Ny fanavakavahan-bolontongotra
1. nikopol
(
12/03/2007 12:59)
Tsy mifanohitra amin'ny maha kristianina ve ny fanavakavahan-bolotongotra?
novalian'i prime ny 23/03/2007 06:06
3. ikaretsaka
(
12/03/2007 13:20)
ny volotongotra leoko ihany
fa ilay fanavakavahana ny kristianina @ tsy izy no tena gravy. le otran'ny ato hoe rehefa tsy manaraka ilay natoron'i pasitera anay de devoly na antikristy..
"sao manko hanao Jihady" koa isika any aoriana any
nefa zamy zanak'andriamanitra aby

4. Fiffi
(
12/03/2007 13:24)
nikopol:heu....volon-tongotra ? :roll::roll: sa volon-k'hoditra ? :roll:
Tsy mifanohitra amin'ny maha kristianina ve ny fanavakavahan-bolotongotra?
5. ikaretsaka
(
12/03/2007 13:26)
fiffi> mahalaza ny tiana ambara daholo rehefa volo ka voahavakavaka
6. Fiffi
(
12/03/2007 13:35)
heu...fa tsy ny hoditra ve no mitondra ny lokon'ny olona ? ny volo manko azo lokohina hiany .....
7. paris10
(
12/03/2007 13:37)
kristiana aho nefa tsy afaka ny hifanakalo hevitra @ secte,@ ireo tsy mino an'Andriamanitra!nefa minamana @ ndry zareo an!
9. Fiffi
(
12/03/2007 14:35)
mahaga le dinika......fa iza no andeha hijery ny lokon'ny volo tongotrin'ny olonona any ?:roll:
10. prime
(
12/03/2007 15:15)
niko:... hatsikana sy lalao sa...?
Tsy mifanohitra amin\'ny maha kristianina ve ny fanavakavahan-bolotongotra?
11. boozkel
(
12/03/2007 15:20)
f'inn no ivavahana raha mbola hisy resaka fanavakavahana izany? Misy tokoa ne olona tena mbola tsy mivoatra e,
f'anga @ Andriamanitra misy fanavakavaham-bolovolo zany?
reefa mainty na fotsy na mena na...:oops: ny nanamboarany anao de izay zany, de tokony hanaiky ny lokon'ny hafa koa, na mainty na fotsy izy de zay zany, tokony tsy hifankahala sika, misy dikany matoa isika nataon'Andriamanitra isan-karazany (ny loko, ny foko)sa ahoana hoy nareo?:lol:

12. vale
(
12/03/2007 16:25)
raha manavakavaka de manome tsiny an'ilay nahary izany koa! izy tsin no nanamboatra ny olombelona ange eh!:°)
13. simplex
(
12/03/2007 19:23)
fa hitako we miangatra ihany A/tra an,
ny vevavy zao tsy misy volo-tongotra :-w
sa any ankoatra vao manararaotra?
14. dadasy
(
12/03/2007 20:06)
tena tsara ilay lohahevitra satria atsipin'i Niko fotsiny ilay teny de samy mandrirotra @ izay hahazoany azy ny olona. Ilay haranitan-tsaina no mahafinaritra ahy. =D=D
15. xxx
(
13/03/2007 00:16)
Ataoko fa "loko" no dikan'ny volo eto fa tsy ilay volo noeritreretin'i Fiffi. Volon-koditra : fotsy, mainty, zarazara.
16. vale
(
13/03/2007 01:04)
simplex: mampahazo volon-tongotra angaha any an-koatra?:lol:
sady tsisy ratsy sy tsara izany fa misy zvt tsy maintsy mifameno fona koh, Atra tsy miangatra zany fa ny fijerin'ny ol no miangatra ndray2,:-D:-D:wink:
sady tsisy ratsy sy tsara izany fa misy zvt tsy maintsy mifameno fona koh, Atra tsy miangatra zany fa ny fijerin'ny ol no miangatra ndray2,:-D:-D:wink:
17. pissoa
(
13/03/2007 07:48)
za manavakava-bolo-tanana fa tsy manavakava-bolo-tongotra ... tena Kristianina b ve za :-D:-D:-D
18. Fiffi
(
13/03/2007 08:08)
ikaretsaka:heu....ka ny volo hoa azo lokohina koh ! fa le hidirany @ fivavahana sy finoana no tsy azoko an !
fiffi> mahalaza ny tiana ambara daholo rehefa volo ka voahavakavaka
19. sakaizakely
(
13/03/2007 08:12)
ataoko angamba fa somongan'i niko le volontongotra, fa iray ihany ny zavatra tiany ho asongadina, dia ny fanavakavahana.
Asiana :P kely dia valio resaka :P koa f'aza de sérieux be dol hoatran'io e !!! :-P
Asiana :P kely dia valio resaka :P koa f'aza de sérieux be dol hoatran'io e !!! :-P
20. simplex
(
13/03/2007 09:03)
sakaizakely: :P ny tsy fitovizana misy foana k :P fa tsy natao hanavakavahana izany akory :P otran'ny hoe misy marika silgoma maro samihafa :P fa samy silgoma doly ihany izany :P
vale: volom-bava misy foana k ;-) zay no tsy mampiangatra an'A/tra :P