Ny fanavakavahan-bolontongotra

21. prime ( 13/03/2007 10:25)
nikopol> Hazavao ilay hoe mifanohitra...
22. vale ( 13/03/2007 11:32)
simplex::P ka efa oe volon-tongotra oun!;-)hihihihihi:oops:
23. hery ( 13/03/2007 12:29)
Tena lehilahy marina i Nikopol... mametraka fotsiny dia mandeha.... dia mihainohaino izay fipoakany any sisa.

Valin'ny fanontanian'i Nikopol:

Eny. Mifanohitra @ maha-kristianina rehefa fanavakavahana rehetra.

Dia ahoana?
24. Fiffi ( 13/03/2007 12:32)
hery:
Tena lehilahy marina i Nikopol... mametraka fotsiny dia mandeha.... dia mihainohaino izay fipoakany any sisa.
efa fahazarany io....tsy fantatra zay mba heviny na ahoana na ahoana....


25. fijo ( 13/03/2007 23:13)
ka ny mpino dia efa zatra io manavaka io,ka aza gaga rah amanavaka volon koditra sy manandevo izy
26. prime ( 14/03/2007 08:45)
fijo:
ka ny mpino dia efa zatra io manavaka io,ka aza gaga rah amanavaka volon koditra sy manandevo izy
... mba omeo fanazavàna hoe raha tsy mahadiso!...:lol:
27. Rasiligaoma ( 14/03/2007 12:25)
fa "resaka 1 andalana ary ny nonon-drafozana tsy fikitika"

fa aleo tsorina fa misy io fanavahana io an.

voalohany aloha dia misy ato hoe "izay tsy manaraka ny inoako sy ny fisainako dia antikristy" fanavahana 1 io

Misy ilay any am-piangonana hoe 4mi na somary malotoloto akanjo no mipetraka eo akaikiny dia tsy confortble izy.

misy ilay tena raha miditra @ fiangonana sasany ianao (tsy tononiko eto ilay fiangonana fa any Madagasikara feno azy ) ka tonga aloha ianao ka maka toerana dia misy miteny anao hoe miala teo fa toeran-dranona mianakavy eo!
28. prime ( 14/03/2007 15:08)
rasiligaoma:
voalohany aloha dia misy ato hoe "izay tsy manaraka ny inoako sy ny fisainako dia antikristy" fanavahana 1 io
...Tsia tompoko ô... Hoy ny Tenin'Andriamanitra :

"Iza no mpandainga, afa-tsy ilay mandà an'i Jesosy tsy ho Kristy? Izy no antikristy*, dia izay mandà ny Ray sy ny Zanaka. [* Na: ilay antikristy]" I Jaona 2:22

"ary ny fanahy rehetra izay tsy manaiky an'i Jesosy dia tsy mba avy amin'Andriamanitra; ary izany no fanahin'ny antikristy, izay efa renareo fa ho avy, sady efa eo amin'izao tontolo izao sahady izy." I Jaona 4:3

"Fa maro ny mpamitaka efa lasa any amin'izao tontolo izao, dia ireny tsy manaiky fa efa tonga tamin'ny nofo Jesosy Kristy. Izy no mpamitaka sy antikristy." II Jaona 7

Ka raha misy ny lazainao ho mpanavakavaka dia ny Tenin'Andriamanitra mihitsy no tsarainao ho mpanavakavaka izany...

Ny filazàna ny maha_antikristy dia tsy fanavakavahana velively, fa fiambenana ny ondrin'Andriamitra tsy ho voafitaka... mbola fitiavana daholo no ilazàna izany...
29. Fiffi ( 14/03/2007 15:35)
prime:
Ka raha misy ny lazainao ho mpanavakavaka dia ny Tenin'Andriamanitra mihitsy no tsarainao ho mpanavakavaka izany...
fa mpanavakavaka @ io io ry prime fa tsy azoko an ! manavakavaka ny tenin'Andriamanitra ve ?


30. pissoa ( 14/03/2007 15:42)
prime:
...Tsia tompoko ô... Hoy ny Tenin'Andriamanitra :

"Iza no mpandainga, afa-tsy ilay mandà an'i Jesosy tsy ho Kristy? Izy no antikristy*, dia izay mandà ny Ray sy ny Zanaka. [* Na: ilay antikristy]" I Jaona 2:22

"ary ny fanahy rehetra izay tsy manaiky an'i Jesosy dia tsy mba avy amin'Andriamanitra; ary izany no fanahin'ny antikristy, izay efa renareo fa ho avy, sady efa eo amin'izao tontolo izao sahady izy." I Jaona 4:3

"Fa maro ny mpamitaka efa lasa any amin'izao tontolo izao, dia ireny tsy manaiky fa efa tonga tamin'ny nofo Jesosy Kristy. Izy no mpamitaka sy antikristy." II Jaona 7

Ka raha misy ny lazainao ho mpanavakavaka dia ny Tenin'Andriamanitra mihitsy no tsarainao ho mpanavakavaka izany...

