FITSAPAKEVIBAHOAKA:Fanomanana ny 3em Mandat !Mailo ry gasy a

1. ronaldo09 ( 07/03/2007 11:23)
Io fitsapakevibahoaka amin'ny 04 /04 io dia tetika maizina hanomanana ny 3em mandat fa tsy hitako mihitsy no hanovanana ny lalana fototra eo amin'ny firenena raha toa ka ,tsy manohintohina ny firaisam-pirenena ary matoa lany t@io lalampanorenana io ny mpitondra ankehitriny dia midika izany fa mandeha ary ekena io!Mailo ry gasy fa misy te ho lasa Bongo sy Kaddafi eto!:evil:
novalian'i ronaldo09 ny 24/03/2007 12:44
2. xxx ( 07/03/2007 20:57)
Ny faharoa vao manomboka dia efa misy matahotra sahady!:-D:-DHo antitra @ izany eo! i deba aza efa ho faty atsy ambadika atsy !
3. Zina ( 07/03/2007 21:45)
Ho antitra @ izany eo! i deba aza efa ho faty atsy ambadika atsy !
8O
zany ve? angaha itan'i la?
4. fijo ( 07/03/2007 22:31)
za tsy hiteny,fa aleo aloha hohita e
5. Zina ( 07/03/2007 23:01)
fijo tokoa zao mahita azy o?8O
6. fijo ( 09/03/2007 06:08)
mbola miandry isika ka
7. vahatra22 ( 09/03/2007 06:09)
d manin ko nefa ra manomana ny 3e mandat izy e! ze tiany ihany io, nareo no ho faty tampoka eo! na za tsy eo @ toerany ary ve ? sady izy ko ne nahavita e! ny zava-bitany oa jerena f' aza faly hitsikera sy hanaratsy foana! nareo no efa te ho contre any! toe-tsaina efa lany andro b zany! tsy misy ho voaodinao @ zany akory eo ry ronaldo sy taranak' i Pety isany a!:wink::roll::P
8. fijo ( 09/03/2007 06:15)
aza miakatra kosa moa e.avelao izy haneo ny heviny
9. lapino ( 09/03/2007 12:13)
lasa fanehoana fahatezerana ve ny anaran'i Pety le? Ohatra ny hoe ompa :roll:
10. fijo ( 09/03/2007 23:29)
izay mantsy
11. ronaldo09 ( 12/03/2007 14:06)
vahatra22:

d manin ko nefa ra manomana ny 3e mandat izy e! ze tiany ihany io, nareo no ho faty tampoka eo! na za tsy eo @ toerany ary ve ? sady izy ko ne nahavita e! ny zava-bitany oa jerena f' aza faly hitsikera sy hanaratsy foana! nareo no efa te ho contre any! toe-tsaina efa lany andro b zany! tsy misy ho voaodinao @ zany akory eo ry ronaldo sy taranak' i Pety isany a!:wink::roll::P

Itony no atao hoe tsy mahalala demokrasia !Fa iza koa moa no miteny amin'la fa nahavita izy e?Ny tao antranonareo angamba no vitany ny lakozia fa ny vahoaka malagasy fadiranovana atsy!Elah mihitsy no taranaky Fariseo sy ny mpanoradalana aiza ve ka hibodo toerana eo .Mbola ho hita eo izany fa sady tsy hisy hifidy ny eny izany eo e!


12. Fiffi ( 12/03/2007 14:45)
:) de ampy
13. ronaldo09 ( 14/03/2007 13:54)
Fiffi inona ny ampy???:evil:
14. fijo ( 15/03/2007 05:43)
za dia tsy mankasitraka le fitenenana hoe"izay tiany ihany io ko"tsy izay tiany,rah aizay dia ataovy mpanjaka izy.
mbola demokrasia izao ny filamatra,ka aoka ny vahoaka tsy hionona amin'izany,na dia hoe nahavita tokoa aza ity filoha ity.
15. xxx ( 19/03/2007 00:43)
Mba nataondry zareo hoe perzida rééligible 2 fois aza fa tsy hoe rééligible tout court. Efa mba tsara izany.
16. fijo ( 23/03/2007 23:57)
minoa ahy,fa mbola hiova io
17. ronaldo09 ( 24/03/2007 12:44)
Inona ny hiova ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0754