Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
niryna ( 13/03/2007 04:32)
Credit na phone card.Inona no tena tsara amin'izay izao?
Efa nisy resaka an'io teo aloha fa sao mba misy hirika vaovao indray.Raha hiantso any Dago.Misy mandeha ilay 33 fa 32 misy olana foana indraindray.Aty Amerika no mba tiako asiana teny io ary mety misy... tohiny
novalian'i niryna ny 15/03/2007 04:14
salmo1 ( 12/03/2007 20:38)
sakafon-jaza
Ary mba aiza marina ny vary roa kapôkany pachinot:?:... tohiny
novalian'i salmo1 ny 14/03/2007 17:41
niryna ( 12/03/2007 16:43)
Antony 10 hamakiana ny baiboly
Mety hanontany tena ianao hoe inona tokony no antony andanianareo andro hamakiana ny baiboly?Mety hanana fisalasalana koa ianao na izaho noho ny fiainana izay mahakivy indraindray.Aza kivy fa mody ven... tohiny
novalian'i niryna ny 17/03/2007 06:22
Vahinala ( 12/03/2007 16:15)
Fitiavana sy vola
Ary hono hoa e, mampisy fiatraikany amin'ny fiarahana ve ny hoe maha mpanana sy tsy maha mpanana ? Ny tiako lazaina hoe tsy ny fitiavana ve no zava-dehibe toy izay ny resaka ara materialy sy ny fitiav... tohiny
novalian'i reporteur ny 05/04/2007 21:12
trinity ( 12/03/2007 15:58)
mangataka tononkira
iza no mba manana ilay iran'i max exeption ambiance à mahajanga misaotra mialoha... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/03/2007 08:51
oldine ( 12/03/2007 15:13)
hifanerasera
Mba ela no naniriako hifandray amin'ny NY RAILOVY saingy izao angamba vao mety hisy hevitra.Tsy ny mpiara-mihira ao ihany anefa fa mba mitady an'i RAINILOLA ihany koa sy ireo tia ny tarika indrindra f... tohiny
fanaina ( 12/03/2007 14:45)
ho anareo namana tsy ankanavaka
ho any hireo namako sy piara mitafa aminko isan-andro any @ hafatra dia miala tsiny aloha raha tsy mamaly tsony fa misy blem ny @conections ka na afaka mamaly aza aho dia tsy mety lasa ilay izy!! ... tohiny
novalian'i fanaina ny 03/04/2007 19:10
xl ( 12/03/2007 13:53)
Mahaleo zandriny : step 3 vao tena ho goavana...Olympia...
Rehefa tsy mandiso note, frappe ary tononkira aloa le zokinjokiny tena au texto mihitsy, fa le boay kely no tsy ampy feeling Miezaka kely daholo ny tsirairay e! Ny 35e anniversaire Mahaleo ao @ Oly... tohiny
novalian'i xxx ny 04/04/2007 09:19
xl ( 12/03/2007 13:36)
"no floorfire, no starvation..."
It's a united states goal! And us?... tohiny
novalian'i Papoose ny 12/03/2007 22:11
lapino ( 12/03/2007 13:14)
Jocelyn Ranjarison
Sao dia mba misy mahafantatra kay ny anaran'ilay tarika nanao ny original tamin'ireny hiran'i Jocelyn Ranjarison ireny ? Mihira playback manko razoky, fa hirana tarika chorale miteny anglisy no nan... tohiny
novalian'i lapino ny 26/03/2007 15:22
nikopol ( 12/03/2007 12:59)
Ny fanavakavahan-bolontongotra
Tsy mifanohitra amin'ny maha kristianina ve ny fanavakavahan-bolotongotra? ... tohiny
novalian'i prime ny 23/03/2007 06:06
nikopol ( 12/03/2007 11:22)
Chocolat
Ny sipa tia sokola hono ... ... tohiny
novalian'i majakely ny 15/03/2007 08:26
soamamy ( 12/03/2007 11:02)
karemy
Ahoana ny fandraisan'ny kristianina izany karemy izany.Ary maninona no tsy mifady sakafo tahaka ny nataon'i jesoa isika.inona ny antony?... tohiny
novalian'i fijo ny 16/03/2007 23:39
soanja ( 12/03/2007 10:45)
Minoa fotsiny ihany!
Ahoana ny fametrahanao an'io amin'ny fiainanao? Mino ve ianao fa marina io? Misaotra mialoha. ... tohiny
novalian'i fijo ny 16/03/2007 23:42
rurik ( 12/03/2007 10:23)
asa tanana
saika mba hitady fanapiana kely, asa raha mba misy mahalala we tsena (Magasin) inona no mety ahitana le plastika fanenjanana kaskety reny . Misaotra betsaka.... tohiny
novalian'i rurik ny 13/03/2007 16:34
xxx ( 12/03/2007 09:46)
Eglise catholique:«Ne piégez pas les électeurs!»
Il y a deux semaines, la conférence épiscopale (c’est-à-dire l’assemblée des évêques de l’île) a lancé une sévère mise en garde contre une démarche référendaire conduite à la va-v... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/03/2007 14:46
Fiffi ( 12/03/2007 08:23)
Nambenana polisy ny fanompom-pivavahana.
Polisy marobe, nanao fanamiana maha polisy azy ary nanao fitafy sivily, omaly maraina, no tonga teny amin'ny FJKM Anosivavaka Ambohimanarina, nanara-maso ny fizotry ny fanompoam-pivavahana tao amin'... tohiny
novalian'i VdS ny 20/03/2007 08:41
naritsimba ( 12/03/2007 05:34)
KABARY
Miarahaba antsika namana rehetra! Noho ny antony manokana dia voatery noesorina ilay Fampianarana Kabary tao @ Tahiryserasera. Ialana tsiny aminareo namana izany, mampanantena kosa anefa fa raha m... tohiny
novalian'i simplex ny 14/03/2007 09:48
tintin ( 12/03/2007 04:52)
Ra-mahay na mahita @ zavamaneno de ndao hanal azy
Mitady bandy akama, na sipa mba hiara hanala azy @ vazo, mahay zava maneno, hariva sy week end no tena malalaka, na ze maha afaka ny rehetra.... tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/03/2007 21:03
bazylou ( 11/03/2007 23:54)
hitanareo ve ity ??
www.malagasy.co.uk 8O8O8O8O8O... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/03/2007 06:04
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.5203