Tarehy maina be
1. azzaro
(
08/03/2007 13:28)
Manahoana,
Mba toroy hevitra aho ry zareo fa tena matahotra fa maina loatra ny tarehiko a! manjary misy plaque mihitsy. Misotro rano aho (miezaka), fa tiako asiana produit efficace, nefa ilay hanandrana² mandany vola sy fotoana. Inona no produit efficace amin'izany hoy nareo? misaotra mialoha

répondu par kally le 09/03/2007 15:45
2. sakaizakely
(
08/03/2007 13:41)
Tsy rano ihany, fa mamonje dermato fa ny conseil n'ireny no efficace kokoa. Samy manana ny mety aminy ny olona, nefa mety tsy hi hety aminao.
3. Fiffi
(
08/03/2007 14:20)
ié ! marina ny an'i sakaizakely an ! fa na izany aza heu....ny fisotrohina ronono entier hono tena maha-malefaka ny tarehy.....
manaova koa masque....tranche de concombre nefa mety tsy hety @ hoditrao koh io fa aleo hieny mijery dermato....

4. fasaly
(
08/03/2007 14:45)
ié aleo refa tsy te handany fotoana sy vola de toundé mande any am dermato manotany zé menaka mety am terehy fa mizàra manosotro crème du jour et nuit amzay mandina fona:P sady miaro ny hatsika sy ny etraketraky ny rivotra maloto no mikolokolo ny hoditra.
5. azzaro
(
08/03/2007 15:56)
misaotra anareo namaly, noheveriko fa hoe ny dermato aza tsy mijery afatsy ny hoe pbm na santé na peau, fa izany hoe tarehy maina izany noheveriko fa resaka beauté ka tsy mijery zany ry zareo. Noheveriko fa hoe esthéticienne no tokony aleha, hay moa izany afaka mankany @ dermato? haka RV aho raha izany.
Misaotra betsaka. Saika hividy produit yves rocher aho teo dia naleoko mihitsy aloha tsy midi-kizo intsony.

6. xxx
(
08/03/2007 16:12)
aiza i Azzarro no mipetraka ?
Any M/car misy produit Homeopharma tena hitako efficace, izaho koa mantsy peau sèche be . Tsy misy atahorana satria produit homeopathique : crème de nuit à base de calendula, crème du jour à base d'extrait de Baobab ... fa tena efficace mihintsy . Raha misy fahafaha mividy dia afaka mampiasa ny lait sy lotion miaraka aminy koa, à base d'extrait de Baobab daholo
Ny Yves rocher koa nety tamiko aloha, fa manaova ilay diagnostic de la peau aloha, gratuit io, dia avy eo izy mi porposer anao izay porduit mety aminao . Miova araky ny saison ny produit tokony ampiasaina raha Yves Rocher, satria lasa mangirangirana indray ny tarehy raha produit d'hiver no atao @ été
Izay mahakolokolo hono no manana ny soa , ary ny vehivavy jerijery ka dia mazotoa ary e

7. azzaro
(
08/03/2007 16:20)
xxx>zà aty france, ka mety ho hitako eny @ ireny produits homéo ireny ve izany io lazainao io?
8. xxx
(
08/03/2007 16:24)
angamba tsy misy ry azzarro fa produiit ataon'ilay sté gasy mihintsy io , ny ahy afarako avy any M/car mihintsy rehefa misy olona mandeha
andraso fa jereko sy anontaniako sao misy mivarotra aty

9. kally
(
08/03/2007 17:31)
Izaho manokana tsy manoro anareo hampiasa Yves Rocher fa isan'ny ratsy indrindra io, be zavatra simika manimba loatra.
Weleda na Homeopharma ampiasaina fa tsara be ireo fa Weleda somary lafolafo.Ilay misy vahona na ireo tenenin'i xx ireo.

10. sakaizakely
(
08/03/2007 17:39)
Io ary ilay lazaiko hoe samy manana ny mety aminy ilay olona. Misy mampiasa Yves Rocher mety tsara (za io) nefa tsy mety amin'i Kally ilay izy.
Esthéticienne = commerçante, jereny eo ny tarehinao dia omeny anao daholo ny produits rehetra ananany momba ny type de peau -nao.
Dermato = médecin spécialiste de la peau. Manome torohevitra mirary sy mampianatra ny tokony atao : ny produits ampiasaina hypoallergénique etc et bcp moins cher en pharmacie nefa en parfumerie, na dia hoe efficace aza (Clinique, Clarins etc...) lafo velona.
Anjaranao ny misafidy

