Toroy anniversaire original e

1. azzaro ( 06/03/2007 13:58)
Manahoana ry zavavy isany,
Anniv' ny vadiko atsy ho atsy ka mba mila hevitra original avy aminareo aho akia a! cadeau, resto manja sns... eto @ région parisienne aho. Dia miandry izany e dia misaotra @ torohevitra rehetra
répondu par mamie24 le 07/06/2007 08:46
2. sakaizakely ( 06/03/2007 14:09)
cadeaux : baptême de l'air en hélicoptère na saut en parachute, baptême de conduite véhicule formule 1 sur circuit , survol de la Paris en montgolfière, dîner aux chandelles au Pré Catelan - bois de boulogne (mila résa mialoha be) sady tsy mifanalavitra ireo.

Izay aloha no hitako androany fa ny namana sasany angamba manana hevitra originale kokoa:lol:
3. Samoana ( 06/03/2007 14:25)
ento miala kely ny région parisienne izy haka rivo-dranomasina sy masoandro ary bouillabaisse any @ sud:wink:. Na 1 andro fotsiny aza
4. sitlo ( 06/03/2007 14:27)
cadeau, resto sns... koa ve dia mba original. Mba miala amin'ny mahazatra eh, ohatra hoe tsy fetena ilay izy fa atao tara iray andro.
5. azzaro ( 06/03/2007 14:31)
misaotra an'i sakaizakely fa tena original tokoa izy izany! ilay hoe saut en parachute tena tiany izany fa saingy izaho no ohatran'ny hitaitaina mialoha ka aleoko io aloha tsy eritreretina! hihihi!
baptême de conduite véhicule formule 1 izany izao no tena milay be! fa aiza no afaka manao an'io ? efa nisy nanao ve ianareo? tena io no tena tiako raha ohatra ka misy manoro ny mombamomba ny renseignement.
Aiza no misy ilay montgolfière ? any @ disneyland ve?
Tsara koa io fa asa amin'izao mangatsiaka izao raha mety intéressant?
Ilay dîner aux chandelles, io hoe Pré Catelan io ve ny anaran'ilay izy? efa tany ve i Sakaizakely, dia inona no tena mahatsara azy? be fanontaniana koa aho fa misaotra @ conseil!
6. sakaizakely ( 06/03/2007 14:37)
Le Nôtre ange io Pré Catelan lazaiko io ry Sitlo e ! Resto gastronomique 3* io tsy possible mintsy hoe hahazatra. Angamba ataoko fa indraipa hatr@ izay hiainanao ihany ianao no tafiditra ao.

Tsy haiko aloha ho anao fa aminay kely vola dia izay. Fa dia mba hitako hoe tsara andramana fotsiny.
Ny ahy izao Ludo no mba efa nandramako, fa zany aza cadeau koa io

7. azzaro ( 06/03/2007 14:52)
Ludo izany ve tsy efa hoatrinona tokoa? raha entre nay mitsam mety ho vita fa izahay tsy maintsy hoe manasa olona kely 5 eo. Mba lazao hoe ny tarif amin'ilay Pré catelan ry Sakaizakely? sy ilay Ludo?
8. orchidee ( 06/03/2007 15:21)
Scéances de thalassothérapie hoatra.
9. sakaizakely ( 06/03/2007 15:22)
Azzaro> Mividiana Pariscope fa any betsaka renseignements mikasika ireo activités ireo. Na jerevo fotsiny @ google. Tao no nahitako;

Momba ny resto indray, raha betsaka tokoa aloha ianareo tsy lasa e ! Naveriko fa nareo mtsam rery. Maninn tsy mandeha any Mon Tana e any Valenton (94) ? Isak'azoma any misy artista gasy na farafaharatsiny misy karaoke gasy.

Nenay Lido (azafady fa tsy Ludo) cadeaux toa 200€ teo par personne Dîner Revue. Izany hoe sady mikaly no mijery spekta adiny 2 mahery eo raha tsy diso aho. Fa efa elaela ihany izy izay ka tsy tadidiko loatra intsony.

Ny Pré Catelan tsy mbola nisaogany tao fa fantatro hoe 140-180 € par pers. Vao nahazo 3è étoile vao haingana izy io. Resto gastronomique moa izany no maha original azy. Izaho moa mankafy gastronomie dia izay no alehan'ny saiko any foana. Tenda ankanina :-D :-D

10. booboo ( 06/03/2007 15:27)
Momba ilay Montgolfière, atsy Vezelay (Yonne)- adiny iraika na adiny iray sy sasany miala Paris, malaza be @ io raha io.

Mila manao réservation mialoha be ihany koa.

