Antony 10 hamakiana ny baiboly

21. fijo ( 13/03/2007 23:10)
hoy niryna:"Ny famakiana ny teniny dia isany iray hiresahan'Atra antsika,isika mivavaka aminy dia miresaka aminy.
hoadary.ny mamaky teny sy ny miresaka ramatoa ,samy zavatra hafa an.rah ahoe mamaky enao dia manoratra aminy dia mamaly izy,dia ekeko.fa enao ngaha manoratra aminy???ary mamaly ny soratra ataonao ve izy???
22. niryna ( 14/03/2007 05:36)
fijo:

Ny baiboly dia tenin'Atra ary ny famakianao ny teniny no miresaka aminao izy.Ny mivavaka indray dia ianao no miresaka amin'Atra.Mety ho tsy mitovy ny eritreritro sy ny anao.

23. fijo ( 14/03/2007 06:00)
ndeha atao hoe tsy mitovy fa manahiran abe le miresaka amin'javatra tsy hita akory.
24. prime ( 14/03/2007 08:43)
fijo> Raha ilay Fanahy no tianao ho hita dia sarotra tokoa aloha ny ahitàna azy raha tsy mino aloha ianao fa misy izy...
25. fijo ( 14/03/2007 23:53)
ka mila tsapako na henoko aloha izy vao hino aho
26. niryna ( 15/03/2007 05:44)
fijo:

ndeha atao hoe tsy mitovy fa manahiran abe le miresaka amin'javatra tsy hita akory.

Tsy maninona izany ka,fa zavatra kely no saika mba hanontaniako an'i fijo.Ianao niteny hoe ny mamanao kristiana dia tsy nisy zavatra azonao na niratovanao mihitsy ve tao aminy?Sarotra tokoa anie ilay izy e satria misy ny mbola omena ronono ary misy ny efa mahalaitra vetin-kanina.Ka rehefa mbola tsy tonga ny herin'ny fanahy hanazava anao dia tsy ho resilahitra mihitsy ianao.Enga anie ka mba hanantona azy ihany ianao indray andro any.
(l)niryna

27. niryna ( 15/03/2007 06:05)
[quote=soanja]
Misaotra an'i Niryna nanome fanazavana.

Nefa raha haka mpino iray ohatra isika dia izy anefa iharan'ny fanandevozana nefa izy mijaly noho izany dia inona ohatra ny ao amin'ny baiboly?
Manampy azy ve ny fahafantarana fa eken'i baiboly ny fanandevozana ary izay ny toerana tokony hisy azy?

Efe 6:5Hianareo mpanompo maneke ny tomponareo araka ny nofo amin'ny fahatahorana sy ny fangovitana,amin'ny fahatsoran'ny fonareo toy ny fanekena an'i kristy izany,tsy amin'ny fanompoana eo imaso,tahaka ny mpila sitraka eo amin'ny olona,fa tahaka ny mpanompon'i Kristy manao izay sitrapon'Atra amin'ny fo,amin'ny sitrapo manao fanompoana toy ny amin'ny tompo fa tsy amin'ny olona,satria fantatrareo fa izay soa ataon'ny olona rehetra no ho raisiny amin'ny tompo,na andevo na tsy andevo izy.Ary ianareo tompo,manao toy izany aminy kosa ka atsaharo ny fandrahonana,satria fantatrareo fa ny Tompony sady Tomponareo koa dia any an-danitra ka tsy misy fizaha-tavan'olona aminy.
Fehiny tokony hanaja ny asany izany ny tsirairay ary ny mpibaiko dia efa nanarina koa eto mba tsy anao tsinontsinona ireny madinika baikony ireny.Atra dia an'ny rehetra ka Izy no mahita ny ataon'ny tsirairay na manaja na manandevo.Amin'izao fotoana izao dia tokony tsy ho hisy intsony io ary raha misy aza dia misy lalana mifehy izany.Raha tsy mahantaty fotsiny dia zo-ny no miala dia mitady asa alohan'ny ialany.
Izay no fahalalako azy soanja.

28. prime ( 15/03/2007 12:32)
Inona no tokony hatao mba ahafantarana fa tena fantatr'Andriamanitra isika?
29. Fanambinana ( 15/03/2007 14:46)
Fijo: mpandainga sy mpanendrikendrika ary mpanalabaraka olona ialahy. Tranon-dainga, io ny porofo.

Ny atao hoe fanalam-baraka dia ny fampitenenana olona iray (surtout filoham-piangonana) ny zavatra tsy noteneniny.

1. Tsy Kardinaly Razafindratandra tamin'ny taona 1987
2. Razafindratandra dia olona lava be.
3. Ny kardinaly tamin'ny taona 1987 dia ny Kardinaly Victor Razafimahatratra
4. Ny kardinaly Razafimahatratra dia mainty fa tsy zarazara.
5. Ny kardinaly Razafimahatratra izay kardinaly t@ 1987 dia tsy niasa tany Mahajanga tamin'io taona io.
30. booboo ( 15/03/2007 14:48)
:arrow:
31. Fanambinana ( 15/03/2007 14:51)
Fijo: mpandainga sy mpanendrikendrika ary mpanalabaraka olona ialahy. Tranon-dainga, io ny porofo.

Ny atao hoe fanalam-baraka dia ny fampitenenana olona iray (surtout filoham-piangonana) ny zavatra tsy noteneniny.

