Toroy anniversaire original e

21. boubounezy ( 07/03/2007 12:37)
ty ndray e!
mividiana ménôty 1 dé afatory @ iny nareo 2 mandrampatampitra ny fety e!:-D
22. Samoana ( 07/03/2007 13:18)
Raha hisafidy ilay montgolfiere ihany dia aza adino ny mitondra paingotra na fantsika maranitra :-D
23. azzaro ( 07/03/2007 14:34)
sady manao menoty ve no mitondra paingotra eny @ montgolfière ve izany e? milay be izany raha atambatra ! tonga dia dorigina ge!
24. sakaizakely ( 07/03/2007 15:19)
hatao inona paingotra ry Samoana ?

Ahoana Azzaro, nahita hevitra ihany ve ? Misy hafatra alefako ho andry rahariva. Raha toa ka hadinoko dia ampatsiahivo ahy azafady. :idea: :idea:
25. mamie24 ( 07/06/2007 08:46)
Ny anay ko zao amin'ny sam 09 dia mbola tsy hitako ny pro homanina ho azy ny cadeau efa vonona zahay alo aty mada e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0068