Chocolat

1. nikopol ( 12/03/2007 11:22)
Ny sipa tia sokola hono ...
novalian'i majakely ny 15/03/2007 08:26
2. lapino ( 12/03/2007 11:30)
sokola fotsy sa mainty sa ôlé ?
3. vale ( 12/03/2007 11:47)
manin ny sipa tia chocolat:{:{:P
4. papala ( 12/03/2007 11:49)
mbo tohizo le soratra fa manjary:b:b:b:b:b:b:b:b:b:b:b:b:bmihintsy
5. vale ( 12/03/2007 11:50)
zany ange hoà, tsss..;hihihi
6. simplex ( 12/03/2007 12:20)

le sokola ole no tena tsy azoko hoe manin
7. lapino ( 12/03/2007 12:27)
le mitsonika d mifetafeta iny
8. booboo ( 12/03/2007 12:30)
Tsy honohono zany zalah, masoko zao nahita. Zà tsy mavandy e ...euh...tena tia chocolat ny vhv kah (tsy nety tampoka lé tononkira :-D:-D:-D:-D:-D)
9. kelly13 ( 12/03/2007 13:13)
za tsy tia sokola! sao d tsy sipa aza za? :o
10. Samoana ( 12/03/2007 13:56)
...mora mitsonika
11. xxx ( 12/03/2007 14:16)
sao kosa ny saokan la no tiany letsy?
12. Fiffi ( 12/03/2007 14:41)
zah tena faran'zay tia sokola de ahoana zany klé !:roll:
13. kelly13 ( 12/03/2007 15:37)
fa inn ankia no itiavanjy chocolat ry fiffi? :-P
14. nikopol ( 12/03/2007 15:45)
manamaimbo tongotra hono ny sokola
15. fasaly ( 12/03/2007 15:58)
ié! zà mi konfirma fa ny sipa tia sokolà indrindra ny noir ça fond dans la bouche hummmmmmmm!
fa zà tsy maimbo tongotra kan!!!:-P:-w
16. lapino ( 12/03/2007 16:34)
fasaly:
ça fond dans la bouche hummmmmmmm!
no comment :wink::)
17. vale ( 12/03/2007 16:43)
nikopol:hihihihihihihihi.. tsy mitombina vely2 zany!:-D:-D:-D:-D:-D
18. vale ( 12/03/2007 16:44)
lapino: ary kay tsy ny vhv ihany fa ny lhl kou aaann...mahalala tsara mihintsy:P:wink:
19. fasaly ( 12/03/2007 16:55)
lapino: tonga de kobonao lay tsirony an!:wink::-P
20. andry08 ( 12/03/2007 17:49)
ouf! zah tsy tia sokola fa ny vadiko no tia io, nefa izy tsy maimbo tongotra fa lehilahy!:arrow:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.201