Ny filazàna ny maha_antikristy dia tsy fanavakavahana velively, fa fiambenana ny ondrin'Andriamitra tsy ho voafitaka... mbola fitiavana daholo no ilazàna izany...

Avereno vakiana ny tenin'i Rasiligaoma noquoten'i prime io vao malaky mitanisa andininy ! Izy tsy niteny hoe misy milaza hoe Anti-Kristy izay manda ani Jesoa ho Kristy, hoy izy hoe

Rasiligaoma:
voalohany aloha dia misy ato hoe "izay tsy manaraka ny inoako sy ny fisainako dia antikristy" fanavahana 1 io

31. ikaretsaka ( 14/03/2007 20:08)
eeeee dia mpanavaka ve isika izany satria izay ny voalazan'ny soratra masina..

tsy za velively kle..

ny ahy ny slogan ko "famafazana" rehefa adika tsotsotra rehefa mba manampy olona sy manao asa fanasoavana anefa dia hoe:

.. "not because you are christian, but because we are christians[i=]tsy voatery amin'ny maha kristianina anao... fa amin'ny maha kristianina antsika [/i]

32. simplex ( 14/03/2007 20:35)
pissoa:
i Rasiligaoma noquoten'i prime
namaste
33. ikaretsaka ( 14/03/2007 20:39)
amiko ry prime tena zanak'andriamanitra daholo nefa na manaiky na manda fa tsy hoe nanda izy de havahana.. tsy mety kosa izany e
34. pissoa ( 14/03/2007 20:48)
le simp ity jlamboto mitsimpona teny fotsiny =))=))=))
35. simplex ( 14/03/2007 20:53)
tena mifanohitra @ finoana kristianina ny fanavakavaham-bolontongotra
36. ikaretsaka ( 14/03/2007 21:59)
na volon'inona io na volon'inona de tsy mety e
37. fijo ( 14/03/2007 23:58)
hoy prime mba homeo fanazavana hoe?
ity ary
ny ko klox klan dia mpino protestanta vontompinoan adaholo.nefa hay ny asany.

mba mankanesa any ampiangonana,de jereo ny fandraisan'ny ireo mpiangona mihaingo be ny olona mahantra izay eo akaikiny.

raha vao mahafantatra ny mpino hoe olona tsy mino enao dia toa ny fahavalony ny fandraisany anao.itako ato izany ary atao amiko.
38. Fanambinana ( 15/03/2007 14:42)
Fijo: mpandainga sy mpanendrikendrika ary mpanalabaraka olona ialahy. Tranon-dainga, io ny porofo.


Ny atao hoe fanalam-baraka dia ny fampitenenana olona iray (surtout filoham-piangonana) ny zavatra tsy noteneniny.

1. Tsy Kardinaly Razafindratandra tamin'ny taona 1987
2. Razafindratandra dia olona lava be.
3. Ny kardinaly tamin'ny taona 1987 dia ny Kardinaly Victor Razafimahatratra
4. Ny kardinaly Razafimahatratra dia mainty fa tsy zarazara.
5. Ny kardinaly Razafimahatratra izay kardinaly t@ 1987 dia tsy niasa tany Mahajanga tamin'io taona io.
39. booboo ( 15/03/2007 14:55)
:arrow:
40. ikaretsaka ( 15/03/2007 15:53)
mba aoka kosa izay ity fa efa hita e sy mazava hatraiza hatraiza e... mba mahalala onony fa ny olona mamolava kosa no tsy mahalala onony e (manjary oainina be isika hoe tsy mahalala onony)
Fanambinana:

Fijo: mpandainga sy mpanendrikendrika ary mpanalabaraka olona ialahy. Tranon-dainga, io ny porofo.


Ny atao hoe fanalam-baraka dia ny fampitenenana olona iray (surtout filoham-piangonana) ny zavatra tsy noteneniny.

1. Tsy Kardinaly Razafindratandra tamin'ny taona 1987
2. Razafindratandra dia olona lava be.
3. Ny kardinaly tamin'ny taona 1987 dia ny Kardinaly Victor Razafimahatratra
4. Ny kardinaly Razafimahatratra dia mainty fa tsy zarazara.
5. Ny kardinaly Razafimahatratra izay kardinaly t@ 1987 dia tsy niasa tany Mahajanga tamin'io taona io.




© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0085