pasipaoro vaovao
1. mbaliana
(
04/03/2007 09:21)
Marina ve fa tsy maintsy mody any Dago daholo ny gasy aty ivelany manamboatra an'io pasipaoro io dia hatramin'ny faran'ny taona 2008 no anaovana azy?
novalian'i Ratoa ny 15/05/2007 15:29
4. mbaliana
(
04/03/2007 11:09)
stretch> za koa anie mba tora-kovitra e... fa za naheno an'izany e.. noheveriko hoe mba vita aty amin'ny ambassade ohatry ny taloha e.. ny ahy zao le farany teo amin'ny 2014 no farany dia hanova ndray ve zany za? ... tsy mazava tsara intsony manko ny henoko...le hoe region hafa ve any dago ihany sa koa hoe isika aty koa...
http://www.malagasy.it/?rub=news/news&newsid=n45c999aecf547
http://www.malagasy.it/?rub=news/news&newsid=n45c999aecf547
5. Stretch
(
04/03/2007 14:47)
de inn ihany ny fiafarany afaka havaozina aty am ambasady gasy ve ?
de mody zany ko zara aza misy antony hodina .
jejo ndray am zay . .
de mody zany ko zara aza misy antony hodina .
jejo ndray am zay . .
6. fasaly
(
04/03/2007 14:49)
ny ahy zany pasipaoro izany efa tsy hita tsony zé nalehan'ny taloha de ...kamo aho hanao vaovao fa milona velona ny any am ambassade gasy ariarirany eny nefa lavitra be no mi deplace mande any:? votery mandoha visa kely refa mitra ao ivato:x
8. fasaly
(
04/03/2007 15:10)
kou zà nge tsin efa elabe kosa no taty de nangataka de nomenjareo e!:-P fa lay miandry pasiparo gasy any am ambassady gasy no mandreraka be sady masika ry zareo ndraindray mila vanony fa aleoko refa sur place any madà no manararaotra manao azy:?
9. Stretch
(
04/03/2007 15:23)
ny ana le farany teo ny fianakams tany no nanao azy , tam 2004 io , ka zao no tsy haiko ra mbola afaka atao an zay am ty oe digital digital ty.
10. Fiffi
(
04/03/2007 16:07)
heu....marina io kah ! tsy hanankery intsony ny passeport taloha....
Nisy aza olona saika hanao hafetsena hoe hanao passeport aingana alohan'ny hidiran'io lalàna vao2 io en vigueur saingy.....
Nefa indray mety tsy raikitra io fa miandry inona moa izy zay ? satria lafo loatra ny côut hanaovana azy....ho an'ny fanjakana io an ! ka de asa zay tohiny....
Ny zavatra fantatro aloha de tsy hanankery intsony ny passeport taloha....fa toa nahazo delai kosa ny olona zay mbola maharitra 7 na 6 na 5 taona ny passeport-ny.

11. niryna
(
05/03/2007 00:18)
mbaliana:
Marina ve fa tsy maintsy mody any Dago daholo ny gasy aty ivelany manamboatra an'io pasipaoro io dia hatramin'ny faran'ny taona 2008 no anaovana azy?
:roll:
14. niryna
(
05/03/2007 00:33)
Miandry ny vaovao hafa indray izany na hanova na tsia.Taloha rehefa misy olona mandeha ireny no ampanaovina dia vetivety fa ilay alefa ao amin'ny ambassade aloha ela tokony e
16. sakaizakely
(
05/03/2007 10:55)
ary misy mahafantatra ve hoe aiza no hakana ny certificat de nationalité malagasy ? Any @ tribonaly ve ?
Ny ahy koa manko ny pasiporo efa maty efa elabe, dia mila avaozina tanteraka. Anefa na ny karapanondroko azy tsy hitako intsony izay misy azy dia tsy maintsy manavao ny rehetra izany :oops:
fasaly > lafobe ve zany ny visa miditra any raha ttasy voza no hidirana any ? Dia mbola misy ve ilay hoe tarif autochtone sy tarif vahiny, ohatra hoe rehefa vahiny dia lafolafo kokoa ny aloa (hotely, sns...) pas glop :evil:

19. xxx
(
05/03/2007 16:29)
fasaly:
ny ahy zany pasipaoro izany efa tsy hita tsony zé nalehan'ny taloha de ...kamo aho hanao vaovao fa milona velona ny any am ambassade gasy ariarirany eny nefa lavitra be no mi deplace mande any:? votery mandoha visa kely refa mitra ao ivato:x
tsy ela izany intsony ny manao passeport gasy ka, mila ho fantatrao fotsiny ny papier ,dia raha complet dia entina any, dia manao dossier izy , dia iny no entin'i fasaly any Tana na ampitondraina olona, dia vetivety kely. Ilay milahatra ao @ ambassade no elaela kely
20. fasaly
(
05/03/2007 17:19)
sakaizakely: try de lafo ka! pas plus de 20 euro raha tsy diso aho, tena grrrrr mitsy e:x:x:x:x zà alou hanao pasipaoro vaovao mitry amity refa tonga any antanàna e!