Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
adidy ( 16/03/2007 12:54)
RNS
Iza indray no handeha RNS:lol::lol:... tohiny
novalian'i sipagasy ny 16/03/2007 14:43
haryr ( 16/03/2007 12:43)
Maso mifanojo
Mba mangataka zay manana ny tonon io hira io .Dia misaotra mialoha e!... tohiny
novalian'i haryr ny 19/03/2007 12:06
sahol ( 16/03/2007 10:48)
salut doly
salut doly tena namana vao2 be za ka inona no azoko hatao fa mbola tsy mahay na inn na inn ? nahavita an'ito kalou d mba milay ! misaotra anareo biz... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/03/2007 06:59
salmo1 ( 16/03/2007 10:35)
Adoption
izaho saika nanana anabavy kely 2años malgasy. Tsy nomeny fitsarana fa misy taratasy tsy mety... :oops::snif: ... tohiny
novalian'i xxx ny 15/04/2007 16:42
luciana5 ( 16/03/2007 08:44)
efa very tadi poitra sy tapi dala kaleha vao manambady vazah
za aloha ry zareo , lasa fisainana hoe kala be na milay be ny manambady vazaha??:roll: za sipa tsy ratsy,fa ze vaza nandramako, be credit sy tsy ahoana akory, fa manafina fotsiny reo gasy sipa ave... tohiny
novalian'i xxx ny 17/04/2007 12:01
sakaizakely ( 16/03/2007 08:36)
maninona kay
Rehefa misy rombo dia lasa lavitra be ny dinika ? Fa rehefa dinika tsotsotra tsy misy adiady dia hoatran'ny tsy dia manaitra loatra ? Gaga an'ilay resak'e... atsy @ ambadika atsy manko aho fa tena ... tohiny
nikopol ( 16/03/2007 08:19)
JP II : fihetsika kristianina
Ny zavatra anisan'ny nahamarika ahy, dia tamin'i Papa Jean Paul II niahona tamin'ilay bandy nikatsaka ny hamono azy iny. Tony dia tony ny endriny, ary mbola feno fitiavana sy compréhension teny amin'... tohiny
Tahiry ( 16/03/2007 05:27)
Hanitra Ranaivo
Salu dôly, sô mba mis manana lé "Lay bamdy niady taminao Nilaza fa hoe hilalao Fa tsy mila afatotrao intsony..." Hiran'i Hanitra Ranaivo OK dôly... tohiny
niryna ( 16/03/2007 04:51)
Aza manao fanampahankevitra goavana rehefa tezitra!!
Ny fahatezerana hono dia misy antony maro no mety mahatonga izany.Raha tena zohina anefa dia anisany iray,tsy manao izay tian'io olona tezitra ny olona hafa ka io no mahatonga ny fahatezerana. Mety n... tohiny
novalian'i tolona ny 10/04/2007 01:05
niryna ( 16/03/2007 04:41)
Rarana mafy ny manary fako fa ho saziana izay azo!!
Inona no petadrindrina nampihomehy anareo indrindra? Sendra nihinana sakafo maivana izahay teny amin'ny hotely ambanivohitra .Maro moa ny mpividy no mifamezivezy ary dia samy mihinana mofo sy kafe eo... tohiny
novalian'i niryna ny 16/03/2007 20:47
fijo ( 16/03/2007 01:36)
lalampanorenana sy ny fanovana
mba nanaraka sy liana tamin'ity resaka lalampanorenana ity ny tenako.ka tena gaga ary mahatsapa,fa raha toa ka hoe mba ahafahana mampiatra ny MAP no antony hanovana azy,dia itako hoe tsy mety. satria... tohiny
novalian'i HESHA ny 26/03/2007 13:53
mandrak ( 15/03/2007 22:12)
fasana misy mot de pasy
nareo vé mino ny maty? ty misy tantara marina akiray Tsy zany mantsy fa misy fasana akiray zay any @ faritra bongolava (miarinarivo itasy) any tsy mivoha raha tsy itenenana ratsy (ohatra oé:or... tohiny
novalian'i mandrak ny 19/03/2007 21:38
simplex ( 15/03/2007 22:01)
satana
adihevitra momba an'i satana: * misy fiangonana na eglizy na tsy haiko ze mety ho anarany an'i satana ve? * misy baiboly kely misy ny doctrine na constitution fondamentale, misy ny fampianarana... tohiny
novalian'i prime ny 19/03/2007 09:48
luciana5 ( 15/03/2007 19:59)
probleme , mba omeo hevitra azafady!!!
manana olona miaraka amiko aho izao, dia tena tiako tokoa izy, fa ny olana de gaga nareo hoe ahoana koa zany , de izao: tsy mahavita n inona mihitsy za fa manaiky ze tiany atao rehetra! tsy mahateny... tohiny
novalian'i Vahinala ny 21/03/2007 10:02
nikopol ( 15/03/2007 16:47)
Divorsa
Misy ve ilay hoe mi-reussiran'ny divorsany ? ... tohiny
novalian'i nikopol ny 22/03/2007 09:29
Rhella ( 15/03/2007 16:38)
recherche
slt daholo ! Mba mila soso-kevitra azafady, site inona kay no mety ahitana recherche momba ny tanora malagasy ? Misaotra ... tohiny
novalian'i Tenio ny 16/03/2007 12:31
nikopol ( 15/03/2007 15:50)
atoditarina
Misy olona hono rehefa milelaka atoditariana dia lasa miova toerana ilay izy? mety marina ve izany ?... tohiny
novalian'i niryna ny 19/03/2007 04:51
malalarica ( 15/03/2007 15:46)
mitady fanampina
mba te hahazoinformation momba ny fafa za ilay mpihira vehivavy:ny taloha sy ny ankehitriny azafady ... tohiny
malalarica ( 15/03/2007 15:43)
hafatra ooooo!
slt tena tsy azokomihintsy hoe maninona no lazainy ty site ty foana hoe tsy ampy ny fanazavana momban'ahy nefa efa feno daholo ny case rehetra?mba valio azafady hoe!:(... tohiny
novalian'i rush ny 16/03/2007 14:45
soanja ( 15/03/2007 15:41)
Alika mihinana mofo.
Mahagaga ahy ilay fomba fiteninay tany ambanivohitra lavitra be zay hoe :"Alika mihinana mofo rea!" rehefa mahita sipa manja be miaraka amin'ny bandy heverin'ny rehetra fa ratsy tarehy na tsy bogosy. ... tohiny
novalian'i soanja ny 21/03/2007 04:27
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.7355