Antony 10 hamakiana ny baiboly

1. niryna ( 12/03/2007 16:43)
Mety hanontany tena ianao hoe inona tokony no antony andanianareo andro hamakiana ny baiboly?Mety hanana fisalasalana koa ianao na izaho noho ny fiainana izay mahakivy indraindray.Aza kivy fa mody ventiny ny rano natsakaina,tsy ho lany andro akory ianao raha mino AZY
Antony 10 hamakiana Baiboly:
1-Confidence:noho ny finoanao dia tonga manantona manontany hevitra aminao ny namana na olon-kafa,satria izy ireo mahafantatra ny finoana ao.
2-Influence: noho ny fahalalanao ny teny dia io no hiarovanao ny fahavolo satria ianao mahalala ny marina.
3-Christianity:manana fihevitra toy ny fihevitr'i Jesosy ianao ary mahafantatra ny maha ianao anao araka ny voasoratra ao amin'ny baiboly.
4-Morality: vokatry ny fahalalanao ny baiboly dia afaka manaporofo ny marina ianao ary dia manampy ny toe-tsainao koa izany.
5-Discover hope:Izy irery ihany no ahitana fiadanana fa tsy hita any an-kafa (he is our peace)
6-Indetify center in your life:ny famakiana ny baiboly no ahitanao ny marina na diso ka ahafahanao manaraka na manohitra.
7-Help you discover who you are:ahafahanao ny mahalala anao sy nataonao teto an-tany @izao fotoana.
8-We are created by God:Namboarin'Atra farany isika fa tsy nataony toy ny biby.Lahy sy vavy fa tsy diso izy nanao antsika ,ny fofon'ainy no nomeny an'i Adama mba ho tahaka Azy isika.Hafa indrindra izany isika noho ny zavaboary namboariny(special)
9-Help guide you in the intimacy with God:nomeny hery isika hivavaka,hamaky baiboly,hiresaka aminy ary ahafantatra Azy.Ny famakiana ny baiboly dia ahafahantsika fa miresaka amintsika Izy.Ny vavaka dia ahafahantsika fa miresaka aminy isika.
10-Help you change your world:hanampy ny manodidina antsika ny fahalalana azy.

Noho ny famakiana baiboly dia ahafantatra fa hay tsy tongatonga teto fa nomeny hery mba hanampy ny manodidina ,hitory ny teny soa mahafaly,hanavotra ireo very sy tsy manana finoana aminy.Nataony hafa noho ny rehetra satria nomeny herin'ny fanahy masina hitaridalana sy hanampy ary hanome hery ho ahy sy anao.
(l)Niryna
novalian'i niryna ny 17/03/2007 06:22
2. ikaretsaka ( 12/03/2007 18:45)
ka tsy azoko tsony mihitsy ange ry niryna e.. baiboly sa ny fijoroana vavolombelona a gauche a droite sa ny maison hantee sa ny inona no raisina ???
3. xxx ( 12/03/2007 19:51)
mifanaraha ianareo samy avy any fa ny aty dia mifanaraka tsara e!:-D:-D
4. rakaroka ( 12/03/2007 21:17)
Ny tena blem 'gné ry nyrina dé tsy tafiditra ao anatin'ny "bibliographie" tokony hovakiana sy hanadinana aty lé "baiboly" anefa ireny tsy maintsy maitrisé-na aloha, sady matevitevina ihany ka raha variana mandalina "baiboly" aho tsy hanam-potoana hiheverana ny hafa intsony!:lol::lol:8O:wink::lol:
5. ikaretsaka ( 13/03/2007 00:22)
izay mantsy:wink:
6. soanja ( 13/03/2007 01:21)
Misaotra an'i Niryna nanome fanazavana.

Hoy i Niryna >

7-Help you discover who you are:ahafahanao ny mahalala anao sy nataonao teto an-tany @izao fotoana.

