Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 07/03/2007 13:06)
Titianah hihira miaraka @ Diam's...
ao @ tranompokonolona Isotry...... tohiny
ronaldo09 ( 07/03/2007 11:23)
FITSAPAKEVIBAHOAKA:Fanomanana ny 3em Mandat !Mailo ry gasy a
Io fitsapakevibahoaka amin'ny 04 /04 io dia tetika maizina hanomanana ny 3em mandat fa tsy hitako mihitsy no hanovanana ny lalana fototra eo amin'ny firenena raha toa ka ,tsy manohintohina ny firaisa... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 24/03/2007 12:44
fijo ( 07/03/2007 05:47)
finoana sy siansy,fitaovana mifameno
ny finoana sy ny siansy dia samy nentin'ny zanak'olombelona hanazavana ny zavatra misy sy itany. tamin'ny voalohany dia ny finoana aloha no fitaovana nentin'ny olombelona hanazavana izay zavatra nisy... tohiny
novalian'i prime ny 20/03/2007 15:19
bazylou ( 07/03/2007 02:21)
samia
milaza izay tiany!!:roll::roll::roll: tsy hampihena ny isan'ny volom ...n'i Bazylou akory izay ianareo!!:lol::lol: sady tsy hitako koa e, mpanohitra konstriktiva aho e maketsy e, makeroe, fa angaha ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/03/2007 18:19
bazylou ( 07/03/2007 01:59)
navoakan'ny microsoft koa ny
you tubeny, tsy iza io fa i soapbox!! Nahoana ary no boatin-tsavony hoy ianao?? anao no mamaly azy... tohiny
novalian'i pottita ny 07/03/2007 12:14
kiadi ( 06/03/2007 22:59)
ty misy ray!!
inona re eh????=))=))... tohiny
novalian'i kiadi ny 08/03/2007 12:58
salmo1 ( 06/03/2007 22:27)
xampio 2007
Barcelona 1-2 Liverpool Liverpool 0-1 Barcelona Nihitsana ny favory baolina kitra @ izao tontolo izao... tohiny
novalian'i salmo1 ny 09/03/2007 16:26
EncoRama ( 06/03/2007 21:21)
Fanohanana serasera
Tsy haiko hoe aiza no tokony hanoratako inty fa dia entiko eto aloha. saika mba hanainga antsika rehetra izay mba te hanohana ny serasera @ click fotsiny na dia tsy hoe mmmmanao zavatra be dia be aza... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/03/2007 23:36
rakotoline ( 06/03/2007 17:44)
tantsaha(tambanivohitra)
:roll:salama daolo e,tonga indray ary ny fanontanina indrindra amin'ireo am-pita sy an-tanim-pandrosoana,moa vé hilaina ny tantsaha na ny tambanivohitra hoy ianareo sa dia tsara daolo ny vahoaka rah... tohiny
novalian'i soanja ny 15/03/2007 01:15
soanja ( 06/03/2007 16:50)
I Fiffi
Miala tsiny fa tsy mba fanaoko ny manao toy izao saingy tiako mba hampitaina amin'ny rehetra ny fomba fisainako. Rehefa nandinika elabe zah dia nahatsapa fa midera an'i Fiffi aho amin'ny fomba famoaha... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/03/2007 08:01
sakaizakely ( 06/03/2007 14:25)
Fialamboly
Hono hoa ry zareo. Mba te hahafantatra ny tenako hoe inona sy inona avy no mba fialamboly mahafinaritra anareo rehefa avy vizabizaky ny asa amandraharaha iny. Ankoatry ny mitsilanilany fotsiny an ! to... tohiny
azzaro ( 06/03/2007 13:58)
Toroy anniversaire original e
Manahoana ry zavavy isany, Anniv' ny vadiko atsy ho atsy ka mba mila hevitra original avy aminareo aho akia a! cadeau, resto manja sns... eto @ région parisienne aho. Dia miandry izany e dia misaotr... tohiny
novalian'i mamie24 ny 07/06/2007 08:46
tslem ( 06/03/2007 12:24)
mbola misy ve?
Hono ho ah ry zareo ? mbola misy tokoa ve lé tombil sambo mitety commune taloh reny zao, matetika refa fety tô misy an ireny ra tsy diso ny fitadidiako an? iza no mahatadidy ?... tohiny
novalian'i jimmy ny 15/03/2007 08:23
anselme999 ( 06/03/2007 11:54)
mila hira
mba mila layhiran'ny Raboussa "Azafady" io no lohatniny... tohiny
floreoceane ( 06/03/2007 11:41)
nankaiza
Miarahaba anareo, Mba mangataka ny tononkira an'i Vanilla hoe "nankaiza" io izaho azafady fa dia mahafiaritra ahy izy io. Misoatra mialoha. ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/03/2007 06:26
bemalaza ( 06/03/2007 11:17)
HIZBOU LAh
manotania hono rehefa tsy mahay, hita sy heno ombieny ombieny tokoa ny resaka sy ny momba an'ity antoko ity gaga tokoa zahay fa tsy tena maharaka ny momba ity antoko ity sy ny tanjonany ary koa ny vo... tohiny
novalian'i xxx ny 19/03/2007 00:47
tambawaks ( 06/03/2007 11:04)
hono oa
ialako tsiny dieny mialoha fa dé tsfantatro na azo anotaniana mpihira vahiny eto na tsia fa tena efa nitady anlé hira aho fa tsy nahita; mba saika hanotany oa hoe hiran'iza kay, dé inn ny titre an... tohiny
ratonga ( 06/03/2007 10:08)
ràh té irozirôzy dé...
http://www.madanight.com/madagascar-reportage-photo_680.htm... tohiny
novalian'i melody ny 19/03/2007 19:46
andouh ( 06/03/2007 08:35)
hopitaly aiza no mba azo hitokisana @ fiterahana eto tana
Salut daholo, Aiza kay rireto no mba misy hopitaly mba azo hitokisana raha hiteraka , ny mahafapo aloha tsy misy fa hoe mba ara-dalana ara-pitaovana , fahadiovana sns e, de miandry valiny avy amina... tohiny
novalian'i antho00 ny 30/12/2016 06:22
grasolo ( 06/03/2007 08:27)
asa
Na teny gasy na teny angilisy. Tsy mahay teny Paratsay. Te hanao Bizinesy.... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/03/2007 20:44
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.6132