11. azzaro
(
08/03/2007 18:34)
ny hitak tamin\'ny boky hoe tsy sasana @ lait de toilette ny tarehy fa @ eau minérale sy savony (savon de marseille ohatra) dia asiana huile d\'amande douce. Nataoko nefa ohatran\'ny tsy efficace akory.
Nisy niteny indray hoe asiana crème fraîche na yaourt nature isanandro, dia nanao aho fa tena tsy tiako ny fofony avy eo fa ratsy be sady na sasana aza tsy mety afaka ilay fofona dia najanoko.
Nandefasan\'i mamanay crème avy any madagascar indray aho fa hoe tsara hono \"Fair et Lovely\" fa tsy efficace koa.
Yves rocher no fampiasako dia nuxe fa tsy efficace daholo, te hanandrana produit de marque ireny aho fa ilay izy lafo dia matahotra aho hoe iza no mety sy tsy mety dia izay no tsy hahazoako foana.
Garnier aho mbola tsy nanandrana.
Nivea tsy tian\'ny tarehiko koa.
Te hanandrana produit ilay eny @ parapharmace eny strasboug st denis (spécial black) ireny aho fa tsy sahy manapak\'evitra. Efa nisy nanandrana ve nareo? Fond de teint ihany no efa novidiako teny fa mety aloha e! fa produit de soins visage aho mbola tsy nividy.
Mitsiriritra be ilay tarehy tsy misy n\'inon\'inona ireny aho ry reto!

12. kally
(
08/03/2007 19:01)
Ka maina ny tarehin'i Azzaro tsy tokony ho sasàna savony izany.
Fair&Lovely anie mahafotsy fa tsy mahamandina dia izay no tsy nampety azy e!
Ny marque izany tsy midika n'inon'inona fa ny composition-ny ihany no mitondra azy.Raha tsy te ho simba tarehy sy ho lany vola fahatany dia zavatra vita @ zava-maniry na tsy misy raha simika ampiasaina Azzaro a! izay no nanoroako anao Weleda, jereo ao @ google dia hitakitanao eo!

13. xxx
(
08/03/2007 19:02)
Nahita site toa ahafahana mividy ny produit Homeopharma aho http://www.madagascar-homeopharma.com/
Io baume calendula Biopolis io no tena nahafaka ny maina be t@ tarehiko . Naturel daholo ireo
Ny anay na fanafody kohaka aza dia afarana any , ao @ homepharma daholo
Ny Yves Rocher koa mety amiko, fa mila maka conseil @ ireo conseillère-ny fa tsy mividividy foana

14. azzaro
(
08/03/2007 19:05)
Merci kia kally a! andraso hoe jereko (ohatran'ny efa hitako teny @ mpivarotra io marque io).
Io zany ny andry no atao?
Ary ahoana no nahafatarandry an'ilay Fair&lovely?

15. azzaro
(
08/03/2007 19:12)
xxx>misaotra @ ilay site fa tena ao daholo ilay produits. Jereko eo dia hanafatra angamba aho fa misy havana ho avy atsy ho atsy manko. Ilay weleda an'i kally koa hojereko dia atao daholo izay mety fa alerte be ny tarehiko izao.
16. booboo
(
08/03/2007 19:49)
Kally > hay manao raha ho an'ny tava ihany koa Welleda ? jus de bouleau no tena maha-mpinamana beee anay sy Welleda ...tokony efa hiverina hanao cure ndray fa akaiky pritemps ny andro :-/....
17. Zina
(
08/03/2007 19:58)
rehefa tsy nisy vokany izay nataonao mandehana any @ Dermato aloha fa mety misy zavatra afa miafina ao...
Dermato assurena kokoa soa dia lasa be panda eo ny hafarany.:wink:

18. azzaro
(
08/03/2007 20:35)
Atambatambatra mihitsy izao ireo conseil ireo dia atao tsirairay ry zina! mankany @ dermato aloha dia jerena izay lazainy dia jerena koa ireo produits natoron'ny namana ireo!
ary ianareo ve efa nampiasa ilay eau précieuse eny @ pharmacie? henoko hoe tsara fa tsy mety tafavidy ilay izy foana aho!

19. booboo
(
08/03/2007 20:49)
Miombon-kevitra @ Zina...sao vao maika miha-pire eo raha andramana aby zao raha aby aby zao...mety @ hafa mety tsy ho zakan'ny tena manko ouz reo namana hafa ireo...
20. kally
(
09/03/2007 09:59)
booboo:
Kally > hay manao raha ho an'ny tava ihany koa Welleda ? jus de bouleau no tena maha-mpinamana beee anay sy Welleda ...tokony efa hiverina hanao cure ndray fa akaiky pritemps ny andro :-/....
Ie! manao zareo na ho an'ny vatana sy volo sy tongotra koa aza:lol: fa nahazo homeopharma aho dia notaperiko haingana ohatry ny tsy teo :lol: tsara fofona sady mora ilay homeopharma no hitako mety tsara na savony na lotion na crème na eau précieuse mmmhmm!(l)