Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
manatiana00 ( 10/03/2007 09:58)
stress
Manahona daholy, Mbo marina fa izaho izany tena mila ho tapaka lalandra amin'izaofotoana iresahako izao satria eoampanomanana ny handeha hody any Dago mihintsy aho io ary raha lazaiko aminareo hoe ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/03/2007 10:56
aparia ( 10/03/2007 08:00)
Endrey izany hafaliana fa velona aina izahay
Mba azonareo omena ve azafady ny toniny. (hira fivavahana) Misaotra indrindra. Richard... tohiny
novalian'i Stretch ny 10/03/2007 08:37
bazylou ( 09/03/2007 23:45)
ny atsy amin'ny hebdo de mada
dia manao loha teny mibaribary fa mahery noho i deba ilay 8!! satria dia fanompoana azy lava reny no ao amin'ny konstity vaovao!! azy tanteraka ny fitondrana ary aminy daholo no anaovana na tsia ny a... tohiny
novalian'i bazylou ny 10/03/2007 19:02
patiadietrich ( 09/03/2007 23:17)
kole sereo
mba andefaso ny tononkira kole sereo raha mba misy. misaotra betsaka... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/03/2007 08:40
salmo1 ( 09/03/2007 18:05)
tsy misy zavatra vita
sady eto no mikandra no manao lesona no sady miserasera, zany ve hisy zavatra vita:-w:-w... tohiny
novalian'i xl ny 20/03/2007 08:01
salmo1 ( 09/03/2007 18:00)
soffia
Milay be enao am sary rehetra ah, fa saingy pachinot mbola très jeune. ... tohiny
patrick2002 ( 09/03/2007 16:50)
Ho an'i Vady Malalako
Tantara marina ity izay nitranga tao france . Nanapa-kevitra ity tovolahy malagasy iray izay mipetraka tao France, fa hampaka-bady any Madagascar fa tsy azo hatokisana hono ny vehivavy gasy tany Fran... tohiny
novalian'i xxx ny 15/03/2007 18:30
xl ( 09/03/2007 15:09)
Fifankalalan'ny samy forumistes : CV tsotsotra fotsiny...
Ohatra : Izaho lhl 30 ans , manambady , mananjanaka iray, gestionnaire cadre d'Entreprise, tia informatika, mozika sy sport 08h/08 sur forum ny jour ouvrable, mivanivany irery eto foana rehefa misy... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/03/2007 08:53
xl ( 09/03/2007 14:31)
Ndao hamorona fetin'ny lhl isika forumiste...feu de camp...
asiana brochette partie dia, manao Mahaleo sy Lolo Zokiny,... Izay lehilahy intéressé milazà ny heviny ary e! Misaotra mialoha!... tohiny
novalian'i pimaso ny 13/03/2007 13:15
sakaizakely ( 09/03/2007 13:51)
resabady lasa resabody = fialonana !
Ho an'ireo mpankahala gasy aty ivelany, lazaina fa tsy be zesta ivelany fotsiny ny gasy aty andafy nefa olona mafiady daholo. Rehefa ampisehoana azy ireo fa tsy marina izany, misy ireo tafita sy ma... tohiny
novalian'i karinah ny 13/03/2007 23:36
Andokely ( 09/03/2007 12:41)
Mitady vehivavy hendry
Tovolahy 32 taona,Tso-bolo, fotsy fihodirana, kristianina, Matotra. Miasa aty @ faritany. Mitana andraikitra ambony. Mitady vehivavy 23-30ans. Vonona ny ho tia sy ho tiavina. Mitovitovy amiko. Tafidit... tohiny
novalian'i Andokely ny 22/03/2007 10:39
xxx ( 09/03/2007 12:12)
Otrikafo:Sokajiana ho zaza ny vahoaka malagasy
Ny Mpitarika ny Otrikafo, Rajaonah, no nitondra ny fahitan-dry zareo azy io. Tsy niditra firy tamin'ny vontoatin'ny rijan-teny hoenti-manitsy ny Lalàmpanorenana aloha izy fa ny fotoana nofidiana h... tohiny
novalian'i fijo ny 15/03/2007 05:46
simplex ( 09/03/2007 11:44)
JIRAMA
big deal, http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=5890 http://www.madagascar-tribune.com/index.php?JOURNAL=1153&ART=22481 http://www.les-nouvelles.com/default.php?file=article&mode=d... tohiny
novalian'i naej ny 03/01/2008 10:50
rakaroka ( 09/03/2007 11:08)
Ataonao ho iza moa i Kristy?...
Isan'ny fototra iray iorenan'ny finoana antsoina hoe: "kristiana" ,Ny fandraisana sy fiheverana ny maha "kristy" an'i Kristy! Efa hatrizay no nisy ny Apolosy sns...izany hoe nitsinjara ny fomba fijer... tohiny
novalian'i niryna ny 24/03/2007 13:56
oldine ( 09/03/2007 11:08)
vetso miampita
Miarahaba antsika rehetra. Izaho dia tia ny hiran'ny NY RAILOVY fahiny ka misongadina amin'izany ny feon'Jerome Randria na Andriamahatana Jerome. Noho ny fitiavako an'io tarika io dia lasa nitovitov... tohiny
novalian'i xxx ny 29/03/2007 16:41
xxx ( 09/03/2007 09:17)
location d'avions pour cortège mariage...
Ao ambanidasy... tohiny
novalian'i bazylou ny 11/03/2007 20:06
tslem ( 09/03/2007 09:13)
lafo loatra ny couche
isaky ny adiny firy kay moa ny zazakely no tokony hatondrotra?... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/03/2007 07:56
xxx ( 09/03/2007 08:58)
Aiza ny zanako....
?... tohiny
novalian'i booboo ny 16/03/2007 10:28
ghanot ( 09/03/2007 08:43)
Hitady tononkira e
Mba hangataka an'io hira io zay mba manana ny tonony e, Njakatiana no mivazo azy io ka "Ny fitiavana anao " no lohateniny , ary d misaotra indray e:twisted:... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/03/2007 09:19
tsimatimanota ( 09/03/2007 08:01)
Entreprise sy Cybercafé?...
Quelle est la différence?... tohiny
novalian'i DotMG ny 13/03/2007 05:57
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.8018