Oay, dia raha ho any ihany, dia aza adino ny mitsidika caves à vins ary mitondra chablis mody :°)

Mila matory any rehefa hanao an'io truc io fa miainga vao masila beeeeeee, t@ 4ora sy sasany maraina zahay niainga t@ tany. 200 euros teo ho eo ny vidin-draha (satria zahay 2 fotsiny fa mihena raha feno 10 ianareo)



11. azzaro ( 06/03/2007 15:36)
Izaho tena tia an'io resto spéctacle io fa efa nandeha aho vao haingana tany akaikin'ny tour eiffel tany fa kelikely ilay izy (ilay salle) nefa na izany aza 120 euros. Raha izahay irery tena dia mba tsy dia naninona fa ilay tsy maintsy mi-payer ny invités no mahakamo ahy. Ilay pariscope efa nieritreretiko ela fa misaotra nampatsiahy.
Ilay montana, ho any izahay @ samedi izao fa tsy @ ilay anniv, (sady voalohany).
Ilay Lido sy Pre catelan izany mitovitovy, donc, tsy possible.
Ilay séances de thalasso, raha hoe st valentin dia tsy maninona satria fety iarahana fa raha anniv. ohatran'ny tsy maintsy miaraka raha hanao an'ilay izy nefa lasa hoe miaraka dia sao lazainy fa fetsifetsy eo zà! hihihi
12. xxx ( 06/03/2007 15:45)
izaho tsy maharaka revina snob.
13. hery ( 06/03/2007 15:56)
Dia mba tena haha -original azy dia modio adino tanteraka. Izany hoe efa vita mialoha daholo ny pro rehetra an (na mongolfière io na ny tongolfière)

Dia rehefa tonga ilay andro dia odiana gisa mihitsy raha tsy izy no mampatsiahy sady tezitra hoe annif-ko ange androany e :-p

14. azzaro ( 06/03/2007 16:03)
xxx>tsy revina snob izany fa izahay tsotra fa tsy snob izany. Fa rehefa mba anniv. manko dia mba te hanao zavatra miova @ mahazatra fotsiny e
15. boubounezy ( 06/03/2007 16:49)
angatao vady fanindroany izy, dé zé zavatra tena tiny t@ nareo vô niona voloany avereno @ na zavatra na tantara fantsiarovana. fangatahana eo imasony invité @ anniv ambava sy @ fou ary @ geste vokatriny fou dé ampy azy zay c le(l) et le geste qui compte pour une personne qui aime vraiment mais pas les étoiles et la lune.misy slam kely ty ra tinao
fetinao ity ry lala
zao hatramizao dé mbola tara
ka ra vonona ianao andao
fa mbola be ny tona any arina
zay tsy itsaharako ry tina
ny hanavao ny fitiavako
ka mba ekeo anie rahavako
ra tinao; alaiko vady enao,
iasantona lavizao
na maraina, atoandro ariva
ra tinao dé za tsy anda
fa vonona hatrany, anomé fafampo
sy ampifaly
za tsy anakatra ny lune
na wé tsy maintsy anomé tune,
fa ny fitiavako anao,
dé tsy misy vidy tsotrizao.
tiko enao ary tena tiko,
niriko enao ary mbola iriko
azavela ijaly2
fa mbola ianao no tiko ary ho tiko atrany.
dé avy eo dé tonga dé troda bé:-D:-D
ho anao manokana io ra tinao omena ny vadinao.
inpiration improvisé fa ra tinao dé raiso fa vokatriny fou @ mahanamana.
mateza e!

16. xxx ( 06/03/2007 17:01)
Tsy mbola hitanao angaha le film "Le Cadeau". Original be.

Tolory sipa hiarahany alina iray izy e! Sa ve ianao saro-piaro be :oops::oops:
17. sakaizakely ( 06/03/2007 17:09)
azzaro> manofà streap teaseuse sady mba mi-se rincer l'oeil koa ny invités am'zay :wink:
18. booboo ( 06/03/2007 17:11)
ay ay ay :-D:-D:-D:-D
19. sakaizakely ( 06/03/2007 20:59)
boubounezy nga slameuse fa tena mirime ilay izy an ! Na mivalampeo sy efa antitsa aza ve dia afaka mi-slam ? Dia mitroda foana ve refa vita ny slam ? Toa mba te hanao an'izany indray za klé... Mahafinaritsa be :P
20. azzaro ( 07/03/2007 09:22)
boubounezy> Mahafinaritra be lé slam! merci e!njy ve no namorona an'io kia?

sakaizakely>Tena mbola ohatran'ny tsy zakan'ny saiko izany hanofa streap teaseuse izany, nefa io courant koa, sô mantsy mivadika @ iny eo lery koa!

xxx>vao nivoaka ve io film io sa efa ela? mbola tsy hitako akia a!

Atomotra ihany ity ny fotoana, androany vao misy pariscope vaovao dia mbola tsy nividy aho raha tsy rahariva.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0856