pasipaoro vaovao

21. fasaly ( 05/03/2007 17:20)
sakaizakely: nefa ny ahy lay karapanondro mbola ao lay bevelarana be reny fa wain be kou no mampisehoseho an'iny any fa ny any madà zao efa mba niova iroyny kely kely irony:°)
22. kally ( 05/03/2007 17:47)
Mila kôpia ilay izy ka raha lavidavitra ny toerana nahaterahanao dia io no olana, ny tsara mankany fa herinandro dia vitany raha eo daholo ny taratasy rehetra.
Tsy aleo ve mba mandoa vidin'ny pasipaoro dia milamina fotsiny toy izay handoa visa isaky ny mihetsika, indraindray mila vaniny zareo eo Ivato rehefa mihetsika ny androny.
23. fasaly ( 05/03/2007 18:44)
izay alpu de marina e! efa mahatonga taxi brousse mandeha any antanàna zany vola aloha ho am visa zany:?
24. mbaliana ( 05/03/2007 20:26)
fa ny olona aty ivelany zany dia tena mbola tsy misy mahalala heo ahona ihany sa ?
25. niryna ( 07/03/2007 06:06)
kally:

Mila kôpia ilay izy ka raha lavidavitra ny toerana nahaterahanao dia io no olana, ny tsara mankany fa herinandro dia vitany raha eo daholo ny taratasy rehetra.
Tsy aleo ve mba mandoa vidin'ny pasipaoro dia milamina fotsiny toy izay handoa visa isaky ny mihetsika, indraindray mila vaniny zareo eo Ivato rehefa mihetsika ny androny.

hitakou

26. diamondra27 ( 07/03/2007 06:23)
sakaizakely:

ary misy mahafantatra ve hoe aiza no hakana ny certificat de nationalité malagasy ? Any @ tribonaly ve ?
Ny ahy koa manko ny pasiporo efa maty efa elabe, dia mila avaozina tanteraka. Anefa na ny karapanondroko azy tsy hitako intsony izay misy azy dia tsy maintsy manavao ny rehetra izany :oops:

fasaly > lafobe ve zany ny visa miditra any raha ttasy voza no hidirana any ? Dia mbola misy ve ilay hoe tarif autochtone sy tarif vahiny, ohatra hoe rehefa vahiny dia lafolafo kokoa ny aloa (hotely, sns...) pas glop :evil:


Any @ tribonaly any dago no nanaovako ny ahy , de lazaina ry zareo we ataovy @ teny vazah de vita
tsy tadidiko akory ny nampiasana an'le izy we natao inona



27. kelly13 ( 07/03/2007 11:32)
mbaliana:

fa ny olona aty ivelany zany dia tena mbola tsy misy mahalala heo ahona ihany sa ?



tsy maintsy any ankia hono no anaovana an'io pasipôro vaovao io a, avant fin 2008. 60.000 Ar ny vidiny (sa efa voalaza teo mou, je radote hihihi). tsy afaka maniraka fianakams tsony kou HONO ny manao an'izy io fa tsy maintsy ny vatatenanbe-njy no tonga any manao azy! d ra izany d tsy afaka ampanaovina ny ambassady tsony kou. donc ndao rankizy tsika ho any mada dol a hihihi
28. mbaliana ( 07/03/2007 12:24)
kelly13> ah ok merci akia...

dia hono wa ry reto investissement be zany ho an'ny olona manana zanaka mihoatra ny 3 efa lehibe ? .. ny frais amin'izany.. tsy maintsy mande tsikelikely ny fianakans raha tsy hoe tena ngetroka be angamba... :?:?
29. kelly13 ( 07/03/2007 13:09)
eo indrindra tsika zao, hihihi
30. niryna ( 08/03/2007 06:18)
kelly13:

mbaliana:

fa ny olona aty ivelany zany dia tena mbola tsy misy mahalala heo ahona ihany sa ?



tsy maintsy any ankia hono no anaovana an'io pasipôro vaovao io a, avant fin 2008. 60.000 Ar ny vidiny (sa efa voalaza teo mou, je radote hihihi). tsy afaka maniraka fianakams tsony kou HONO ny manao an'izy io fa tsy maintsy ny vatatenanbe-njy no tonga any manao azy! d ra izany d tsy afaka ampanaovina ny ambassady tsony kou. donc ndao rankizy tsika ho any mada dol a hihihi