Io ry Niryna no hitako lesoka be dia be amintsika izay milaza antsika fa Kristianina. Tsy ampy an' io ary matetika aza any ampiangonana tsy havela hijery momba an'io ny Mpino fa ny soratra masina ao amin'ny baiboly ihany no zavadehibe. Nefa raha haka mpino iray ohatra isika dia izy anefa iharan'ny fanandevozana nefa izy mijaly noho izany dia inona ohatra ny ao amin'ny baiboly?
Manampy azy ve ny fahafantarana fa eken'i baiboly ny fanandevozana ary izay ny toerana tokony hisy azy?
7. niryna ( 13/03/2007 05:09)
ikaretsaka:

ka tsy azoko tsony mihitsy ange ry niryna e.. baiboly sa ny fijoroana vavolombelona a gauche a droite sa ny maison hantee sa ny inona no raisina ???

Inona no tsy azon'ika?Famakiana baiboly?
Ny fahafantarana ny tenin'Atra no hery iray lehibe manome antsika ny fanantenana (hope).Ny famakiana ny teniny dia isany iray hiresahan'Atra antsika,isika mivavaka aminy dia miresaka aminy.
Mamaky baiboly izany :arrow:miresaka antsika Izy.
Mivavaka isika:arrow:miresaka amin'Atra isika
Dia ireo nomeko anao ireo no antony ilaina ny hamakiana ny baiboly.
Vavolombelona?Eny satria ianao mamafy izay teny nianaranao sy novakianao tao anaty baiboly ary ny fahalalanao izany dia hanampy anao sy ny manodidina anao.Ampiarina amin'ny fiainana izany ny teny izay nomeny ahy sy ianao

8. niryna ( 13/03/2007 05:24)
rakaroka:

Ny tena blem 'gné ry nyrina dé tsy tafiditra ao anatin'ny "bibliographie" tokony hovakiana sy hanadinana aty lé "baiboly" anefa ireny tsy maintsy maitrisé-na aloha, sady matevitevina ihany ka raha variana mandalina "baiboly" aho tsy hanam-potoana hiheverana ny hafa intsony!:lol::lol:8O:wink::lol:

Rakorako a ny fianarana ny soratra masina tsy misy izany hoe maitrizena izany.Izay kely fantatrao sy marina no zaraina.Tsy ho voa mafy daholo izany ny tsy nandalina rehetra raha izany? Ny olona manampahaizana aza indraindray no milaza fa tsy misy Izy.Efa nihita ianao olona voaantso kanefa tsy nahavita fianarana?Inona no sarotra eo amin'Atra?Rehefa nomeny hery ianao ho tonga zanany dia hoy izy hoe Mar 16:17-18 ary izao famantarana izao no hanaraka izay mino:hamoaka demonia amin'ny anarako izy,hiteny amin'ny fiteny tsy mbola hainy izy,handray menarana izy ary na dia misotra zava-pisotro mahafaty aza izy dia tsy hampaninona azy izany,hametra tanana amin'ny marary izy dia ho sitrana ireny.

9. niryna ( 13/03/2007 05:28)
soanja:

Misaotra an'i Niryna nanome fanazavana.

Hoy i Niryna >

7-Help you discover who you are:ahafahanao ny mahalala anao sy nataonao teto an-tany @izao fotoana.

Io ry Niryna no hitako lesoka be dia be amintsika izay milaza antsika fa Kristianina. Tsy ampy an' io ary matetika aza any ampiangonana tsy havela hijery momba an'io ny Mpino fa ny soratra masina ao amin'ny baiboly ihany no zavadehibe. Nefa raha haka mpino iray ohatra isika dia izy anefa iharan'ny fanandevozana nefa izy mijaly noho izany dia inona ohatra ny ao amin'ny baiboly?
Manampy azy ve ny fahafantarana fa eken'i baiboly ny fanandevozana ary izay ny toerana tokony hisy azy?


Tsy misy fisaorana soanja a.



10. niryna ( 13/03/2007 05:40)
[quote=soanja]
Misaotra an'i Niryna nanome fanazavana.

Hoy i Niryna >

7
-Help you discover who you are:ahafahanao ny mahalala anao sy nataonao teto an-tany @izao fotoana.

