DISCRIMINATION A L EMBAUCHE !!!témoignage

1. gasypantin ( 04/03/2007 23:01)
misy URL hitako ity momba na discrimination na gasy iray à l'embauche ka dia henoy tsara de A à Z ilay izy dia ny commentairenareo avy eo

http://www.dailymotion.com/video/x1aym4_discrimination-a-lembauche
novalian'i rakaroka ny 24/08/2007 21:12
2. Fiffi ( 05/03/2007 08:00)
indrisy fa misy de misy ireny........
3. Ralay ( 05/03/2007 09:10)
Indrisy fa rehefa tratranao toa izao dia aza amelana fa torio dia aza avela hatr@ farany. bravo =D =D et bon courage.
4. booboo ( 05/03/2007 10:37)
ié, dia ataovy manin'enangany mitsy mbaka ilay journalisten'ny AFP :°)
5. boubounezy ( 14/03/2007 12:00)
tsara fa toizo e! ra mba otrizao dôly gasy retraaannn!!=D=D=D^:^^:^^:^
6. hary1236 ( 31/03/2007 17:07)
hoy izy
ié, dia ataovy manin'enangany mitsy mbaka ilay journalisten'ny AFP


d zay zany
7. Herimiafina ( 26/07/2007 04:26)
:) :@
8. rakaroka ( 24/08/2007 21:12)
'Lay Discrimination d'embauche ity aloha dia tena
misy mihitsy: efa nahita "liste des nations" arakaraka ny fifampiraharana diplomatika, dia arakarak'izay koa ny hi"embauché"n-drizareo.
Fa @ ankapobeny dia "Tsy mihevitra ny "valeurn'ny mpihavy mihitsy ny Frantsay!indrindra moa hoe avy any @ faritra Afrika maro, sauf vitsivitsy monja tahaka ny "Sénegal,sns..."
Io 'ngamba no mba nampiavaka kely an"'i Sarko izao!
'za koa efa nitory mpampiasa toa izao, fa henjana ihany lé izy satria "réseau na Jiosy" no nifanandrina
tamiko t@ izay: miray hina BBbe rizareo an: misy mpisolovava maro, sy mpitantana orin'asa, fa resy aloha rizareo t@ izay; dia nikatona mihitsy indray lé "entreprise" izao, anefa tsy izay loatra ny tanjona fa mba fametrahana ny rariny!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1811