Tovovavy jefijefy

1. Bita ( 13/03/2007 08:36)
Hay, ka manahoana daholo indray? Fa ny aty d salama , tsy mba misy vao2 fa mba mila sopapa io indray lay izy: Tovovavy jefijefy, kala fa fetsifetsy...... ho any an-tsaha..........Lehilahy mody, lehilahy mody izao no famindrako(2) Dia merci d'avance indray ary Biz dahol
novalian'i Bita ny 20/03/2007 18:52
2. Fiffi ( 13/03/2007 08:49)
tsy hainao ve hoe iza no mihira azy ? sao de Bessa ?
3. pissoa ( 13/03/2007 10:13)
http://serasera.org/tononkira/?rub=tononkira/hira&id=2774

:-D:-D:-D
4. Fiffi ( 13/03/2007 12:25)
:oops:
5. Bita ( 13/03/2007 18:52)
De tena faly ndray ny tary nahazo izay ilaina ka misaotra indrindra fa de ny @ manaraka indray no jerena... B reve daholo Biz ary manahoana ny fangalana ireo lohan'ol ireo fa tena tara ny aty?
6. sitlo ( 14/03/2007 14:47)
:-D:-D
7. Bita ( 20/03/2007 18:52)
ka omeo sopapa hangalako ireo lohan'olona ireo aho lesy e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0545