Ny tiako tenenina eto dia toy izao,raha vao miresaka amin'ny olona isika dia iza no anaranao,aiza ianao no miasa.Eo amin'ny famakiana baiboly koa izany dia toy izany.Ilay fomba sy fotoana nahafahanao nandalina sy namaky ny baiboly dia efa zavatra lehibe iray mampiova anao ary satria ianao miova noho ny fahalalana azy dia manomboka mahafantatra ny maha ianao anao amin'izay ianao.Mahalala matahotra an'Atra ary miezaka manao ny tsara satria ny eritreritrao no mibaiko anao noho ny fahalalana izay nanananao.
Inona no nataonao?Noho ny fahalalanao ilay tenin'Atra dia nampiarinao ve izany?Nanavotra olona ve ianao?Nanao zavatra ve ianao toy ny hoe misy fiangonana manome sakafo ireo mahantra ary dia mandeha any aho ohatra manome sakafo azy ireo.Manokana andro kely izany ianao hanampiana ny olona mila fanampiana.Nahalala ianao kanefa dia tsy nanao na inona na inona.Izay no tiako hambara amin'io
ho tohizako

11. niryna ( 13/03/2007 06:00)
[quote=soanja]
. Nefa raha haka mpino iray ohatra isika dia izy anefa iharan'ny fanandevozana nefa izy mijaly noho izany dia inona ohatra ny ao amin'ny baiboly?
Manampy azy ve ny fahafantarana fa eken'i baiboly ny fanandevozana ary izay ny toerana tokony hisy azy?


Efa voalaza io fa anisany mandalo fisedrana daholo ny tsirairay avy,anjarantsika no mahafantatra sy miezaka ary mivavaka ny amin'izany.Hoy ny baiboly izay nataonareo tamin'ireny mahantra ireny no efa nataonareo tamiko koa.Nangateta aho dia tsy nomenareo rano.Mahantra izany no fanoharana notenen'i Jesosy eto.Ao ihany koa ny hoe aza manao tsinotsinona ireny madinika ireny ianareo.Ny olona izay manao ny tsy mety rehetra izany na manao taigim-bozona ny hafa no azo ampiarina io fanandevozana io.Izay no fahalalako azy.Mety hisy namana hanana fanazavana hafa.Toy ireny zavatra mianjady ny tsirairay ireny dia mihezaka mivavaka sy manana fahatokisana ilay olona fa mbola ho avy ilay maraina ary Atra maheno ny vavany ka tsy maitsy hisy ny valimbavaka amin'ny fotoana izay tiany hamaliana azy.
Aiza no fipetrany? Dia ny finoana ,ny fanantenana,ny fananana an'i kristy.Mila mino amin'ny fony tanteraka izy fa hisy fiafarana daholo ny zavatra rehetra ary manova zavatra sy mamaly vavaka izy.Izay no mahatonga ilay fanoharana hoe raha kely toy ny voantsinampy aza ny finoanao.Mino ianao fa hanala ny zioganao izy ary dia ataony ho tanteraka tokoa izany.
Vavolombelona:Noho ny mahasamy hafa loko ity mpampiasa sy mpiasa dia nampijaliany nataony nitondra faisany ilay mpiasa.Nijaly,nahia kely,tsy nahita tory.Niakatra mihitsy aza ny raharaha fa tsy nahataty intsony ity mpiasa.Teo izy no nanomboka nifikitra an'Atra ary tsy nanana alehelo ilay mpampiasa intsony izy fa nivavaka ho azy aza no nataony ary nianatra namela azy ihany koa.Nangidy taminy izany ary vao maika nirongatra ity fahavalony ary dia nivavaka izy mba hafindra toerana kanefa toy tsy ho hisy mihitsy izany.Io lehibe io ihany no manome ttsy tsara ahafahany mifindra.Inona no nataony,niankim-po tamin'Atra izy ary nangataka ny hifindra,tsy fantany hoe ahoana.Nivaly ny vavany ary nanala olona ny orin'asa ka anisany nafindra izy.Iza no nitranga voalohany.Izy nitady hifindra sa ny orin'asa be olona?
Izay tsy vitan'olombelona hain'Atra.Mahereza
12. rakaroka ( 13/03/2007 06:54)

Rakorako a ny fianarana ny soratra masina tsy misy izany hoe maitrizena izany.Izay kely fantatrao sy marina no zaraina.Tsy ho voa mafy daholo izany ny tsy nandalina rehetra raha izany? Ny olona manampahaizana aza indraindray no milaza fa tsy misy Izy.Efa nihita ianao olona voaantso kanefa tsy nahavita fianarana?Inona no sarotra eo amin'Atra?Rehefa nomeny hery ianao ho tonga zanany dia hoy izy hoe Mar 16:17-18 ary izao famantarana izao no hanaraka izay mino:hamoaka demonia amin'ny anarako izy,hiteny amin'ny fiteny tsy mbola hainy izy,handray menarana izy ary na dia misotra zava-pisotro mahafaty aza izy dia tsy hampaninona azy izany,hametra tanana amin'ny marary izy dia ho sitrana ireny.


