Iza marina
1. Drie
(
13/03/2007 11:03)
Mba mangataka ny tonin'io hira io azafady
misaotra mialoha
misaotra mialoha
novalian'i ari.malala ny 14/03/2007 14:23
3. ari.malala
(
14/03/2007 07:32)
Manontany aho, @ fo mado, tsy te hiady fitia aho
Iza no ao amponao
Manontany aho, manontany ny momba ahy
Dia ho izy sa izaho no ao anaty fonao
Fa tsy hay, tena tsy hay
Iza marina no tena tinao
Tsy ho roa fa tsy maintsy ho iray ka tsy hay tena tsy hay
Aza ela, aza ela ry tiako
misy fetrany iany izao fijaliako izao
Aza ela, aza ela miandry aho
mba hieverako tena rehefa tena tsy tianao
Fa tsy hay, tena tsy hay
Iza marina no tena tinao
Tsy horoa fa tsy maintsy ho iray ka tsy hay tena tsy hay
Melky

5. cmbolatiana
(
14/03/2007 11:03)
Misy rectifier-ko kely fotsiny amin'io
Aza ela, aza ela na tia tena
misy fetrany ihany izany fijaliako izany
Aza ela, aza ela miandry aho
mba hieverako tena rehefa tena tsy izy aho
Aza ela, aza ela na tia tena
misy fetrany ihany izany fijaliako izany
Aza ela, aza ela miandry aho
mba hieverako tena rehefa tena tsy izy aho