Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bozyboleta
(
05/03/2007 11:32)
Rafozam-bavy sy zaobavy
Inona loatra no tena tsy matin'ny rafozam-bavy sy ny zaobavy lolo @ vinantovavy e?
Misy dia tena mikononkonona teti-dratsy isan'andro vaky izao ilàna ady ary dia mampitondra faisana mihitsy ireo "M...
tohiny
novalian'i niryna ny 11/03/2007 05:03
Bita
(
05/03/2007 10:52)
Mba omeo indray e! ny hiran'ny voavy.....
Dia mngataka indray raha mba misy manana hiran'ny Voavy t@ anmdron'ny Ntaolo manao hoe: Balahazo ty ndaty. Misaotra mialoha e! bises daholo...
tohiny
novalian'i rurik ny 09/03/2007 09:07
xxx
(
05/03/2007 09:14)
Miverena ianao
Fa nankaiza daholo ry vhv serasera a ? Miverena fa malahelo anao aho =(( =(( =((...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 07/03/2007 12:02
xxx
(
05/03/2007 08:16)
niryna a!
Ahoana ny hevitry niryna amin'ity ? ny hevitry ny maro ihany koa:
"mifalia ry zatovo dieny mbola tanora ianao " ao anaty baiboly io an...
tohiny
novalian'i niryna ny 15/03/2007 04:20
Robert
(
05/03/2007 05:45)
L’anglais pourrait devenir une langue officielle
L’anglais pourrait devenir une langue officielle
A l’article 4 du projet de révision de la Constitution à soumettre au référendum du 04 avril, un amendement a été introduit avec un alinéa ...
tohiny
novalian'i lakoly ny 16/03/2007 06:49
niryna
(
05/03/2007 02:05)
Aza kivy Bazylou a maro no tsy tia no ny tia
Aza kivy ry Bazylou a,rehefa tsy manenjika anao fotsiny ny eritreritrao dia ampy anao izay.
Zavatra positif foana atao,adinonao angaha io.
Mpanenjika,mpialona,mpanambany,mpandrangitra aretina hitovi...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/03/2007 05:39
ratonga
(
05/03/2007 01:24)
mitany gasy ny djaps!!!
http://www.youtube.com/watch?v=xXH7JEg0l80
=))=))=))...
tohiny
novalian'i salmo1 ny 16/04/2007 08:16
gasypantin
(
04/03/2007 23:01)
DISCRIMINATION A L EMBAUCHE !!!témoignage
misy URL hitako ity momba na discrimination na gasy iray à l'embauche ka dia henoy tsara de A à Z ilay izy dia ny commentairenareo avy eo
http://www.dailymotion.com/video/x1aym4_discrimination-...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 24/08/2007 21:12
soanja
(
04/03/2007 17:16)
Ilay Satana
Nohon'ny fitakiana tsapako ao anaty dia nanapakevitra aho hamoaka eto ny atao hoe SATANA na asan'ny satana amiko. Izany hoe OTA amiko.
- Ny filazana fa izy dia Ambony noho ilay Andriamanitra namoron...
tohiny
novalian'i niryna ny 16/03/2007 06:38
Bita
(
04/03/2007 17:03)
Lalô lalô, ndreto izahay veloma soara soara ny aminay e!
Tena mba omeo sopapa indray e fa tena hira efa soara be daholo ka tsy hita ato @ fandaharana...
tohiny
novalian'i rurik ny 09/03/2007 09:01
ilanto
(
04/03/2007 16:18)
FIHAVANANA
HO ANAO MALAGASY TOA AHY, INONA NO AZO AMARITANAO NY ATAO HOE FIHAVANANA AMIN'IZAO ANDRONTSIKA ANKEHITRINY IZAO? Saro-bidy ny fihavanana. Hery ny Fiahavanana. Aina ny fihavanana. fanoitra ny fihavanan...
tohiny
novalian'i tynah ny 06/03/2007 21:57
ilanto
(
04/03/2007 16:14)
Tena fanovàna ve?
Ahoana ny hevitrareo, tena fanovàna ve ity fanitsiana ny lalàmpanorenana ity? Inona no soa mety ho entiny ary inona no lesoka ilna fahamalinana?...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/03/2007 06:17
zandrikely
(
04/03/2007 15:54)
bozylou fiaiananao jerena e , ovao ny toetsaina
aza mba miditra @ fiainan'ny olona ry bozylou a , na inona ataony na inona azy zany , nahazo voninanhitra ve enao @ zany sa inona , vola be , aleo tinondia ho any sa mi...
tohiny
novalian'i vahatra22 ny 10/03/2007 08:19
bolotsy
(
04/03/2007 13:55)
besolongola
miarahaba anareo e!
mba mangataka ny tononkira ny "besolongola" an' Xhi sy M'AA, raha mba misy afaka mandefa
dia misaotra mialoha.:-*^:^...
tohiny
novalian'i fabfaly ny 13/02/2013 16:49
ilanto
(
04/03/2007 12:44)
Tena fanovàna ve?
Ahoana ry zareo ny hevitrareo a; tena fanovàna ve no ho entin'ity Lalàmpanorenana hasiana fanavaozana ity? Inona no soa mety ho entiny ary inona no lesoka mila fahamailoana?...
tohiny
Bita
(
04/03/2007 12:27)
Bahalazo ty ndaty....
Mba anipazo indray traha misy mahay ity hira misy hoe: Balahazo ty Ndaty, mandihiza ny ampela...... Dia misaotra mialoha e! ...
tohiny
novalian'i hira72 ny 14/03/2007 13:02
jaloko
(
04/03/2007 11:39)
ny foko tia , vola sy noro
raha mba misy manana tononkiran'ny Vola sy Noro dia mba omeo aho , misaotra ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/03/2007 16:01
mbaliana
(
04/03/2007 09:21)
pasipaoro vaovao
Marina ve fa tsy maintsy mody any Dago daholo ny gasy aty ivelany manamboatra an'io pasipaoro io dia hatramin'ny faran'ny taona 2008 no anaovana azy? ...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 15/05/2007 15:29
niryna
(
04/03/2007 08:29)
Inona izay Tsitoha, no hotompoinay?
Hoy i Joba 21:14-15.[i]Kanefa anie ireo manao amin'Atra hoe:Miala aminay?Fa tsy mba hirinay ny ahalala ny lalanao.Inona izay Tsitoha no hotompoinay?Ary inona no soa azonay raha mivavaka aminy?[/i]
Ny...
tohiny
novalian'i Soani ny 08/06/2011 15:25
niryna
(
04/03/2007 07:09)
Ianao koa ve mba...?
Misy zavatra maro karazany izay mety mampatahotra ny olona tsirairay avy ka na inona atao na inona toro-hevitra dia tsy mety afaka mihitsy fa lasa raiki-tapisaka."Phoebia" no filaza azy io.
*Matahotr...
tohiny
novalian'i niryna ny 06/03/2007 07:45