Eny ho'aho:lol::lol::lol: tokony izay hevitr'i Nyrina izay mihitsy lé izy hoe "samy manana ny fahatsapany sy fahazoany ny soratra ny olona fa
t@ fiangonana "gasy" niangonako aty "France" tsy mahazo mitoriteny izany ny sarababem-bahoaka an!
mila koa hono fiofananasy fandalinana lalina
hono vao tokony "hitory":roll::roll:8O8O:-w:-w:-w
13. pissoa ( 13/03/2007 07:54)
otrany tsy azoko tsara le 1 sy 2 :oops:
14. jhouhlambout ( 13/03/2007 10:08)
Vakio alou ny baiboly dé azo ho azy le 1 sy 2
15. prime ( 13/03/2007 10:18)
niryna> Misaotra...=D
16. pissoa ( 13/03/2007 10:34)
jhouhlambout:

Vakio alou ny baiboly dé azo ho azy le 1 sy 2

:-D:-D:-D mety azoko iany le izy na tsy mamaky baiboly aza za, fa te ho siora fotsiny za oe le eritreretiko no tiany ambara aloan'ny hanehoako hevitra :-D:-D:-D

17. niryna ( 13/03/2007 16:07)
rakaroka:


Rakorako a ny fianarana ny soratra masina tsy misy izany hoe maitrizena izany.Izay kely fantatrao sy marina no zaraina.Tsy ho voa mafy daholo izany ny tsy nandalina rehetra raha izany? Ny olona manampahaizana aza indraindray no milaza fa tsy misy Izy.Efa nihita ianao olona voaantso kanefa tsy nahavita fianarana?Inona no sarotra eo amin'Atra?Rehefa nomeny hery ianao ho tonga zanany dia hoy izy hoe Mar 16:17-18 ary izao famantarana izao no hanaraka izay mino:hamoaka demonia amin'ny anarako izy,hiteny amin'ny fiteny tsy mbola hainy izy,handray menarana izy ary na dia misotra zava-pisotro mahafaty aza izy dia tsy hampaninona azy izany,hametra tanana amin'ny marary izy dia ho sitrana ireny.


Eny ho'aho:lol::lol::lol: tokony izay hevitr'i Nyrina izay mihitsy lé izy hoe "samy manana ny fahatsapany sy fahazoany ny soratra ny olona fa
t@ fiangonana "gasy" niangonako aty "France" tsy mahazo mitoriteny izany ny sarababem-bahoaka an!
mila koa hono fiofananasy fandalinana lalina
hono vao tokony "hitory":roll::roll:8O8O:-w:-w:-w



Dia ahoana izany ilay ao anaty baiboly notenenin'i Jesosy hoe ataoko ho mpianatro ianareo ary omeko hery mihoatra noho ny nataoko ?Izy aza nanome hery ny olona hitoriteny erak'izao tontolo izao fa tsy niteny izy hoe e,mila miofana ianao vao milaza izay fahasoavana nomeny anao.Sa ahoana hoy ianao:roll:
Ny mahasamihafa azy dia hoy izy hoe andeha aho hanamboatra toerana ho anareo ary raha andeha aho dia hiresaka ny raiko any an-danitra aho handefa ny fanahy masina hitoetra ao aminareo.Fanazavana no resahiko eto a.Izy izany nandefa ny fanahy masina ary io no mitari-dalana ny olon rehetra izay mpino eny ny fahasoavana izay nomen'ny tompo ireo mpino,misy koa ny fahasoavana nomen'ny tompo ireo olona voafidiny dia ny pasitera,ny monpera,ny diakonina,sns.Ireo fanomezana hafakely ary mihoatra ny mpino tsotra dia ireo no mila mandalina sy maka fahaizana manokana
18. niryna ( 13/03/2007 16:19)
[
Antony 10 hamakiana Baiboly:
1-Confidence:noho ny finoanao dia tonga manantona manontany hevitra aminao ny namana na olon-kafa,satria izy ireo mahafantatra ny finoana ao.

