VCD Volatiana!

1. pimaso ( 01/03/2007 15:05)
:-*:*
=D=D
2. kelly13 ( 01/03/2007 15:28)
tsy haiko na ny pc-ko no nandra b fa tsy mivoaka le izy :(
3. Fiffi ( 01/03/2007 15:47)
4. Fiffi ( 01/03/2007 15:47)
aiza zany :?:
5. tslem ( 01/03/2007 15:56)
kelly13:

tsy haiko na ny pc-ko no nandra b fa tsy mivoaka le izy :(



fa niandry in hivoaka tao kely13? :-D:-D:-D
6. kelly13 ( 01/03/2007 16:11)
ka le smiley kely reo iany no niseo fa le lien tsy nivoaka kou! ary za nandefa afatra an'i kalakely io tsy valiny kory pffff :b (iny nenjy)
7. tsimatimanota ( 02/03/2007 07:02)
ngah moa ny sujet miteny hoe ity na io ,
raha ny fahazahoako azy aloa dia miendrika fanontaniana io e!
na efa ireo image ireo!
8. Fiffi ( 02/03/2007 09:47)
ka aiza le VCD jerena ? :roll:
9. xxx ( 02/03/2007 12:14)
volomborona 2 aloa jerena mandrampaha e!
dia miss ramonjy koa tsy mbola tena goaka,
alefa miandalana eny ihany izany @ manaraka e!,
10. tslem ( 06/03/2007 12:21)
kelly13:
:b (iny nenjy)

:-D:-D:-D k iza miteny hoe ataovy tara ny firavàko miasa,hihi.

11. kelly13 ( 07/03/2007 13:35)
mba voaloha v klou ny karama @ zany tara firàvana lava zany e? hihihi
12. tsimatimanota ( 09/03/2007 09:02)
Underlined text=((
13. dongadonga ( 24/03/2007 21:11)
vcd volatiana :?: fa misy inona eh:?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0326