Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
salmo1
(
01/03/2007 17:57)
hatramin'izao...
...mbola misy ve ny fialonana :?:...
tohiny
novalian'i melody ny 11/03/2007 20:03
08051972
(
01/03/2007 17:32)
ray ve ?
Manana namana vavy M/sy aho.nisara-bady izy ary niteraka lahy iray 17 taona. Nanambady Frantsay ilay vehivavy ary mipetraka tsy lavitr'ahy 5 taona izao.Any @ ray amandrenin-drakalakely io zanany lahy ...
tohiny
novalian'i prime ny 12/03/2007 13:47
saho
(
01/03/2007 17:29)
Voalazan'ny baiboly ny toetrandro eran-tany @ izao fotoana
Mamely miverina ve ny natiora? Olombelona manimba ny atmosphere noho ny famohahana gaz eran'ny habakabaka na aeroplane izany na fiara izany na industrie lehibe izany na ny fampiasana energie ilaina an...
tohiny
novalian'i Fanambinana ny 15/03/2007 18:49
Zina
(
01/03/2007 17:27)
Ny finoana
Betsaka ny resaka itako ato ary ny rehetra dia milaza hoe: "Ny finoana ihany dia mahavita an’io" (ohatra)..- finoana, fianoana….Tsisy maha-ratsy anizan’izany akory tsara dia tsara mihitsy.
N...
tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 13/03/2007 03:45
kelly13
(
01/03/2007 17:07)
ahoana izany?
http://www.dailymotion.com/video/x1aym4_discrimination-a-lembauche...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/03/2007 17:16
lemenakely
(
01/03/2007 16:34)
inona kay no titren'ilay hiran'i BLACK JACK misy hoe...
Raha mba misy namana tsara fanahy mbà manome ny hiran'i BLACK JACK ilay misy hoe ..Tsy aleo ve miaina tsy misy romoromo t@ rambomanga kely sy patsa
Toy izay any @ havana hanimpitoloha fa arahin-da...
tohiny
novalian'i lemenakely ny 02/03/2007 21:11
dores
(
01/03/2007 15:58)
Rossy
mangataka tononkira Rossy ilay hoe "mbola tsy tafody foana"...
tohiny
novalian'i Stretch ny 02/03/2007 18:08
ramshet26
(
01/03/2007 15:42)
mitady an'i "RAZANAMAMPANDRY HERNRI" dit RIRI
tena Maika be.
Ilazana isika izay mahita na mahafantatra an'i RAZANAMAMPANDRY Henri dit RIRI any Ambatondrazaka na Moramanga mba hampandre anay @ ramshet26@yahoo.fr na koa hamela hafatra "[b]SMS[/b]...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/03/2007 06:45
pimaso
(
01/03/2007 15:05)
VCD Volatiana!
[img]http://[/img]:-*:*
=D=D...
tohiny
novalian'i dongadonga ny 24/03/2007 21:11
pimaso
(
01/03/2007 14:55)
Mahaleo zandriny : Faute de professionnalisme
Pourquoi pas Iraimbilanja Zandriny : C'est plus téchnique,
n'est pas chanson à texte
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/03/2007 19:01
kelly13
(
01/03/2007 14:17)
dinika manokana
hono hoa ry zareo, efa ho une semaine za izay no hoe hiditra @ dinika manokana iray nefa hatramin'izao tsy mety tafiditra! misy antony manokana v mahatonga azy ho ela b vao voaray sa ...? d dinika man...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 05/03/2007 14:51
fasaly
(
01/03/2007 14:08)
ho feno indray ny rubrik!!!
tonga indray i salmo dia ho feno ny rubrik! ho feno sizé izany:-D:-D:-D mila miofana kely any am nyrina aloha:-w:-w:-w...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/03/2007 21:09
pimaso
(
01/03/2007 13:49)
Milazà Anana tsy fihinana anankiroa?
?
?[img]http://[/img]:roll::roll:??...
tohiny
novalian'i nambina ny 13/03/2007 10:47
niryna
(
01/03/2007 11:42)
Ny paoma dia tsy lavitra ny hazo nambolena azy!
Tsy lavitra ny vodim-paoma mihitsy ny paoma na tsy lavitra ny hianjeran'ny voankazo mihitsy ny hazo niaviany.Noho izany izay maha ianao anao no ho azonao eo amin'ny fitaizana ny zaza.(What you are is ...
tohiny
novalian'i kanto10 ny 20/03/2007 15:22
salmo1
(
01/03/2007 11:27)
pachinot
Efa misy tompony ve ity joba ity:?::°)...
tohiny
novalian'i fasaly ny 03/03/2007 07:54
salmo1
(
01/03/2007 10:45)
Lalàm-pianakaviana @ fananganana olona
Izay olona hantsangany olona @ firenena hafa dia azony olom-panangana hatao ny manova ny fanampina-anarany ilay olona nantsangana ary tsy maintsy soratana ao @ bokim-pianakaviana ny anarany ilay nant...
tohiny
novalian'i salmo1 ny 01/03/2007 10:53
lapino
(
01/03/2007 10:34)
Ny kristiana aza tsy mitovy hevitra
Raha ny hevitry ny tenany tokoa no aroson\'ny kristiana, dia hevitr\'olombelona ihany izany. Normal be raha toa ka tsy mitovy ny hevitra.
Kanefa, amintsika Andriamanitra! Miara-monina amintsika koa...
tohiny
novalian'i prime ny 23/03/2007 07:06
salmo1
(
01/03/2007 10:09)
akamantatra ry zalah???
Inn ary zany; ny raviny malamalama, ny taoany marokoroko, ny vodiny feno tsikoko.:?:
Tsy mangahazo alou eh. :-D:-P...
tohiny
novalian'i salmo1 ny 01/03/2007 17:48
xxx
(
01/03/2007 09:49)
Misy marina ve zany eritreritra mifandray (telépatie) zany
Raha mifanalavitra toerana hono ilay olon-droa, raha manina ny anakiray dia manembona na mieritreritra ihany koa ny iray , izany hoe misy eritreritra mifandray izany hono , asa , moa ve marina tokoa ...
tohiny
novalian'i chrislyd2 ny 02/05/2008 12:50
xxx
(
01/03/2007 09:44)
Mitombina ve fa refa tsy ampy fitiavana dia lasa kizitina ?
Mitombina ve fa refa tsy ampy fitiavana dia lasa kizitina ilay olona?...
tohiny
novalian'i lila ny 19/03/2007 10:17
