ialako tsiny dieny mialoha fa dé tsfantatro na azo anotaniana mpihira vahiny eto na tsia fa tena efa nitady anlé hira aho fa tsy nahita;
mba saika hanotany oa hoe hiran'iza kay, dé inn ny titre anlé hira (année 60 na 70) misy hoe:
"quand une larme n'est qu'une goutte d'eau..."
Rah tsy diso ah de tô Jeane Manson lé iz fa mba confirmeo anie zay mahfantatra e, dé mba meo ny titre
misaotra mialoha
:wink: