Mba omeo indray e! ny hiran'ny voavy.....

1. Bita ( 05/03/2007 10:52)
Dia mngataka indray raha mba misy manana hiran'ny Voavy t@ anmdron'ny Ntaolo manao hoe: Balahazo ty ndaty. Misaotra mialoha e! bises daholo
novalian'i rurik ny 09/03/2007 09:07
2. Bita ( 06/03/2007 15:33)
Tena fantatro fa tsy hita ny loha sy vodin'io hira nangatahiko io fa saingy raha mba misy mahay fotsiny ilay Balahazo ty Ndaty dia tena efa izy saingy reko any anatin'ny hiran'dry Androy ilay izy saingy tsy hananako koa ilay lohany dia manao hoe: I a e yhe, yhe, Balahazo ty Ndaty Ya eh yehe ............>Dia mitsoka soufflé ry zareo sady mandiha .......... Mba jereo any moa e!
3. rurik ( 09/03/2007 09:07)
le we balahazo ty ndaty eeee
Mandihiza ry apela ve :roll::roll:
izay ihany no haiko :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0758