Dia ahoana raha tsy afaka miverina intsony ilay olona? :cry:
31. Fiffi ( 08/03/2007 10:12)
kelly13:
tsy maintsy any ankia hono no anaovana an'io pasipôro vaovao io a, avant fin 2008. 60.000 Ar ny vidiny (sa efa voalaza teo mou, je radote hihihi). tsy afaka maniraka fianakams tsony kou HONO ny manao an'izy io fa tsy maintsy ny vatatenanbe-njy no tonga any manao azy! d ra izany d tsy afaka ampanaovina ny ambassady tsony kou. donc ndao rankizy tsika ho any mada dol a hihihi
kelly13: an3 akia an ! tsy voatery hoe mankany dago ny fanaovana an'io fa raha ny aty ivelany de ny ambasady no mikarakara an'io......hatsohy ange ny ambasady fa lazainy andry ao daholo ny zavatra tokony hataondry ahazahoana an'io an !


32. kelly13 ( 08/03/2007 12:30)
fiffi>tena tsy haiko ankia fa zay no nolazaina ahy oe tsy maintsy any hono! ary tsy mety ra fianakams no manao azy fa tsy maintsy ny vatatenanao! ny ambassady tsinona le milona b vao vita d zay no nitenenako hoe tsy ampanaovina ambassady kou
33. Fiffi ( 08/03/2007 17:50)
tsy mety raha ny fianakaviandry no manao azy aloha satria mila ny empreinte digitale-n-ndry io ! io no mahatonga azy ho biometrique.......sady mila ny sonia ndry koh......
heu....tsy milona be ny fanaovana azy zao kah ! zany hoe: raha aty ivelany aloha de aingana hiany satria efa hananan-dry zareo ny matériel rehetra hanaovany azy.....ny delais de ohatran'le taloha hiany saingy....mila RDV @ fanaovana ny empreinte io......
34. mbaliana ( 08/03/2007 20:31)
fiffi> fa tsy le sonia irey ange akia no ilaina atao biometrique fa toa ny sary :idea: koa e.. nefa any amin'ny ministère ihany hono no manao an'io .. zay no mahatonga an'io hoe tsy maintsy mankany dago.. asa aloah fa izay no fahazoako azy...
35. Fiffi ( 09/03/2007 06:43)
non ! efa natsohindry ve ny ambasady ? aleo ry zareo no hamaly andry de ho hitandry ny marina.....efa niantso manko zah an ! zay no nahatonga ahy ni-insiste akia an ! :):-*
36. mbaliana ( 09/03/2007 21:01)
fifi> hay ve.. andraso marina hoe...:-*:-*
37. Fiffi ( 09/03/2007 21:07)
http://www.wanadoo.mg/tourisme.php?sectionId=198
38. dadie ( 27/03/2007 15:44)
za koa alo naeno anio e ,toa oe ny mpaka sary aza ono toa vaza fa tsy gasy ,asa ing ny hevin'ireo nanao làlàna ao am int iany no maka sary ,sady mametraka dossier no en mm temps maka sary am zay sur oe lé oul io ,ra oatra ka ny karapanondro koa oatranizany d hidy oatran'ny salle 2 cinema taloha koa ny mpaka sary rehetra sady nampian'ity numerika koa bref.....misaotra an"i mbaliana nanao ty hoan'ireo tsy nahalala fa 1 taona sisa e
NB marina v fa manao ceinture koa ny fiara any dago? tsy sujet antsika io fa mba naeno anio aho ,ra mba misy mahalala merci
39. Fiffi ( 28/03/2007 06:10)
dadie: tsidio hiany ny ao @ dinika hoy ny gazety fa voalaza tao ireo an ! :)
40. mbaliana ( 28/03/2007 06:31)
dadie> za koa naheno fa mbola olona koa no niteny ahy ...
passeport> ny olona miasa ao amin'ny amabssadinay no niteny ahy hoe tsy maintsy mody koa...:{:{
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1944