Liste des messages
Liste des messages, inserés par azzaro, par ordre de date
azzaro
(
19/04/2007 19:33)
Amboara en concert
Tongava maro isika eto France sy ny manodidina :
http://www.madatsara.com/actualites-madagascar-malgache/detail-article/669/la-chorale-amboarampeo-faravohitra-concert-paris-chanter-oeuvres-mozart...
suite
répondu par diamondra27 le 23/04/2007 14:26
azzaro
(
19/04/2007 19:31)
Amboarampeo Faravohitra à Paris
Manasa antsika ho tonga maro amin'ity concert unique ity ary e :
http://www.madatsara.com/actualites-madagascar-malgache/detail-article/669/la-chorale-amboarampeo-faravohitra-concert-paris-chanter-...
suite
répondu par Fiffi le 19/04/2007 19:41
azzaro
(
19/04/2007 19:28)
Tongava maro!
http://www.madatsara.com/actualites-madagascar-malgache/detail-article/669/la-chorale-amboarampeo-faravohitra-concert-paris-chanter-oeuvres-mozart.html
...
suite
répondu par Fiffi le 19/04/2007 19:36
azzaro
(
13/04/2007 17:36)
hors sujet
Manahoana,
Ahoana kay no atao raha te hijery ilay page manaraka e? mandreraka be ahy ilay "manaraka", "farany"... nefa avy eo tsy mivadika akory ny page fa miverina ery aloha ery?
Misaotra ry zalÃ...
suite
répondu par sitlo le 16/04/2007 18:30
azzaro
(
13/04/2007 17:33)
pages serasera
Manahoana,
tsy mba mety atao ilay n° de page tsindriana angaha ilay rehefa mivadika hijery ny suite n'ilay forum fa manirikiry be ahy ilay hoe "manaraka" sy "farany", dia avy eo miverina ery ambon...
suite
répondu par kally le 13/04/2007 18:01
azzaro
(
13/04/2007 12:32)
Engagement pour hébergement
salut tout le monde,
Mba omeo type-na engagement pour hébergement aho ry ireto e! ilaiko maika be manko izy io.
Merci...
suite
répondu par Fiffi le 26/04/2007 15:58
azzaro
(
10/04/2007 12:59)
Colis Dago
Manahoana,
Sao mba misy mahafantatra ny N° tél n'ilay hoe ROJO mpandefa entana any Dago (eto Paris no misy azy)?
Misaotra mialoha...
suite
répondu par vale le 13/04/2007 21:39
azzaro
(
08/03/2007 13:28)
Tarehy maina be
Manahoana,
Mba toroy hevitra aho ry zareo fa tena matahotra fa maina loatra ny tarehiko a! manjary misy plaque mihitsy. Misotro rano aho (miezaka), fa tiako asiana produit efficace, nefa ilay hanan...
suite
répondu par kally le 09/03/2007 15:45
azzaro
(
06/03/2007 13:58)
Toroy anniversaire original e
Manahoana ry zavavy isany,
Anniv' ny vadiko atsy ho atsy ka mba mila hevitra original avy aminareo aho akia a! cadeau, resto manja sns... eto @ région parisienne aho. Dia miandry izany e dia misaotr...
suite
répondu par mamie24 le 07/06/2007 08:46
azzaro
(
23/02/2007 07:24)
Mycose
Manahoana isika ato!
Izaho dia manana pbm na mycose vao hita vao haingana nefa mino aho fa efa ela ireo no tao amiko :
candida albicans, ureaplasma urealyticum, streptocoque groupe D. Nomen'ny gyné...
suite
répondu par tanainlove le 14/03/2007 15:13
