mahatsikaiky ,hihi !

1. karinah ( 13/03/2007 19:00)
Sendra tafaresaka t@ na lehilahy izay aho hoa, de zao ny nataony, mba hitadiavana sipa izany izy hono, fa sanganehana be fa aty ivelany aty hono toa tsy mba misy vehivavy tsara (gasy) tarehy mihintsy:roll::-D:-D, de hoy aho hoe, ka andehana manao vankasy any madà zany raha ratsy dol ny aty:wink:, fa raha ny eto aloha de mahita aho, ary betsaka mihintsy,hihihih.. fa zaho tsy manana namana libre any madà fa saika efa nanambady doly.:-D
ny tsy azoko dia fa maninona no milaza an'izany lay lehilahy ? sa sao kosa mba izy no saro-tsarotiny ka tsy mety mahazaka.

novalian'i vale ny 14/03/2007 18:28
2. nikopol ( 13/03/2007 19:37)
hoy i karinah

sa sao kosa mba izy no saro-tsarotiny ka tsy mety mahazaka.


mety hoe tsy mety mahazaka fotsiny angamba no marimarina kokoa, fa tsy dia hoe sarotiny loatra
3. vale ( 13/03/2007 22:09)
:-D:-D:-D
4. karinah ( 13/03/2007 22:53)
nikopol::-D:-D lazainy fa ratsy dol hono ny sipa aty ivelany, :roll:tss.., tena mety tsy mahazaka marina fa aiza koa dia tsy mba hisy tsara kosa ve.:?;-)
5. patrick2002 ( 14/03/2007 03:36)
ratsy inona aloha ny sipa aty ivelany ? ratsy saina sa tarehy ,sa loha sa bika sa endrika sa fitondra-tena ,sa fitombenana :roll:
Izaho no fahazoako azy ,matetika ny bandy aty andafy dia mievitra fa simple be ny sipa any dago fa aleo any no maka ,foto-pisainana diso anefa ,satria ireo vehivavy gasy aty andafy ireo anie ,viavy tany dago ireo vao lasa taty eh! miova ny fisainana rehefa tonga eto satria miova tany .
6. karinah ( 14/03/2007 09:43)
zaho anie de gaga koa ry patrick eee, ny fisainana angaha de manaiky aho..:oops:
7. nikopol ( 14/03/2007 09:51)
raha vao olona no manao hoe " daholo " ny " zao sy zao" dia efa hafahafa zay :-D


8. kally ( 14/03/2007 11:00)
Lehilahy lehibe izy fa rehefa tsy mahay mitady ho an'azy aleo ho hitan'ny havany eo re e!
9. karinah ( 14/03/2007 11:11)
:-D:-D:-D
10. karinah ( 14/03/2007 11:12)
ny hadalàny,hihihi
11. karinah ( 14/03/2007 11:26)
nikopol: hihihihihihi, marina:^)
12. Kwasi ( 14/03/2007 12:43)
karinah:

...fa aty ivelany aty hono toa tsy mba misy vehivavy tsara (gasy) tarehy mihintsy:roll::-D:-D, de hoy aho hoe,





Dia nihomehy enao... nefa enao koa ange izany ao anatiny raha io filazany io e?=))
13. xxx ( 14/03/2007 13:33)
:-D:-D:-D
14. Samoana ( 14/03/2007 13:52)
asaivo maka bandy izy raha tsy mahay mikôty sipa intsony e:-D
15. vale ( 14/03/2007 18:28)
dain, de faly ery i xxx ,hihihihi

samoana: sao de mba pelaka marina!:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1533