fa par intéret ou par pitié pour avoir le ppas de adaboy, tsisy fahasambarana zany, ary tsy aharitra ny fanambadinao raha izany. ka anjaranao ny miheritreritra lalina!!! tomponkevitra @ fiainanao ianao. Na izany aza araka ny tenin'i namana etsy ambony tsy maintsy mody any dago foana ianao hivalidé ny paps anao, donc tsara ny misafidy dieny zao mbola tsy tafafatotra aminy izao ianao raha toa ka tsy tinao izy.

13. xxx
(
28/02/2007 20:25)
Fa inona no hanarahanao lehilahy tsy hitanao akory?
Dia avy eo ny olona rehetra mihevitra fa ny olona rehatra aty dia toa io??? Fa angaha raha hafarany dia mandeha nefa avy eo tsy araky ny tianao akory?
Ny fanambadiana anie ka tsy kilalao ka hoe ndeha handramako kely aloha ny atsy na aroa e!

14. patrick2002
(
01/03/2007 04:05)
Tiavo izy ra xxx ah ! izaho fotsiny ataovy antsaina ,mbola misy ratsy no ito any hoe ,dia ho sambatra ianao ,ny nahavoa anao io manko ,tena tsy ao @ le eritreritrao ilay rangahy, efa hitanao izy izao dia hamboary ny saina ,dia mety io.
Fa kosa tsy mety ny manao tohatra fiakarana olona ,tsy hop ambinina amin'izany mihintsy ianao ,rehefa mahatsiaro tena fa nofitahiny ianao ,dia tsory aminy ,fa aza mamaly ratsy ny ratsy.
Fa kosa tsy mety ny manao tohatra fiakarana olona ,tsy hop ambinina amin'izany mihintsy ianao ,rehefa mahatsiaro tena fa nofitahiny ianao ,dia tsory aminy ,fa aza mamaly ratsy ny ratsy.
15. Fiffi
(
01/03/2007 06:52)
non ! rehefa hoe tsy tiana de tsy tiana fa tsy misy an'zany hoe tiavo izy de ho manga ny lanitra.....
18. xxx
(
04/03/2007 17:05)
m'sotra anareo rehetra namaly ahy fa vohavaha ny olana ! nolazaiko azy fa tsy tiako izy fa efa soara be no sady namitaka ahy ka d nandeha nody zah ary aty dago zah zao.:-P
20. Stretch
(
04/03/2007 20:28)
ary speed ko i tsy lazaina zany de tafody klé!
tam 28.02.07 njy nitaraina oe oe oe.
de androany njy de milaza fa efa any dago.
fiffi> aiza daôly ny asina an zany folo zany.
tam 28.02.07 njy nitaraina oe oe oe.
de androany njy de milaza fa efa any dago.
fiffi> aiza daôly ny asina an zany folo zany.