Credit na phone card.Inona no tena tsara amin'izay izao?

1. niryna ( 13/03/2007 04:32)
Efa nisy resaka an'io teo aloha fa sao mba misy hirika vaovao indray.Raha hiantso any Dago.Misy mandeha ilay 33 fa 32 misy olana foana indraindray.Aty Amerika no mba tiako asiana teny io ary mety misy mampiasa ihany koa ny ao Frantsa? Tena lany aiky aho ry ireto fa mampiasa ireny credit na phone card ireny aho.Tapitra nampiasaiko daholo ireo Africa rehetra ireo fa milaza ry zareo hoe 25mn kanefa tsy misy 7-9mn daholo dia lany ny $2.Dia toy izany ihany koa ny hafa.Ary mividy ilay $5 indray aho dia mitombo ny mn ary rehefa zaraina fa tsy mahita resahina intsony na 11mn fotsiny aza no nampiasaiko dia lazainy fa tsy misy vola intsony.:roll:Na ireny @internet ireny aza dia milaza sy manazava kanefa toa tsy mifanaraka akory.
Misy card vaovao ve hitanareo?
Misaotra betsaka
niryna
novalian'i niryna ny 15/03/2007 04:14
2. bazylou ( 13/03/2007 23:24)
miandrasa fa efa any amin'nyfaran'ny 2008 no tonga ilay fibre optique e!!
Raha ny varte aloha dia tsy fika fa mitovy daholo na ny aty france sy eropa aza e!! ny aty vidina 6.5e milaza izy fa 67 na 70 mnno faharetany nefa rehefa hiresaka sy atao ny chronometre dia ny atsak'io no tena marina!!
Ny tena tsara dia ny msn na ny yahoo messenger!! gratuit io ary izay tianao eo no atao nahandefa sary na hira na ....
Asa raha efa tonga any USA ny quadriple play??? ianareo any hono nofa be raha vitesse internet sy connexion......asa aloha e!
3. niryna ( 14/03/2007 06:12)
bazylou:

Misaotra bazy a mety tsy mahandry izany angamba fa miaritra ireo carte mangalatra ireo ihany.Eny mandefa msn ihany ny tena saingy tsy ny rehetra no afaka andefasana any.Tena mankaleo aloha ilay izy fa natao ny tsy hiteny e dia rehefa miantso azy ianao dia tsy maitsy mahita ho tenenina foana izy na tsy misy mireska aza dia efa alainy ny vola raha vao mahazo feo fotsiny ilay olona manana telecel.

4. bazylou ( 14/03/2007 23:56)
ataovy sms ny resaka fa tena mora be io!!! hevitra iray koa io
5. niryna ( 15/03/2007 04:14)
bazylou:

ataovy sms ny resaka fa tena mora be io!!! hevitra iray koa io

Misaotra ihany bazy a ataoko io smsa io amin'ny manaraka e
niryna
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4349