Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Bita
(
13/03/2007 19:05)
Pilovera menan'i Jaojoby
Io indray ary e! .....Biz...
tohiny
novalian'i Bita ny 03/04/2007 17:39
karinah
(
13/03/2007 19:00)
mahatsikaiky ,hihi !
Sendra tafaresaka t@ na lehilahy izay aho hoa, de zao ny nataony, mba hitadiavana sipa izany izy hono, fa sanganehana be fa aty ivelany aty hono toa tsy mba misy vehivavy tsara (gasy) tarehy mihintsy:...
tohiny
novalian'i vale ny 14/03/2007 18:28
niryna
(
13/03/2007 16:58)
Inona no tombotsoa azoko sy ianao!!!
Maninona tokoa ny olona sasany no tsy mety mamela mihitsy e8O.Raha tazomina ao am-po ao foana ny zavatra nataon'ny olona ahy na ianao dia inona no tombotsoa?
Mety tsy nahatadidy ilay nataony taminao ...
tohiny
novalian'i niryna ny 17/03/2007 05:38
lapino
(
13/03/2007 16:24)
Maka sopapa ao amin'ny baiboly
Fa maninona ?
Heveriko fa tsara, raha ankinina amin'ny andinin-tsoratra masina mifandray aminy ny fihevitra manoloana zavatra iray. Ny antony dia satria noho izay voasoratra ao ihany.
[quote=II T...
tohiny
novalian'i prime ny 23/03/2007 11:06
ravakamalala
(
13/03/2007 14:50)
dinika vaovao
maninona kay raha asiana dinika vaovao mikasika ny reny ato? reny sy ny zazakely izany e! mifampizara traikefa am fitaizana zazakely sy ny vohoka ohatra, manontany torohevitra!
sa ve mety tsisy kil? ...
tohiny
novalian'i sipagasy ny 13/03/2007 17:00
xxx
(
13/03/2007 14:26)
fanontaniana
Hono hoa, ra bevoka v no minana stediril d misy fiantraikany ve? misaotra tompoko!...
tohiny
novalian'i xxx ny 20/03/2007 07:14
hery
(
13/03/2007 14:16)
Hoy Kardinaly?
Misy endrika fanalam-baraka ankolaka ihany eto amin'ny dinika Fivavahana sy Finoana rehefa misy resaka hoe Pretra sy Relijiozy tsy manambady. Tsy ny Pretra sy Relijiozy resahina no tiako lazaina eto f...
tohiny
novalian'i naritsimba ny 21/03/2007 12:19
booboo
(
13/03/2007 11:12)
Fihaonam-be Tily sy Mpana aty Erôpa
Efa fanao isa-taona ity raha ity fa @ ity taona hafa kely satria mandia ny faha-100 taona ny skotisma tsika.
[u]Toerana[/u] : St Martin-en-Haut (Lyon)
[u]Daty[/u] : 28 sy 29 aprily
[u]Mpandr...
tohiny
novalian'i ftma ny 19/03/2007 08:04
Drie
(
13/03/2007 11:03)
Iza marina
Mba mangataka ny tonin'io hira io azafady
misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 14/03/2007 14:23
rondros
(
13/03/2007 10:26)
efa ela
mba asehoy eto ny tononkira nangatahiko io...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/03/2007 12:23
sakaizakely
(
13/03/2007 09:58)
mampatahotra
Inona no zavatra efa nitranga taminareo ka tena nampatahotra sy nampivarahontsana anareo tokoa ?
...
tohiny
novalian'i niryna ny 16/03/2007 20:40
korotamby
(
13/03/2007 09:56)
hitady anao
manaona daholo,
saika mba hangataka tonokiran'i AMBONDRONA ilay hoe "hitady anao" raha mba misy manana azafady indrindra. Misaotra betsaka....
tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/03/2007 12:24
naej
(
13/03/2007 09:47)
RAIKITRA MAMPIDITRA JIRO @ IZAY NY JIRAMA
io ny lohateny lehibe teo @ gazety Ao raha omaly 12
mars laharana 0479.
7000 mahery no isan'ireo mpanjifa nanao famandrihana herinaratra tao @ jirama efa nahaloa vola. Efa manomboka tsikelikely ny ...
tohiny
novalian'i naej ny 14/03/2007 13:56
tsiaro7
(
13/03/2007 09:46)
Tonokira Tarika Mahaleo
Toa mijanona eo amin'ny litera "F" fotsiny ny tononkira hita, sa izaho no tsy mahay mampiasa ny tranokala. Mba mangataka ny torohevitra e!
Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i tsiaro7 ny 16/03/2007 15:51
salmo1
(
13/03/2007 09:22)
Tonga soa eto Europa
Karapanondro de vita.
rehefa mitety an'ity
[img]http://www.puntogal.org/web/images/stories/noticias/union_europea.gif[/img]...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/03/2007 05:27
Bita
(
13/03/2007 08:36)
Tovovavy jefijefy
Hay, ka manahoana daholo indray? Fa ny aty d salama , tsy mba misy vao2 fa mba mila sopapa io indray lay izy: Tovovavy jefijefy, kala fa fetsifetsy...... ho any an-tsaha..........Lehilahy mody, lehila...
tohiny
novalian'i Bita ny 20/03/2007 18:52
Fiffi
(
13/03/2007 08:31)
« La population musulmane, mise à l’index.
Miala tsiny raha @ teny frantsay.....
Réagissant au projet de Constitution élaboré par l’actuel régime, le président du parti PFDM Pierre Tsiranana a fustigé l’équipe de Ravalomanana d...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/03/2007 06:56
ramshet26
(
13/03/2007 08:25)
Mitandrema fa tena misy ny Cyber-escroquerie
[b]Mahasoa anao ity fa mazotoa mamaky ry Malagasy Mpiray Tanindrazana[/b]
Malagasy toa anao aho no manoratra etoana.
Iangaviako ianao mba hamaky hatramin'ny farany; ity misy [b]lahatsoratra momba ny...
tohiny
novalian'i HectorBlood ny 05/04/2007 07:26
LazaDaddy
(
13/03/2007 05:48)
maraina mivavaka, hariva mangalatra akoho
Mahonena ny mahita ny resaka ataon’ny sasany any @ dinika hafa any fa feno fialonana, fankahalana, fanompoan-tsampy sy fahavetavetana (na fankatoavana ireo). Kanefa rehefa eto @ resaka fivavahana sy...
tohiny
novalian'i prime ny 27/03/2007 06:59
perfect
(
13/03/2007 04:36)
mba mitady tononkiran'ny gmmc
tsy haiko ny tena lohateny fa misy ilay hoe: "jesoa no miantso anao" raha tsy diso koa ary aho,mahafinaritra ialay hira ka mba mitady ny toniny ny tenanay e!hi an'izay manana...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 13/03/2007 11:54