1. Tsy Kardinaly Razafindratandra tamin'ny taona 1987
2. Razafindratandra dia olona lava be.
3. Ny kardinaly tamin'ny taona 1987 dia ny Kardinaly Victor Razafimahatratra
4. Ny kardinaly Razafimahatratra dia mainty fa tsy zarazara.
5. Ny kardinaly Razafimahatratra izay kardinaly t@ 1987 dia tsy niasa tany Mahajanga tamin'io taona io.
32. booboo ( 15/03/2007 14:54)
:arrow:
33. Fanambinana ( 15/03/2007 18:16)
Averiko eto fa andriamatoa fijo dia sady feno fankahalana no tranon-dainga. Izay no mameno ny fiainany sy ny lohany, hita taratra izany amin'ny teny lazainy rehetra eto: endrikendrika, fanalana baraka, LAINGA
Io averiko eto ambany ny porofo tsy azony lavina intsony amin'ny maha olona MPANDAINGA azy.

Ny atao hoe fanalam-baraka dia ny fampitenenana olona iray (surtout filoham-piangonana) ny zavatra tsy noteneniny.

1. Tsy Kardinaly Razafindratandra tamin'ny taona 1987
2. Razafindratandra dia olona lava be.
3. Ny kardinaly tamin'ny taona 1987 dia ny Kardinaly Victor Razafimahatratra
4. Ny kardinaly Razafimahatratra dia mainty fa tsy zarazara.
5. Ny kardinaly Razafimahatratra izay kardinaly t@ 1987 dia tsy niasa tany Mahajanga tamin'io taona io.

Misaotra Rahery e
34. paris10 ( 15/03/2007 18:29)
mahavariana be reto ny mamaky ny serasera ato a!!!!!
35. niryna ( 16/03/2007 06:10)
prime:

Inona no tokony hatao mba ahafantarana fa tena fantatr'Andriamanitra isika?

Rehefa mandeha amin'ny lalana tsy tokony alehantsika isika ary nanantona azy ho mpitari-dalana antsika.Ny fanahiny dia hitoetra ato amintsika.Ary dia tsy hisy hanasaraka antsika ny fitiavany sy ny fitiavako Azy.
Ny ahafantarako Azy fa mahafantatra ahy Izy?
Ny ahy no ataoko dia ny mivavaka aminy ary midera Azy noho ny fahasoavana lehibe sy maro tsy voatanisa nomeny ahy sy ny ankohonako.Mangataka aminy foana koa aho mba omeny ahy ny fanahy masina hiara-dia amiko isan'andro.
Miresaka aminy aho amin'ny alalan'ny famakiana ny teniny,ny nofy izay omeny ahy,ary ny olona maro izay mila vonjy isan'andro izay hivavahako.
Ny fiainana iainako isan'andro tonga dia mahafantatra zavatra izay tsy ampoiziko foana aho.Ohatra sarotra be ny mitady fametrahana fiara aty aminay satria tapitra manana fiara daholo ny olona.Vao mivoaka ny toeram-piasako fotsiny aho dia efa misaotra azy noho ny fanomezany hery ahy nahavitako ny asako androany sy ny niarovany ahy tamin'ny fahavalo izay mety hisy.Mangataka aho mba ahita toerana ametrahako ny fiarako ary dia misy miteny hoe ary na atsia ..numeraon'ny arabe io,ary dia manaraka foana foana aho ka vao misy toerana banga eo amin'ilay lazainy dia misaotsaotra aho.Tsy indray mandeha io fa isan'andro.Anome porofo ny tsy fanarahako ny teniny aho? Tsy narahako ilay toerana efa in-maromaro ary dia lany lasantsy,lany adin'iray aho mijery toerana ary dia mifona aho:roll::cry:noho ny tsy nanarahako ny teniny.Eny e mety mino ny olona na mety tsy mino fa izay ny ahy.
Inona ny an'i prime?
36. fijo ( 16/03/2007 23:32)
io indray i fanambinana ray olona e.tena toetr akristianian ioary izay no tena tsy ankatoavako le kristianisma.io ny porofo ita maso
niryna,izahay aloha tsy nifinndran'ny finoany e.fa ny zavatra tsara ataony kosa dia noezahanay hoarahana
37. niryna ( 17/03/2007 06:22)
[quote=fijo]
io indray i fanambinana ray olona e.tena toetr akristianian ioary izay no tena tsy ankatoavako le kristianisma.io ny porofo ita maso

Aiza kosa fijo a,maninona rehefa manao zavatra tsy mifanaraka ny sasany ny olona iray ka fantatra hoe kristiana dia voa daholo izahay rehetra?Kanefa raha ny tsy mpino no manao zavatra dia tsy misy miteny hoe ireny no atao tsy mpino na ny tahaka izany:roll::?:
niryna,izahay aloha tsy nifinndran'ny finoany e.fa ny zavatra tsara ataony kosa dia noezahanay hoarahana

Ary dia midera anao manokana aho raha ny amin'izany,rehefa misy zavatra tsara ao amin'ny fiainanao dia tohizo hatrany ary mba te-hanaraka anao ny olona,raha manao zavatra ratsy kosa ianao dia tondron'ny olona molotra fotsiny saingy tsy misy hoe ireny hono anarany mba tsy mpino

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2646