[/quote]
pis a < Rehefa manana an'Atra ianao dia hita soritra amin'ny fihetsika,fiteny,fiainana andavanandro ilay maha kristiana anao ary noho io dia liana te ahalala zavatra aminao ny olona.Oh maninona ianao no falifaly lava toa tsy misy olana ny fiainanao.Afaka milaza ianao fa napetrako eo amin'ny tompo ny fiainako ary nomeny hery aho fa tsy handao ahy izy.Izay olana misy izany indrindra ny fahavalo mandalo eo aminao dia moramora ho anao ny mandefitra sy mivavaka azy ary mitia azy.io ilay taratra kristiana ilaina sy tadiavintsika isan'andro.Na inona na inona ny zavatra ataon'ny olona antsika izany dia mianatra mamela isika ary mivavaka ny fahavalo.Tsy mora io fa rehefa manao io dingana be io ianao dia tena maivany ny alahelo na hatezeranao ilay olona satria izay zavatra nataony taminao dia Izy irery ihany no hitsara fa tsy ianao intsony:P

Dia izay no mahatonga ny olona manomboka manontany zavatra sy manana fahatokisana aminao mitady hevitra na manoro hevitra ny hafa satria ianao efa manana ny fahatokisana fa tena misy tokoa Izy avy amin'ny alalan'ny zavatra nitranga taminao teo amin'ny fiainanao.Izay anie ilay miaina ao amin'ny mahakristiana antsika e.Mety hisy namana hanazava ny heviny aminao fa io no fahalalako azy amiko.Tsy afaka ny hiteniteny foana izany aho raha tsy nahita taratra teo amin'ny fiainako ny fomba namonjeny ahy ka dia zaraiko izany.
19. niryna ( 13/03/2007 16:28)
niryna:


2-Influence: noho ny fahalalanao ny teny dia io no hiarovanao ny fahavolo satria ianao mahalala ny marina.

pissoa < Ny fahalalana ny tenin'Atra dia mahafantatra izany isika ny tokony hatao sy ny tsia.Mikasika ny fahavalo dia miverina eto indray ny fanazavana,afaka mivavaka ny fahavalonao ianao fa tsy hanopa azy na hamaly ratsy azy.Satria valiana amin'ny soa ny ratsy.Na manao zavatra tsy mety foana aza izy dia tsy anao ny fahamaliana.Mety hoe eritreritra adala koa izany,eny fa rehefa manana fo mamela isika dia miala ny hatezerana ary mandosira ny fahavalo hoy ny teny ao,izany hoe tsy voatery hatoky iny olona intsony ianao ary tsy voatery hiresaka aminy intsony.Fenoy tsiky fotsiny dia izy indray no manontany tena hoe na inona na inona ataoko ity olona ity dia tsy tezitra amiko izy.Mety ianao nenjehina iny no hanova azy hiverin-dalana.Ny teny koa dia fiarovana antsika amin'ny herin'ny ratsy ka raha manonina ny anaran'i Jesosy fotsiny ianao rehefa misy eritreritra ratsy mandalo aminao dia miala ilay saina ratsy.
Mety mahavaly ny fanontaniana izay ?
20. pissoa ( 13/03/2007 18:29)
1-Confidence:noho ny finoanao dia tonga manantona manontany hevitra aminao ny namana na olon-kafa,satria izy ireo mahafantatra ny finoana ao.

:-D:-D:-D

hafa be ilay fanazavana ---

fa na zany aza (bon --- zao rangà le tsy azoko a :-D)
Gaga be zah nahita an'io 1 io aloha satria niryna no tena be kestion fôpla ndrindra (araka ny fahitako azy) teto amin'ny forum teo aloha teo nefa milaza hoe mamaky baiboly ... Nefa raha io teoria be anao io dia ny oul tsy d mamaky no tokony hanontany an'i niryna :°)
hihihi :oops::oops::oops::-D

niryna:
2-Influence: noho ny fahalalanao ny teny dia io no hiarovanao ny fahavolo satria ianao mahalala ny marina.
Ah - OK ! tsy izay ny nahazahoko azy teo mantsy :-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.581