Tarehy maina be

21. xxx ( 09/03/2007 15:07)
Na i Chirac aza anie mba gaga t@ ilay homeopharma e

Weleda no nahafantarako ny calendula voalohany dia faly be aho vao nahita hoe manao koa ny homeopharma. Dokotera homéopathique no ni prescrire azy ho an'i mamanay t@ izany.

Raha mijery @ google nareo dia mahita fa manana crème visage à base de calendula koa i Weleda

22. kally ( 09/03/2007 15:45)
Ary nahoana no miafina akia ry xxx an?
Ka raha afaka misafidy tsy aleo ve manome asa ny gasy ohatr'antsika, fa rehefa tsy afa-manoatra dia Weleda alaina raha mazoto fa izy lafolafo kokoa an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.064